Mahatsiaro ny fahazazana
143. rurik
(
24/11/2005 20:14)
ka za angaha nahay le dikany @france fa mot à mot e izao mamaky izao aho voa mahalala ny dikany hi hi hiizay anie no nahatsara ity lalao ty e izao vao mahalala ny tena dikan'ny hira taloha
fa misaotra an'i Fiffi ihany aloha ee
fa misaotra an'i Fiffi ihany aloha ee
144. rurik
(
24/11/2005 20:17)
ary le we
ty lohako ty
ty lohako ty
loha mila satroka satroka mila loha
aoka razanany eeeeeeeee
aoka razanany aaaaa
ty tanako ty
ty tanako ty
tanana mila peratra
peratra mila tanana
aoka razanany eeeeeeeee
aoka razanany aaaaaaaaa
dia ohatran'izay atrany
ny tongotra mila kapa
kapa mila tongotra
ty lohako ty
ty lohako ty
loha mila satroka satroka mila loha
aoka razanany eeeeeeeee
aoka razanany aaaaa
ty tanako ty
ty tanako ty
tanana mila peratra
peratra mila tanana
aoka razanany eeeeeeeee
aoka razanany aaaaaaaaa
dia ohatran'izay atrany
ny tongotra mila kapa
kapa mila tongotra
146. akamatiana
(
25/11/2005 05:45)
ty misy fa tsy tadidiko ny volou kle !
..............
..............
..............
nangouraka beuuh ny fouko
ny anarany tsadinokouuu
ô ry lery ô! ô ry lery ô
ô ry lery ô tikou enao
enao enao enao
enao
..............
..............
..............
nangouraka beuuh ny fouko
ny anarany tsadinokouuu
ô ry lery ô! ô ry lery ô
ô ry lery ô tikou enao
enao enao enao
enao
147. Mael
(
25/11/2005 06:10)
ny ahy lesy zalahy ny zavatra mbô tadidiko tamin'izany fahazazana izany dia ilay mipipy an'i dadabeanay a!!:lol:, dé hoy izizy lery tamin'izany hoe ilay kisoa lahy zanaky ny zanako ity, boriko eo indray io bibity kelin'alh io fah!!!:twisted::twisted:.
148. Mael
(
25/11/2005 06:15)
ny ahy lesy zalahy ny zavatra mbô tadidiko tamin'izany fahazazana izany dia ilay mipipy an'i dadabeanay a!!:lol:, dé hoy izizy lery tamin'izany hoe ilay kisoa lahy zanaky ny zanako ity, boriko eo indray io bibity kelin'alh io fah!!!:twisted::twisted:.
149. ari.malala
(
25/11/2005 07:15)
akamatiana:
ty misy fa tsy tadidiko ny volou kle !
..............
..............
..............
nangouraka beuuh ny fouko
ny anarany tsadinokouuu
ô ry lery ô! ô ry lery ô
ô ry lery ô tikou enao
enao enao enao
enao
bômbô sigarety e, sigarety tokana
bômbô sigarety e, sigarety tokana
mihetsika bômbô sigarety e, mihetsika bômbô sigarety e
misy ankizivavy iray
niaranianatra t@nay
nangouraka beuuh ny fouko
ny anarany tsadinokouuu
ô ry lery ô! ô ry lery ô
ô ry lery ô tikou enao
enao enao enao
enao
150. Fiffi
(
25/11/2005 07:15)
Veloo: ao aloha miheritreritra tsara fa ho tonga ho azy tsikelikely ao io ka! de rehefa mahatadiddy kely tonga de soratana @ brouillon kely aloha , izay aloha no fanaovako azy e! de avy eo tonga eto aho mandika fotsiny sisa:D
Mael: mba mahita hatao ko nareo zany an! mbola tsy naheno na nahita izany indray aho hoe hipipizana ny olona :evil:
Mael: mba mahita hatao ko nareo zany an! mbola tsy naheno na nahita izany indray aho hoe hipipizana ny olona :evil:
151. rurik
(
25/11/2005 08:18)
ary le we
milaza anarana olona tiana dia asina ilay anarana sigara melie raha vahivavy dia we anarana lehilahy dia asina hoe na melia anarana sigara io an.
dia ilay mifanenga aaknjo dia milaza we manga ny lanitra na fotsy ny lanitra adala kely taloha eeeee lol
milaza anarana olona tiana dia asina ilay anarana sigara melie raha vahivavy dia we anarana lehilahy dia asina hoe na melia anarana sigara io an.
