Mahatsiaro ny fahazazana
1. Fiffi
(
19/11/2005 08:51)
Manahoana daholo , andao ary isika hiverina kely t@ fahazazana , dia mba tohizo izay mahay ......
O! i! o! ndeha hianatra izahay
Ny andronay tanora
No andro mahamora
Ny fianaranay
Nedeha hianatra izahay
O!i!o!
Ndeha hianatra izahay.
O!i!o! ny hazakazakay
Zahay tsy mahalala
Ny andro mamanala
Ny hazakazakay
No manafana anay
O!i!o! ndeha hianatra izahay
(mahafinaritra e?) dia mba tohizo izay mahay.Misaotra
O! i! o! ndeha hianatra izahay
Ny andronay tanora
No andro mahamora
Ny fianaranay
Nedeha hianatra izahay
O!i!o!
Ndeha hianatra izahay.
O!i!o! ny hazakazakay
Zahay tsy mahalala
Ny andro mamanala
Ny hazakazakay
No manafana anay
O!i!o! ndeha hianatra izahay
(mahafinaritra e?) dia mba tohizo izay mahay.Misaotra
novalian'i efamira ny 21/09/2015 10:12
2. bozimanga
(
19/11/2005 09:54)
mandihiza rahitsikitsika hianaranay(2)
hianaranay (2)mandihiza rahitsikitsika hianaranay raha fararano ô mandihiza ô ;mandihiza ô
mandihiza rahitsikitsika.
hianaranay (2)mandihiza rahitsikitsika hianaranay raha fararano ô mandihiza ô ;mandihiza ô
mandihiza rahitsikitsika.
3. Dezy
(
19/11/2005 11:20)
Rankizy Malagasy ooo
Menara taratasy sotroy ny toaka gasy
Soa manarangarana
Ao anaty tantatra
4. Fiffi
(
19/11/2005 13:48)
Dezy : dia ahoana indray izany hisotro toaka gasy zany ? io kosa ve dia fampianarana e! :?:
5. Fiffi
(
19/11/2005 13:50)
Ity indray ary misy anakiray :
Tsikirity roa mitety ravinkazo
Ny tenintsika roa , tsy mifankahazo .
Tsikirity roa mitety ravinkazo
Ny tenintsika roa , tsy mifankahazo .
6. Fiffi
(
19/11/2005 13:54)
Ary ity ?
Zaza tia madio izahay
Tia madio , tia madio
Zaza tia madio izahay
Madio ny tanananay
Zaza manasa tanana
Madio ny tananay
Zaza manasa tongotra
Madio ny tongotray
Zaza mamaky boky e!
Boky e! boky
Zaza tia fianarana
Mamaky boky izahay
Zaza tia vavaka , vavaka vavaka
Ry Jesosy Tompo o !
Tahio ny zandrinay
Zaza tia madio izahay
Tia madio , tia madio
Zaza tia madio izahay
Madio ny tanananay
Zaza manasa tanana
Madio ny tananay
Zaza manasa tongotra
Madio ny tongotray
Zaza mamaky boky e!
Boky e! boky
Zaza tia fianarana
Mamaky boky izahay
Zaza tia vavaka , vavaka vavaka
Ry Jesosy Tompo o !
Tahio ny zandrinay
7. Fiffi
(
19/11/2005 13:56)
ary ity misy anakiray fa somary tsy tadidiko loatra ka mba tohizo azafady o !
Raha misy manome , zavatra ho anao
Kingaha miteny hoe " misaotra Tompoko o !...........
Raha misy manome , zavatra ho anao
Kingaha miteny hoe " misaotra Tompoko o !...........
8. Bariry
(
19/11/2005 14:06)
Inty kouh misy anankiray :
Iza ry ambony iry ô
Zah ihany eh ty ô,
Maninona eny e njy ô,
zah mikotrika atody ô,
Firy ny atodinjy ô?
........?????????
Tohizo nge hoe....
9. pissoa
(
19/11/2005 14:59)
bariry >
(misy tsy hay kely alou - dia avy eo)
mba omeo iray aho ky.
koa raha mba mikotrika njy
mikotrika ihany aho fa tsy mahavanona ....
