Mahatsiaro ny fahazazana
21. Fiffi
(
20/11/2005 13:48)
pissoa! tena tiako be ilay saka sy totozy :-* tena saika hadinoko io an! misaotra betsaka .
Inty indray misy anakiray fa misy tsy tadidiko koa .
Nankaiza ny tanteliko teto ô !
Lanin'ny vitsika ô !
Vitsika inona ô !
Vitsik'ambo ô !
Ambo inona ô!
Ambo sola ô !
Sola inona ô!
Sola paika ô!
Paika inona ô !
Paikan-drora ô !
Rora inona ô!............(tohizo izay mahay ô ! )

22. dadabe
(
20/11/2005 15:24)
un..deux...trois c keee
kat et kat et sisekee
io randremore
more frantsay
aza mandendeh papermi
ting ding dong
lakremiremiremo....
weeee afaka ianao
satria :{atsotra daholo ny tongotra dia sady manao an'io hira io dia izay tratra farany no afaka hihihihih

23. sanana
(
20/11/2005 16:17)
dadabe, mbola misy tohiny:
ry vondelaka ry papay,
trarafaniriny tany aminay
teboka fotsy o!
afaka
menaka
siramamy sy gateau!
miara latsa à po!
ry vondelaka ry papay,
trarafaniriny tany aminay
teboka fotsy o!
afaka
menaka
siramamy sy gateau!
miara latsa à po!
24. sanana
(
20/11/2005 16:20)
pissoa,
ny saka sy totozy!
njay mande ty saka hony
natsoin'izay totozy zay
ndao sika samy hatono
ary ho hita 'zay tsy may
ny totozy no alou
nototofana kitay
andraso² izy alouh!
niady lavaka izy hay
fa ny saka kosa hono
niady lavaka tsy hainy
tao izy dia voatono
ary tapitra ny ainy!
:(:(:(:( :'(
ny saka sy totozy!
njay mande ty saka hony
natsoin'izay totozy zay
ndao sika samy hatono
ary ho hita 'zay tsy may
ny totozy no alou
nototofana kitay
andraso² izy alouh!
niady lavaka izy hay
fa ny saka kosa hono
niady lavaka tsy hainy
tao izy dia voatono
ary tapitra ny ainy!
:(:(:(:( :'(
26. rurik
(
20/11/2005 17:05)
dia le hoe
Tsipipika parese
parese de olkoko
ol koko
ol koko
lafenetra ô tablô
alaivo ze tianao an
na izaho na ianao an
mety ve se
atao fiance
amivolana jullet
nareo sy Andre
afaka
menaka
hi hi hi mahafinaritra kosa an
Tsipipika parese
parese de olkoko
ol koko
ol koko
lafenetra ô tablô
alaivo ze tianao an
na izaho na ianao an
mety ve se
atao fiance
amivolana jullet
nareo sy Andre
afaka
menaka
hi hi hi mahafinaritra kosa an
27. rurik
(
20/11/2005 17:23)
dia ilay we
Raha misy manome
Zavatra ho anao
Kinga miteny we
Misaotra tompoko ô
Ny akoho misotro rano
na be na kely ao
amby anie tazano
diniho sy jereo
izay azony andrandraina
fisaorana no atao
ny ankizy mba nisaina
ambaka ve ianao
panoratra rajaobelina hi hi hi mbola tadidiko atramin'ny panoratra hi hi hi

28. Fiffi
(
20/11/2005 18:39)
tena tsara kosa e! ndryyyy ry fahazazana , tena mahafinaritra be an!
O ry Dadabe a! miandry anao zany izahay e! enao zany moa efa dadabe dia ianao no tena mahay sa ahoana ?
sanana: hoay tena saika tsy tadidiko io an! nrôôôôo^hay moa may kila tao ny saka ? hihihihihi
rurik: fa anga moa tsy maintsy hoe amy volana juillet sy atao fiance @ i André foana ilay izy ? azo soloina moa e ?