dia ilay mifanenga aaknjo dia milaza we manga ny lanitra na fotsy ny lanitra adala kely taloha eeeee lol
152. rurik
(
25/11/2005 08:21)
dia ilay hira we ko
Aiza ho aizan'ny ry vohitra iry e
No misy ny tanana anay an
Aiza ho aizan'ny ry vohitra iry e
No misy ny tanana an nay an
malahelo an'i dada aho we
malahelo an'i neny aho we
iry iry iry ny tananarivo fa tsy misy ny mampitomany
Aiza ho aizan'ny ry vohitra iry e
No misy ny tanana anay an
Aiza ho aizan'ny ry vohitra iry e
No misy ny tanana an nay an
malahelo an'i dada aho we
malahelo an'i neny aho we
iry iry iry ny tananarivo fa tsy misy ny mampitomany
153. Mael
(
25/11/2005 11:04)
fiffy a! tena kozy io lazaiko io é, :D za mantsy efa lehibe é ihany vao natao didi poitra dia tadidiko tsara fa i lery mihintsy no niseho ho rôle nitazona ahy tamin'izany :roll:, fa avy eo kosa raha vao variana matory tsara iny tonga dia , ptsssfffff hoy ny pipian'ny boay kely:-D:-D:-D:-D, ,io lo no tena sovenir tsaroako teo amin'ny fahazazako é,
154. Fiffi
(
25/11/2005 13:21)
nahatsiaro ity indray aho
-polichinelle
monte à l'echelle
dans un bareau
et plouf! dans l'eau
-polichinelle
monte à l'echelle
dans un bareau
et plouf! dans l'eau
155. Fiffi
(
25/11/2005 13:24)
ary ity misy anakiray sainga misy tsy tadidiko fa mba ampio izay mahatadidy
i Dada sy i Nany ireo ray aman-dreny
Nifola-damosina ho anay ireny
I neny nitaiza, nibaby , nanasa
I Dada isan'andro torovana niasa.........(mba tohizo
i Dada sy i Nany ireo ray aman-dreny
Nifola-damosina ho anay ireny
I neny nitaiza, nibaby , nanasa
I Dada isan'andro torovana niasa.........(mba tohizo
156. lapino
(
25/11/2005 14:21)
Efa nataonay sy rurik tery ambony io, fa tsy mitovy kely:
Dada sy Neny malalako izay
Dia fola-damosina ery taminay
I Neny nitaiza sns
Dada sy Neny malalako izay
Dia fola-damosina ery taminay
I Neny nitaiza sns
157. Fiffi
(
25/11/2005 17:42)
lapino: kay tokoa efa misy ery ambony ery fa tsy tazako, sao de neveriko aza hoe izy iry ambony ry ô!
ity indray misy anakiray:
izao re no lalao mahafinaritra
ka nahagaga sy nahatsikaritra
reo dihy Malagasy fanao fahiny
mbola averina ankehitriny
lalao kanto tsy misy tsiny
ka nahatsikaritr'ireo fahiny
tsipy sandry! ratsa-tanana
dihy soroko manavanana
raha lalao , no hatao , efa mahazatra anao eh!
raiso ny lambanao ka rahatsio zany tananao
dihizo @ izao , k'hafolahy zany sorokao
ny lamba no hazarizoro, fa zatra fa tsy hatoro
ny loha no adoladola, .................
lahy eh! rohy eh! lahy eh!
tralala!
lahy eh! rohy eh! lahy eh!
Lalao mahafinaritraaaaaaaaa!!!!!!!
ity indray misy anakiray:
izao re no lalao mahafinaritra
ka nahagaga sy nahatsikaritra
reo dihy Malagasy fanao fahiny
mbola averina ankehitriny
lalao kanto tsy misy tsiny
ka nahatsikaritr'ireo fahiny
tsipy sandry! ratsa-tanana
dihy soroko manavanana
raha lalao , no hatao , efa mahazatra anao eh!
raiso ny lambanao ka rahatsio zany tananao
dihizo @ izao , k'hafolahy zany sorokao
ny lamba no hazarizoro, fa zatra fa tsy hatoro
ny loha no adoladola, .................
lahy eh! rohy eh! lahy eh!
tralala!
lahy eh! rohy eh! lahy eh!
Lalao mahafinaritraaaaaaaaa!!!!!!!
158. Fiffi
(
25/11/2005 17:47)
dia ahoana moa ilay lalao @ vat , "isa-dimy sa isa-folo " no anarany ?sa hoe "ara-dimy sa ara-folo" ?
misy vatokely 5 aloha e! avieo
ara-1=atsipy ny vato 1 de angalana ny ambiny
ara-2=atsipy ny vato 1 de raisiny tsiroa roa
ara-3..........................tsy tadidiko
misy vatokely 5 aloha e! avieo
ara-1=atsipy ny vato 1 de angalana ny ambiny
ara-2=atsipy ny vato 1 de raisiny tsiroa roa
ara-3..........................tsy tadidiko
159. diamondra27
(
25/11/2005 18:02)
f'ahoana no tsy nivoaka ny nosoratako?
hira ity:
lalao e lalao a
lalao e ny any aminay lalao a 2X
raha sendra nade tany tananarivo ka hoy ahoe
nahita volalo arivarivo ka hoy aho e!
lalao e lalao a
lalao e ny any aminay lalao a......
_____________________________________
diavolana fenomanana takariva
tsy mba sosotra na be fahoriana
oooo mbay lalana e, mbay lalana ........
hira ity:
lalao e lalao a
lalao e ny any aminay lalao a 2X
raha sendra nade tany tananarivo ka hoy ahoe
nahita volalo arivarivo ka hoy aho e!
lalao e lalao a
lalao e ny any aminay lalao a......
_____________________________________
diavolana fenomanana takariva
tsy mba sosotra na be fahoriana
oooo mbay lalana e, mbay lalana ........
160. lapino
(
25/11/2005 18:08)
Ity te.. "s" manko e, aleo haverina :)
Ity semboko ity e omeko anao malala a ...
Fa kilalaon'ankizy ireny sy le "lalao e " fa hirahiran'ny radio madagasikara tam'zany
Ity semboko ity e omeko anao malala a ...
Fa kilalaon'ankizy ireny sy le "lalao e " fa hirahiran'ny radio madagasikara tam'zany