????
fa 'ty kou misy iray
Ny saka sy ny totozy
Indray mande ty saka hono,
Nantsoin'izay totozy zay:
Ndeha isika samy hatono,
Ka ho hita izay tsy may.
Ny totozy no aloha,
Nototofana kitay ,
Anjaso anjaso hoy izy aloha ...
Miady lavaka izy izay .
Ooops, tohizo ze mahay fa tsy tadidiko tsony :(
(misy tsy hay kely alou - dia avy eo)
mba omeo iray aho ky.
koa raha mba mikotrika njy
mikotrika ihany aho fa tsy mahavanona ....
????
fa 'ty kou misy iray
Ny saka sy ny totozy
Indray mande ty saka hono,
Nantsoin'izay totozy zay:
Ndeha isika samy hatono,
Ka ho hita izay tsy may.
Ny totozy no aloha,
Nototofana kitay ,
Anjaso anjaso hoy izy aloha ...
Miady lavaka izy izay .
Ooops, tohizo ze mahay fa tsy tadidiko tsony :(
10. Fiffi
(
19/11/2005 15:17)
Bariry : io ny tsy ampy teo , dia tohizana an'i pissoa , saingy tsy tadidiko ny tohiny fa tena tsara be koa io an!
Firy ny atodindry ?
Telo sy efatra hiany
Mba omeo iray aho akia
Koa raha mba mikotrika indry?
mikotrika hiany aho fa tsy mahavanona.........(mba tohizo o!)
Firy ny atodindry ?
Telo sy efatra hiany
Mba omeo iray aho akia
Koa raha mba mikotrika indry?
mikotrika hiany aho fa tsy mahavanona.........(mba tohizo o!)
11. Fiffi
(
19/11/2005 15:21)
Ity indray ary misy anakiray.
Do , do , do , iza izao ?
Izaho hiany
Mandrosoa !
Izaho no mpanapaka palitaho
Palitaho an'ny miaramila
Miaramila milanja basy
Basy navoakan'ny fanjakana
Hoy aho hoe ra-ganagana
Tezitra mafy randriamatoa
Variana nanitsaka t...... tena tsy tadidiko ......
Do , do , do , iza izao ?
Izaho hiany
Mandrosoa !
Izaho no mpanapaka palitaho
Palitaho an'ny miaramila
Miaramila milanja basy
Basy navoakan'ny fanjakana
Hoy aho hoe ra-ganagana
Tezitra mafy randriamatoa
Variana nanitsaka t...... tena tsy tadidiko ......
12. Bariry
(
19/11/2005 21:40)
Merci Fiffi :
Inty le tohiny, zay vao tadidiko :
ny akoholahy mitsoka mozika,
ny akohovavy manao danse
.....
Saingy iza houah le mikotrika an'le atody!?
Inty le tohiny, zay vao tadidiko :
ny akoholahy mitsoka mozika,
ny akohovavy manao danse
.....
Saingy iza houah le mikotrika an'le atody!?
14. jennifer2
(
20/11/2005 02:55)
Ahitsiko ny hiran'i Dezy hoe:
Rankizy Malagasy ooo
Menara taratasy sotroy ny toaka gasy
Soa manarangarana
Ao anaty tantatra
Avilandra dezy le izy tsinona, ny marina a:
Rankizy malagasy o!
Mianara taratasy, vonjeo ny lakilasy
Fa soa manarangarana
Ny ao am-pianarana
de ampiako ny tsianjerin'i Fifii hoe:
Raha misy manome , zavatra ho anao
Kingaha miteny hoe " misaotra Tompoko o !...........
ny tohiny:
Ny akoho misotro rano
na be nakely eo
Avia ange tazano
Diniho sy jereo
Raha azo ny nandrandraina
Fisaorana no atao
Rankizy mba misaina
Ho ambaka va ianao
Mahafinaritra zany taloha zany
Rankizy Malagasy ooo
Menara taratasy sotroy ny toaka gasy
Soa manarangarana
Ao anaty tantatra
Avilandra dezy le izy tsinona, ny marina a:
Rankizy malagasy o!
