Mahatsiaro ny fahazazana

161. Fiffi ( 25/11/2005 19:58)
ary ity?
Madagasikara tanindrazanay
Tany sarobidy sy masina tokoa
Lovasoa nomen'ny razanay taloha
Maty ho anao no tena lazanay
Mitsangana ry tanora
Mitsangana k'aza manan'ahiahy
Zoa no andro sady mora
Mijoroa .........
Isika rehetr'izao
Dia akanga miara-dihy
Tsy azo ho ravana na tabaina koa
.........................
162. lapino ( 25/11/2005 20:07)
Mianara mianara rankizy
Mianara isan'andro aza kivy
Tovozy ny soa sy ny tsaaaaaaara
Fa miandry anao Gasikara

Ny nenina anie sombin'aina
Mandratra ny fo sy ny saina
Ka aoka hitandrina tsara
Fa miandry anao Gasikara ...
(tsy haiko intsony raha misy diso ireo)
163. Herimiafina ( 25/11/2005 20:22)
Aza rarana, ny ankizy raha hanambady
Aza rarana e, ny ankizy raha hanambady a.

Tena nisy io an, tamzah tany amin'ny EPP, de nasaina nanao hira ze tiany le zalahy izay de io no nihirainy de voasazy nandohalika teny anjorontrano, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
164. akamatiana ( 26/11/2005 04:53)
bômbô sigarety e, sigarety tokana
bômbô sigarety e, sigarety tokana
mihetsika bômbô sigarety e, mihetsika bômbô sigarety e
misy ankizivavy iray
niaranianatra t@nay
nangouraka beuuh ny fouko
ny anarany tsadinokouuu
ô ry lery ô! ô ry lery ô
ô ry lery ô tikou enao
enao enao enao
enao
melsiii akia ari an !!
165. akamatiana ( 26/11/2005 05:01)
ôiii , refa tsy faly mitômany
Atao mariazy am larobia
Nareo sy ny akila mifankatia

hihihhh sady mandona tany an ! :-D :-D
166. akamatiana ( 26/11/2005 05:05)
ty tena ahatsiarovako ny fahakeliko

Injeto ny vorokely
mifankahita ao anaty saha
somary mitosy kely
mifampitsiky
mifampizaha
manao fangalapery
mifaninana mifammpijery
Aiza ny elatrao e
mba indramiko mba ho ahy
trila li la li la
tra la li la lila
167. dadabe ( 26/11/2005 07:56)
de mba hoe efa lehibe ve izany i toi???:-w:-w


anjekaky oo:@
168. Fiffi ( 26/11/2005 10:33)
o! ry dadabe a! i akamatiana mialehibe fa ianao miahantitra izay no nahatonga anao ho dadabe sa ahoana ?:D:D:D:D
169. Fiffi ( 26/11/2005 10:38)
Tia zaza a! tia zaza ny Jesosinay
Lanitra nafohiny , zaza notrotroiny
Tia zaza , tia zaza , ny Jesosinay
Trano tsara , tany tsara , nambohariny
Trano be anjely , ho an'ny zazakely
Trano tsara , tany tsara , nambohariny
170. Fiffi ( 26/11/2005 10:42)
la chèvre de mr Seguin
quand la petite chèvre blanche arriva dans la montagne
ce fut un ravissement générale
jamais les vieux sapins n'avaient vu d'aussi joli
on la reçut comme une petite reine
les chataigniers se baissaient jusqu'à terre pour la caresser
du bout de leur branche
toute la montagne lui fit fête.
171. Fiffi ( 26/11/2005 10:45)
je suis le vent
ouvrez les gens! ouvrez la porte!
je frappe au seuil et à l'auvent,
ouvrez les gens! je suis le vent,
qui s'habille de feuilles mortes
entrez monsieur, entrez le vent,
voici pour vous la cheminée
et sa niche badigeonnée,
entrez chez nous monsieur le vent.
172. sanana ( 26/11/2005 18:14)
maman:
"la main! voici ma main!
elle a cinq doigts!
en voici deux!
en voici trois!
le pousse!
l'index!
le majeur
l'annulaire
et l'oriculaire!"

sanana zany mamerina de hoe:

"la main
voifi ma main
elle a finq doi
en voifi dé :-D :-D
en voifi troi :-D :-D :-D
le pouff!
l'indekff
le maveur
l'anuleur
et lorie lorie lorikoulèèèèrrr"
173. sanana ( 26/11/2005 19:00)
fiffi, tsobato ny anaran'ilay kilalao vato :p
174. Fiffi ( 26/11/2005 19:33)
sanana: misaotra akia an! anga tena tsy tadidiko mihintsy io an!
io ary fa misy tsy tadidiko koa:
ma main
voici ma main
elle a cinq doigts
en voici deux
en voici trois
celui-ci le petit bonhomme
c'est le pouce qu'il se nomme
l'index qui montre le chemin.....
le majeur.........
l'annulaire..........
l'auriculaire ( l'ocoliculère):D:D:D:D
175. lapino ( 27/11/2005 03:27)
Ary i fanana ivany angaha havan'i fofie favier?:-D
176. lapino ( 27/11/2005 03:31)
Toc toc toc!
Ki é là
Sé moi
Antré
Bonjour madame, bonjour messié

De akambana ny tanana roa dia atao mifampipaika ny ankihibe aloha, avy eo ny ankihikely, avy eo ny ankihy hafa :)
177. yonikafopl ( 27/11/2005 14:34)
lapino hihihi mbola misy tohiny io fa teny ratsy be hihihi

we bozoro madama, bozoro mse
tsofy ny jiro velaro ny fe
fa tsy misy idiran'le biby be:-$:-$:-$:-$:-$:-$
:oops::oops::oops:
178. lapino ( 27/11/2005 14:39)
=))=)) Ooooo Oay ry yonika e! =))=))
Tena hendry be mihitsy angamba ny tany aminay, fa tsy nisy an'izany ko! Zay ndray za vô nahita an'io :-D:-D:-D
179. yonikafopl ( 27/11/2005 14:54)
lapino kounkouu efa we :-$:-$
menatsa beuhh za kleeee:oops::oops::oops::/
180. lapino ( 27/11/2005 15:15)
Ao ààààry eeee! :-$8O:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4515