Mahatsiaro ny fahazazana
181. xxx
(
27/11/2005 15:29)
fiffi:
ty le tohiny le ery ambony
katsaka tsaramaso voanjobory
harivariva mampatory
'zay mihinana azy be tabory
de andao isika rehetra hiombona tsy anketsika
tsy anketsika fiffi, rurik,diamondra,akamatiana, ...
ty le tohiny le ery ambony
katsaka tsaramaso voanjobory
harivariva mampatory
'zay mihinana azy be tabory
de andao isika rehetra hiombona tsy anketsika
tsy anketsika fiffi, rurik,diamondra,akamatiana, ...
182. Fiffi
(
27/11/2005 16:06)
xxx , ntssssss , de inona anefa no tokony hiafenana @ io xxx io ? nefa samy mahafantatra fa samy niteny ratsy hiany taloha e!
navilako indray io ary :
katsaka , tsaramaso , voanjobory
ho hanina harivariva mampangetotra
ary io nefa no tena marina , andramo ange e! indrindra fa ny tsaramaso:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
yonikafopl:sao dia bibilava be manadala aza izany ? dia ataon'ny tarika Railovy hoe "bibilava lava be , lavalava lela be , ay ! ay ! ay! :D:D:D:D:D:D:D:D:D:D

184. Mael
(
28/11/2005 05:31)
tena hita mihintsy hoe kôfa lé xxx, sady tena hainy mihintsy ilay miteny hoe tabory an!!8O8O, dé le niteny hoe mangetotra, sipa kely :lol:, ireny sipakely ireny mantsy raha vao mangetotra tonga dia mivanitika bé,.
zaza manasa tanana! , tanana!!
zaza manasa tongotra, tongotra !!
madio izahay,
(... io izy raha mbola kely ..)
fa rehefa lehibe amin'izay!!...
sipa manasa foly, foly!!!:lol::lol:
misikotra foly! foly !!!:^):^)
sao masiso eo ny folin'ty !!!8O
zaza manasa tanana! , tanana!!
zaza manasa tongotra, tongotra !!
madio izahay,
(... io izy raha mbola kely ..)
fa rehefa lehibe amin'izay!!...
sipa manasa foly, foly!!!:lol::lol:
misikotra foly! foly !!!:^):^)
sao masiso eo ny folin'ty !!!8O
185. akamatiana
(
28/11/2005 07:14)
:-D:-D daiiiiiiinnn kousa ty Mael euuuuuuh!! sô d tsy laliny tsony :-D:-D
186. Fiffi
(
28/11/2005 07:19)
akamatiana: izaho koa aloha tsy miaraka tsiaketsika @ fantome e! ary tena tsy "laliny" araky ny filazanao kosa ny an'y Mael e!
Mael:pfffff kosa ny anao e! zaho aloha tsy sipakely an! raha sipa kely ve dia atadidy izao rehetr'izao sa ahoana ? fa ny anao kosa aloha tena mba tafahotra kely fona e! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D nefa moa atao ahoana e!

187. Fiffi
(
28/11/2005 07:24)
ity indray misy tadidiko kely fa tsy ampy: hidina ny tanana atao totondry io an! dia misy iray ataony @ vavany ny totondry mivokona io de hoe :
fou! fou! fou!
ina lapinette din nain , nan
sur la baletteuuuuuuu din , nain , nan
yaofou ! yafou ! robinet .......... tena mot à mot be le izy an!;-);-)
fou! fou! fou!
ina lapinette din nain , nan
sur la baletteuuuuuuu din , nain , nan
yaofou ! yafou ! robinet .......... tena mot à mot be le izy an!;-);-)
190. Fiffi
(
28/11/2005 12:04)
lapino: way ! tena tsy dadidiko woa e! fa io ary tena ilay mot à mot be mihintsy , asa moa raha tahak'izao fa toa nahatadidiky kely indray aho e!
fou!fou!fou!
ina lapinete din nain nan!
