Liste des messages

Liste des messages, inserés par babalahy, par ordre de date
babalahy ( 20/07/2006 12:54)
Ny Malagasy any Indonesie.
Ary mba manao ahoana ny Malagasy any indonesie hoatrany tsy misy manontany sa.....Tamin'ilay fiakaran'ny rano farany teo.... suite
répondu par tsoupou le 26/07/2006 14:04
babalahy ( 18/11/2005 14:59)
Ahitana "trace" ra rehefa mi-pipi
Tsy fantatro na efa nisy nanontany ity aretina ty teto fa mangataka toro-hevitra avy amin'ny namana azafady.Misaotra betsaka. ... suite
répondu par fijo le 21/12/2005 19:39
babalahy ( 26/08/2005 12:12)
Manan-kaja hono ny omby avy any an-dafy.
:(8-)8-)8-)8-)... suite
répondu par hps le 27/08/2005 19:14
babalahy ( 24/08/2005 14:12)
Hiteny anglisy hono any dago ato ho ato
Inona hoe ny fanapahan-kevitra nataon-draprezy Ravalomanana teny Ivato ?Hoatrin ny tsy fantatro tsara azafady. ... suite
répondu par fijo le 25/08/2005 22:19
babalahy ( 18/08/2005 16:06)
Ahoana indray ny an-dRavolomaso sy ny namany?
Mba tokony ho fantatra ary ho saziana mafy izay navanon-doza.Sa ahoana ry mpitsara malala isany.... suite
répondu par fijo le 23/08/2005 21:48
babalahy ( 18/08/2005 15:52)
Mitady sipa tsara constipasion,mba ataoho vady.
Ampio aaaahhhh!... suite
répondu par ari.malala le 21/10/2005 13:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0967