Mahatsiaro ny fahazazana
62. Lepetitbeau
(
22/11/2005 11:39)
de misy koa le hoe!
- salasala enao mpanjaka de tsy haiko ny tohiny
- 27 de boka
- police voleur alibaba komen t'apel tu sela a a a
- coq poule
- vitsily
Milay be le fampatsiahivana ny fahazazana e!
- salasala enao mpanjaka de tsy haiko ny tohiny
- 27 de boka
- police voleur alibaba komen t'apel tu sela a a a
- coq poule
- vitsily
Milay be le fampatsiahivana ny fahazazana e!
63. rurik
(
22/11/2005 12:01)
ary le raosijamba
dia ilay manao vakodrazana ny lehilahy manao aponga boaty sina solefan hi hi hi ny vehivavy mandihy hi hi hi
dia ilay tsianjery koa we
dada sy neny malalako zay
dia filadamosina ery taminay
i neny mitaiza mibaby manasa
i dada isanandro torovana miasa
tohizo izay mahay fa tsy tadidiko tsony

64. lapino
(
22/11/2005 12:41)
Mba inona kosa no havaliko ireny
Fitiavan-tsy ritran'i Dada sy Neny?
Manaraka tsara izay anatra omeny,
Mivavaka ho azy no valim-babeny.
8)
Boky inona àry moa no nisy an'ireny tsianjery ireny e?
Fitiavan-tsy ritran'i Dada sy Neny?
Manaraka tsara izay anatra omeny,
Mivavaka ho azy no valim-babeny.
8)
Boky inona àry moa no nisy an'ireny tsianjery ireny e?
65. diamondra27
(
22/11/2005 13:00)
fiffi:tsy misy fisaorana akia a c'est gratuit
'ty njay mbola misyfa tsy fantako tsony na efa nisy ni-proposer na tsia. Hira izy ity
Iza ry ambony ry o
za ihany ty o
maninona eny e ndriko o
za mikotrika atody o
firy ny atodindriko o
3 sy 4 ihany o!
mba omeo iray aho retsy ;raha mba mikotrika ndriko mikotrika ihany aho fa tsy mahavanina,
ny akoholahy mpitsoka mozika ny akohovavy mpanao dansé
ko ko ko tandremo lahy ....

66. lapino
(
22/11/2005 13:08)
'ty njay mbola misyfa tsy fantako tsony na efa nisy ni-proposer na tsia. Hira izy ity
Iza ry ambony ry o
Ef' ry ambony ry :D
i rurik io :):)
67. mamzelkely
(
22/11/2005 13:14)
mhhhhhhhh za ts de mahatadidy fa ny tena tadidiko a de le we:
maria si voudra
allé danser allé danser
maria si voudra allé et...
voulé voulé damozel
voulé voulé maria
voulé voulé damozel
voulé voulé maria
rosi roza zestèm zestèm
zestème et voilà
:-D:-D
maria si voudra
allé danser allé danser
maria si voudra allé et...
voulé voulé damozel
voulé voulé maria
voulé voulé damozel
voulé voulé maria
rosi roza zestèm zestèm
zestème et voilà
:-D:-D
68. ari.malala
(
22/11/2005 13:20)
se matain dan ma sambrete
ma sambrete dinahô
seveseve dimenaze
en zia ôbiaô
do re mi fa so la si do
:-D:-D:-D:-D:-D @io miaraka @ le teniteny fôna beuuuuu mints an :-D:-D:-D
ma sambrete dinahô
seveseve dimenaze
en zia ôbiaô
do re mi fa so la si do
:-D:-D:-D:-D:-D @io miaraka @ le teniteny fôna beuuuuu mints an :-D:-D:-D
69. diamondra27
(
22/11/2005 14:28)
ity ny ahy no lalao mba tena tiako sady mbola tian'ny ankizy na hatramin'izao aza
vita vo?
tsy ambola o!
vita vo?
isa roa telo de lasa le boka mitady le ankizy miafina
Na de any anatyy armoire aza tena plasy tsara mihitsy
vita vo?
tsy ambola o!
vita vo?
isa roa telo de lasa le boka mitady le ankizy miafina
Na de any anatyy armoire aza tena plasy tsara mihitsy
72. dadabe
(
22/11/2005 16:48)
Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 21-11-2005 13:29:31
Lohateny : Re : Mahatsiaro ny fahazazana
ary tsisy niombona parler je t'aime nga?
andao tsika sy toi hanomboka azy e:wink:
JE T'AIME TOI ZAO DE ZAO :*:-$
73. Fiffi
(
22/11/2005 16:52)
O! ry ari.malala a! hoay ! izay mihintsy ilay mot à mot fanaovana anazy an! se matain dan ma sambrete! ihihihihi tsara be kosa aloha e!
marindra: fa anga tsy hoe : raha maty ny aponga lahy ? dia alevina any anty saha , raha mipotraka ny tsinaha , dia ataon'i marindra sosisy hihihi
rurik sy lapino : ndryyyyy tena tiko be io an! mikasika @ Dada sy Neny io ! melsi akia an!

74. Fiffi
(
22/11/2005 16:55)
ary mba tadidinareo ve aloha ilay mitady fonona bonbon eran'ny lalana ?
ary ny kilalao kely anatin'ny boite bonux ?
ary ny fiandrasana ny otomobilina misy sary kely iny dia raisina daholo ny nimero d'imatriculation ?
ary ny kilalao kely anatin'ny clarinette moa ? glace io an!

77. maditra
(
22/11/2005 22:35)
Avy i Papa a, nitondra mofo o o o,
Izay maditra e e e, tsy amiany mofo o o o
I papa konay, konay
I mama, mandisa sakay,
I lita, be kibon-tay. lol
(Fiteny avy any aminay any ny maro amin'ireo, fa lasa ratsy be raha vao adikako, lol.)
78. lapino
(
22/11/2005 23:23)
Ô ry Dada ô ry Neny
Asehoy anay ange
Ny fanaonareo ireny
Raha m... :-D:-D ... mitoto vary e!
Toy izao ange rankizy
No fitoto vary e
Mba mianara re rankizy
Mba ho dimbinay ange
--------------------------
Si tu as la joie au coeur, dis bonjour ...Bon - jour!
Si tu as la joie au coeur(3) dis bonjour, Bon - jour!
- Claques la langue
- Frappes les mains
...

79. sasa
(
23/11/2005 05:10)
Ary toa tsy nisy nanao mintsy le hoe
Misy trondro vaovao hono e!
blakbasy no anarany
aiza izy no mipetraka a!
ao anaty rano !
satria nahoana e,
Io ary le tsisy tolana
ny ilany fotsiny no mihetsika
ny ilany mbola mizesta
aodony, aolany ao zany!
Zoly e! zoly e!
Ry tananarivo an
o razomalety o razomalety
ry tananarivo an
sidisidina, manidina
O mihetsiketsika e
mihetsiketsika razomalety
Ravombomanga nasiana menaka e
Zoum
mihinana an'azy d voky menaka e
Zoum
hi hi hi o lety bedada le mahatsiaro ny hatanorana no tena milay kou.

80. Fiffi
(
23/11/2005 06:04)
o! ry sasa a! hay tokoa moa misy an'io blakbasy io marina ! ka tsy hoe "tsy misy manao ka! fa mbola mitady kosa e! dia izay mahita sy mahatsiaro tonga de mandefa ka! misaotra antsika rehetra fa tena mahafinaritra tokoa izao .