sur la baguette trois wagons (na hoe tra vagon)
yaofou ! yafou! robinet................ dia ilay farany totondry iray tafajanona no "boka"
fou!fou!fou!
ina lapinete din nain nan!
sur la baguette trois wagons (na hoe tra vagon)
yaofou ! yafou! robinet................ dia ilay farany totondry iray tafajanona no "boka"
192. Fiffi
(
28/11/2005 12:09)
ary ilay fomba fampianarana fanisana hoe : 1 batonnet
2 batonnets ect......
ary ity ?
isa , roa , telo , rain'zanabelo
efatra , dimy , enina, to lasa narenina?
fito , valo , sivy , ary to latsakivy ?
folooooooooooo!!!!!! boka e!!!!!!:D
2 batonnets ect......
ary ity ?
isa , roa , telo , rain'zanabelo
efatra , dimy , enina, to lasa narenina?
fito , valo , sivy , ary to latsakivy ?
folooooooooooo!!!!!! boka e!!!!!!:D
193. sasa
(
29/11/2005 05:17)
yonikafopl hi hi hi hi inona ity lazainjy marina, enjana beuuuuuuuuuu le frappe an:-D:-D:-D
194. akamatiana
(
29/11/2005 05:38)
ary ty veuuh! efa nisy nanao?
dadabe noely ô!
meo bonbon zahay
ataovy anaty kiraro ô!
refa matory zahay
iny houn izy fa tamy ô
tounja vatomamy ô!
zay zaza maditsa
avelao ipitsapitsa!
dadabe noely ô!
meo bonbon zahay
ataovy anaty kiraro ô!
refa matory zahay
iny houn izy fa tamy ô
tounja vatomamy ô!
zay zaza maditsa
avelao ipitsapitsa!
196. Mael
(
29/11/2005 13:02)
hi,hi,hi:D:D, fa za reto a! ,ny nareo ve mba nitaingn kalesa tamin'ny mbola kely, zahay mantsy teny soanierana ny nipetraka dia ilaozanay mitaingina kalesa midina iny fidinana eo amin'ny Captsat iny...., dé gôka ny vody kilôty , dé bedy avy eo , hitan'ol daholo ny ravimbody tamin'izany , hi,hi,hi
197. sasa
(
30/11/2005 04:47)
ary le hoe
"Raha misy automobile ao andrefan-trano ao d inona no loko tianao? d tsy tadidiko intsony indray
Mael izahay tena mpanao an'io mintsy, taloha d voakapoka rehefa tonga ao an-trano.
"Raha misy automobile ao andrefan-trano ao d inona no loko tianao? d tsy tadidiko intsony indray
Mael izahay tena mpanao an'io mintsy, taloha d voakapoka rehefa tonga ao an-trano.
199. Fiffi
(
30/11/2005 09:10)
sasa , Mael ianareo ary lahy , izaho koa anie ka mba nitaingina kalesy reny taloha e! niaraka t@ anadahiko kosa aloha e!
Dia tadidiko tsara koa ilay minadry olona mandalo mifoka sigara de raha vao mahita hoe ariany tonga de alaina de mifoka , avyeo tratran'i Mama dia voasazy , mandohalika ao ambanin'ny latabatra.:-D:-D
Dia tadidiko tsara koa ilay minadry olona mandalo mifoka sigara de raha vao mahita hoe ariany tonga de alaina de mifoka , avyeo tratran'i Mama dia voasazy , mandohalika ao ambanin'ny latabatra.:-D:-D
200. Fiffi
(
30/11/2005 09:14)
Mba tadidinareo ve ila boky "lecture" misy hoe FANALO ? hoe "Fanalo avait perdu sa femme , na FANILO tsy tadidiko loatra fa tahak'izao
Fanalo na Fanilo avait perdu sa femme , un jour , elle s'était allongée sur la natte et jamais plus , elle ne s'était relevée , c'est la tuberculose avait dit le medecin" tena tadidiko tsara mihintsy io lecture io an!