29. diamondra27
(
20/11/2005 19:18)
fiffi: za manana version hafa an' le ra misy manme
raha misy manome
zavatra ho anao
kinga miteny hoe:
tsara sa ratsy
raha misy manome
zavatra ho anao
kinga miteny hoe:
tsara sa ratsy
30. diamondra27
(
20/11/2005 19:24)
toooooonga raaaatatambooooola e tooooonga e
toooooonga raaaatatambooooola e tooooonga e
tonga ratatambola e
tonga ratatambola e
toooooonga raaaatatambooooola e tooooonga e
tonga ratatambola e
tonga ratatambola e
31. diamondra27
(
20/11/2005 19:25)
allo salade
je suis malade
à l'hôpital
je suis guérie
1 2 3 : lundi mardi mercredi jeudi vendredi samedi dimanche
je suis malade
à l'hôpital
je suis guérie
1 2 3 : lundi mardi mercredi jeudi vendredi samedi dimanche
32. diamondra27
(
20/11/2005 19:27)
le facteur n'est pas passé
il ne passera jamais
lundi mardi mercredi jeudi vandredi samedi dimanche...
il ne passera jamais
lundi mardi mercredi jeudi vandredi samedi dimanche...
33. diamondra27
(
20/11/2005 19:30)
manao faribolana aloha ny ankizy, de misy zaza iray mitapy maso sy zaza irai manodina azy intelo refa vita le chanson)
raosy jamba e raosy jamba
raha mahita ianao o!
savasavao re ny lalana o!
isa roa telo
(de ahodina le zaza mitapy maso de avy eo izy mitady ny zaza hafa)
raosy jamba e raosy jamba
raha mahita ianao o!
savasavao re ny lalana o!
isa roa telo
(de ahodina le zaza mitapy maso de avy eo izy mitady ny zaza hafa)
34. diamondra27
(
20/11/2005 19:32)
fianarana manisa:
1 2 3 je mange le petis pois
4 5 6 je mange le sosisy
7 8 9 je mange le corned boeuf
10 11 12 tu manges le rambo totozy
1 2 3 je mange le petis pois
4 5 6 je mange le sosisy
7 8 9 je mange le corned boeuf
10 11 12 tu manges le rambo totozy
35. diamondra27
(
20/11/2005 19:35)
fianarana manisa version hafa
isa ny amontana
roa ny aviavy
telo fangady
efa-drofia
dimy faranga
enina mangamanga
fito saranga
valo.... (tena voan'ny trou de mémoire fa adinoko)
sivy....
folo......
isa ny amontana
roa ny aviavy
telo fangady
efa-drofia
dimy faranga
enina mangamanga
fito saranga
valo.... (tena voan'ny trou de mémoire fa adinoko)
sivy....
folo......
36. diamondra27
(
20/11/2005 20:47)
1 2 3 pris de hidina ny tanana.....
pigeon vole de hidina ny tanana, marmite vole idem de misy piège de ze tsy mahay miala
pigeon vole de hidina ny tanana, marmite vole idem de misy piège de ze tsy mahay miala
39. akamatiana
(
21/11/2005 05:41)
amina amina
diantolé , alezimba
sea ah ah
elematory sepaskalina
zimbaoe
zanklody
sispé
alaronde alaronde
zizkonba
alematory se
ô rasipa, ô rasipa
nakaiza ny valiny
ilay taratasy
nomeko anao
maly maraina
ra tsy valiana d mampanaelo
ra tsy valina d mampanelo
Mopera varina maninn mou?? tsy tadididiko kle
Ny ankizy manao we aou aou

40. sasa
(
21/11/2005 05:54)
d mbola misy kou hoe
avy mangataka izahay izahay izahay
iza re no alaina no alaina no alaina
i Akamtiana no alaina no alaina no alaina
iza re no haka azy no haka azy no haka azy
Ny tenako izao re no haka azy no haka azy no haka azy
amin'ny firy ny fotoana ny fotoana ny fotoana
amin'ny 10 ny fotoana ny fotoana ny fotoana
izay mahery voanjo manga e, izay osa tanalahy o!
o mahia o! o matavy o!