Mianara taratasy, vonjeo ny lakilasy
Fa soa manarangarana
Ny ao am-pianarana
de ampiako ny tsianjerin'i Fifii hoe:
Raha misy manome , zavatra ho anao
Kingaha miteny hoe " misaotra Tompoko o !...........
ny tohiny:
Ny akoho misotro rano
na be nakely eo
Avia ange tazano
Diniho sy jereo
Raha azo ny nandrandraina
Fisaorana no atao
Rankizy mba misaina
Ho ambaka va ianao
Mahafinaritra zany taloha zany
15. akamatiana
(
20/11/2005 05:46)
mahafinaritsa kousany an !
zéme la galety ôô
savévou komah
lokanay sosety ôô
avangaro am anamalah
ô tralalala la la la la
ô tralalala la la la la
zéme la galety ôô
savévou komah
lokanay sosety ôô
avangaro am anamalah
ô tralalala la la la la
ô tralalala la la la la
16. bozimanga
(
20/11/2005 07:11)
mba mafy asaina ny tanimbary .
kanefa mikiry mpiasa tany .
ny tanana miempaka maharary.
mikiry ka farany tonga ihany.
dia mba tohizo hoe....
kanefa mikiry mpiasa tany .
ny tanana miempaka maharary.
mikiry ka farany tonga ihany.
dia mba tohizo hoe....
17. Fiffi
(
20/11/2005 09:21)
tena mahafinaritra tokoa ny mahatsiaro ny taloha an !
Fa hono hoy aho , misy mahafantatra ve hoe azo hasiana @ teny frantsay eto ? maro koa manko izy ireo , ohatra : jème maman ki promet et ki donne... na hoe : ils vont les petits canards , na koa hoe où vas-tu ce soir petit escargot? na koa hoe la chèvre de Mr Seguin , na koa hoe Ovrez les gens! ouvrez la porte! dia isaorana antsika rehetra e!Dia mba tohizo.
Fa hono hoy aho , misy mahafantatra ve hoe azo hasiana @ teny frantsay eto ? maro koa manko izy ireo , ohatra : jème maman ki promet et ki donne... na hoe : ils vont les petits canards , na koa hoe où vas-tu ce soir petit escargot? na koa hoe la chèvre de Mr Seguin , na koa hoe Ovrez les gens! ouvrez la porte! dia isaorana antsika rehetra e!Dia mba tohizo.
18. rurik
(
20/11/2005 12:28)
ity koa misy hi hi h ihi mahafinaritra eeeeeee tena mahatsiaro ny taloha
Voahirana andrano maria
Takarina sarotra alaina
Kanefa dia maro pitia
Ka tena manaitra ny saina
Tatamo ao anaty kamory
Alofan'ny alanjozory
Tsy ilaozan'ny panorisory
hi hi hi hi tsy haiko tsony ilay tohiny hi hi tohizo indray izay mahay
T
Voahirana andrano maria
Takarina sarotra alaina
Kanefa dia maro pitia
Ka tena manaitra ny saina
Tatamo ao anaty kamory
Alofan'ny alanjozory
Tsy ilaozan'ny panorisory
hi hi hi hi tsy haiko tsony ilay tohiny hi hi tohizo indray izay mahay
T
19. diamondra27
(
20/11/2005 12:35)
zaza manasa tanana tanana tanana
zaza manasa tanana madio ny tananay
zaza manasa atongotra tongotra tongotra
zaza manasa tongotra madio ny tongotray
zaza manasa maso ....
zaza manasa vava....
zaza manasa tanana madio ny tananay
zaza manasa atongotra tongotra tongotra
zaza manasa tongotra madio ny tongotray
zaza manasa maso ....
zaza manasa vava....
20. diamondra27
(
20/11/2005 12:38)
madio izahay
jereo ny volonay
voahongo tsara
ery sady zay indray
nasiana bingody
ny reninay moa
mpimpasoka mahay
voapasony avokoa
ny fitafianay
jereo ny volonay
voahongo tsara
ery sady zay indray
nasiana bingody
ny reninay moa
mpimpasoka mahay
voapasony avokoa
ny fitafianay