Mahatsiaro ny fahazazana
101. diamondra27
(
23/11/2005 16:04)
ty le izy e!
o i o ndeha hianatra izahay
ny andronay tanora ny fianaranay
.........(trou de mémoire njay ty marina :-w:-w:-w)
ndeha hianatra izahay
o i o ndeha hianatra izahay
o i o ndeha hianatra izahay
ny andronay tanora ny fianaranay
.........(trou de mémoire njay ty marina :-w:-w:-w)
ndeha hianatra izahay
o i o ndeha hianatra izahay
102. rurik
(
23/11/2005 16:26)
diamondra27 an mba tadidiko kely io misy diso ny anao hi hi
to we
ôi ônde hiantra izahay
ôi ônde hianatra izahay
ny andronay tanora
ny andro mahamora
ny fianaranay
nde hianatra izahay
ô i ô^nde hianatra izahay
to we
ôi ônde hiantra izahay
ôi ônde hianatra izahay
ny andronay tanora
ny andro mahamora
ny fianaranay
nde hianatra izahay
ô i ô^nde hianatra izahay
103. rurik
(
23/11/2005 16:28)
dia ilay we
Midona moramora
Ny any ankaratra any
Manembona isanora
ny any avaratra any
asa moa raha misy tohiny na tsia fa tsy tadidi tsony
Midona moramora
Ny any ankaratra any
Manembona isanora
ny any avaratra any
asa moa raha misy tohiny na tsia fa tsy tadidi tsony
104. Fiffi
(
23/11/2005 17:12)
o ! ry daiamondra27 a! ndry koa dia tsy mijery an! io mihintsy ny voalohany nataoko sady complet be ilay izy , jereo ange ery a@ farany ambony ery e!
O!i!o! andeha hianatr'izahay
sady ao daholo ka!
madio manganohano mba tazano !
ny ....... ao pangalana
vohizo ! manafo !
vohizo ! manafo!
ny lakana manafo , andeha hanarato , vohizo manafo ! vohizo!!!!!
O!i!o! andeha hianatr'izahay
sady ao daholo ka!
madio manganohano mba tazano !
ny ....... ao pangalana
vohizo ! manafo !
vohizo ! manafo!
ny lakana manafo , andeha hanarato , vohizo manafo ! vohizo!!!!!
105. Fiffi
(
23/11/2005 17:17)
ie! ie ! ranomasina
ie! ie! ranomasina
ie! ie rano ! ie! ie! rano
ie! ie! ranomasina
raha sendra maka akorandrika
tandritandremo tsara re isika
fa io ranomasina io sy misangy
fa refa lasany any mampamangy
io ranomasina io tsy misangy a!
ie! ie! ranomasina
ie! ie rano ! ie! ie! rano
ie! ie! ranomasina
raha sendra maka akorandrika
tandritandremo tsara re isika
fa io ranomasina io sy misangy
fa refa lasany any mampamangy
io ranomasina io tsy misangy a!
106. Fiffi
(
23/11/2005 17:20)
ia! o! o! ndeha lalao lakana ry lahy
ia! o! o! eny amorom-parihy
zaho valiha ianareo lokanga
hiara-diha fa samy manga
vohizo aingana ra-zandry
fa reo zoky efa sasa-miandry
doladola e! miamgola e!
raha mitsiky ianareo
kalokalo ny anay
totorebika ve ?
malagasy izahay
zany lohanao e!
miangolangola e!
tsy milefy ary koa tsy mitola!
ia! o! o! eny amorom-parihy
zaho valiha ianareo lokanga
hiara-diha fa samy manga
vohizo aingana ra-zandry
fa reo zoky efa sasa-miandry
doladola e! miamgola e!
raha mitsiky ianareo
kalokalo ny anay
totorebika ve ?
malagasy izahay
zany lohanao e!
miangolangola e!
tsy milefy ary koa tsy mitola!
107. Fiffi
(
23/11/2005 17:24)
migodogodona tsy hanitsaka ny fihavinay
jereo kely raha toa tsy fantatrao
mihazakazaka tsy hanitsaka ny fihavinay
jereo kely raha toa tsy fantatrao
hoafaifay e! hofahifahy fa aza maika e!
eny ry lahy! zany zahay raha miditra eto!
samy tanora! samy tanora tsy lanypaika e!
eh! ry lahy ! raha tazanina mampisento!
raha milofika ny zozoro
tsofin'ny rivotra ka mikolo
zava-tsoa no manambara
ny firaisana re no tsara
o! o! o! o! o !
jereo kely raha toa tsy fantatrao
mihazakazaka tsy hanitsaka ny fihavinay
jereo kely raha toa tsy fantatrao
hoafaifay e! hofahifahy fa aza maika e!
eny ry lahy! zany zahay raha miditra eto!
samy tanora! samy tanora tsy lanypaika e!
eh! ry lahy ! raha tazanina mampisento!
raha milofika ny zozoro
tsofin'ny rivotra ka mikolo
zava-tsoa no manambara
ny firaisana re no tsara
o! o! o! o! o !
108. Fiffi
(
23/11/2005 17:26)
mba tadidin areo ve ireo hira 2 ireo teny @ mahamasina ?manao jupe bleu foncée sy amboniny fotsy!
109. akamatiana
(
23/11/2005 17:51)
d mbola misy koa le hoe petite e fa tsy tadidiko ny tohiny fa tohizo izay mahay, misy hoe meli, mela, skou, skou skou avec le bou bou bou avec le skoubidou, hi hi hi tsy tadidiko ry reto an
Petite se lekapitaly e
kapitaly e de mavie
se lekapilay e kapitaly e
demavieee
meli mela
mela meli
skou kou kou
aveke dou dou dou
aveke skou aveke dou
aveke skoubidou
111. akamatiana
(
23/11/2005 17:57)
le l mifampikôty de avaly wee
Rozy mavokely
apina daliah
zah mbola kely
ka tsy tia lehilah
hihiihhih
Rozy mavokely
apina daliah
zah mbola kely
ka tsy tia lehilah
hihiihhih
112. Fiffi
(
23/11/2005 18:03)
I Dada sy Neny rehefa miteny
Tsy maintsy hajaina fa fototrin'ny aina
Matoa lasa ambony reo mamy ny fony
Fa i Dada sy Neny , no fototr'ireny
Tsy maintsy hajaina fa fototrin'ny aina
Matoa lasa ambony reo mamy ny fony
Fa i Dada sy Neny , no fototr'ireny
113. akamatiana
(
23/11/2005 18:04)
sélésélé dôro de maklarinety ô!
asipapa esa esa
tralala
asipapa esa esa
tralala
Izy iny ô ô!
Iza iny ô ô!
parapanety ô
parapanety
ôpa ôpa ôpa
ôplaaaaaaaaaa!!
asipapa esa esa
tralala
asipapa esa esa
tralala
Izy iny ô ô!
Iza iny ô ô!
parapanety ô
parapanety
ôpa ôpa ôpa
ôplaaaaaaaaaa!!
114. Fiffi
(
23/11/2005 18:05)
ity misy anakiray fa tena tsy tadidiko loatra.
Ry Neny o! ry Neny tiako
Ianao no hifaliako............
Ry Neny o! ry Neny tiako
Ianao no hifaliako............
116. Fiffi
(
23/11/2005 18:08)
Ho tahiana anie i Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
(ho tohizako fa mbola misy trou de mémoire kely izy zany)
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
Sy ny kintana amam-bolana
(ho tohizako fa mbola misy trou de mémoire kely izy zany)
117. Fiffi
(
23/11/2005 18:43)
O! ry namana rehetra an! tena tapaka ny tsinaiko ato fa tadidiko tampoko ity. Dia hoe mba traduiseo kely @ teny frantsay hoe ity ?
"ravintoto tratra maraina , tsara ery"
"feuille de manioc poitrine matin , bon là bàs"
"ravintoto tratra maraina , tsara ery"
"feuille de manioc poitrine matin , bon là bàs"
118. lapino
(
23/11/2005 18:48)
:-D:-D:-D
Ty koa no tadidiko miaraka @ sipakely:
Sématain de masambrete
Masambrete dilaô
Sémésémé dimenazé
Anjouan opiano
Do re mi fa so la si do
Ary nareo ve mbola mahatadidy ny ara-4 sy ara-3 amin'ny kifanga?
Ty koa no tadidiko miaraka @ sipakely:
Sématain de masambrete
Masambrete dilaô
Sémésémé dimenazé
Anjouan opiano
Do re mi fa so la si do
Ary nareo ve mbola mahatadidy ny ara-4 sy ara-3 amin'ny kifanga?
119. Fiffi
(
23/11/2005 18:53)
(tohiny i Neny fa tadidiko tampoka)
Dia i Neny izay nanoro sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena mihavaka
Ny tananao manambitamby
Lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie i Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra mitsiky
Sy manoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Angatahiko mihintsy
mba ho eo hatrany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria raha eo ianao tsy hakana fitoviana
Fa ny kamboty mbola kely no
Tena fara-fahoriana.
(dia mihira na mihaino io hira io eo amorom-patana sady mitomany)
Dia i Neny izay nanoro sy nampianatra nivavaka
No angatahiko amin'ny Ray
Ny fitahiana tena mihavaka
Ny tananao manambitamby
Lamosinao mpibaby
Ny tratranao fiondanana
Nahitako fiadanana
Ho tahiana anie i Neny
Ireny rehetra , rehetra ireny
Hivavahako mihintsy
Ny any ambony mba hitahy
Ireo molotrao izay efa zatra mitsiky
Sy manoroka
Mbola ho tahiana koa
Ireo masonao manganohano
Rehefa misy halahelo
Dia tony dobo feno rano
Angatahiko mihintsy
mba ho eo hatrany an-danitra
Ny havelomanao ry Neny
Raha sendra tsy aharitra
Satria raha eo ianao tsy hakana fitoviana
Fa ny kamboty mbola kely no
Tena fara-fahoriana.
(dia mihira na mihaino io hira io eo amorom-patana sady mitomany)
120. akamatiana
(
23/11/2005 19:29)
tao an-tranony ilay omby manga
no indro nahita tery am bozaka
ty bitro kely nihazakazaka
nandondona sy nanao oe
omby omby vohay aho e!
indro ny mpiaza mitady hamono
bitro ô bitro ô
midira aty
Raiso ny tanako avia
no indro nahita tery am bozaka
ty bitro kely nihazakazaka
nandondona sy nanao oe
omby omby vohay aho e!
indro ny mpiaza mitady hamono
bitro ô bitro ô
midira aty
Raiso ny tanako avia
