Ny Malagasy any Indonesie.

1. babalahy ( 20/07/2006 12:54)
Ary mba manao ahoana ny Malagasy any indonesie hoatrany tsy misy manontany sa.....Tamin'ilay fiakaran'ny rano farany teo.
novalian'i tsoupou ny 26/07/2006 14:04
2. Herimiafina ( 20/07/2006 12:55)
Tena tsy misy vaovao heno mihintsy marina leisy klé.
Le olona any koa toa ohatry ny gasdy daholo izany klé.
3. tsoupou ( 20/07/2006 14:05)
Inona lé oe
Herimiafina:
ohatry ny gasdy daholo
fa tsy kôpy zay lé???
4. Herimiafina ( 20/07/2006 14:18)
Diso tsipelina io noho ny antony ara-teknika aty amin,ny tanako tapaka, fa ny tiana hambara teo dai mitovitovy amin'ny malagasy izany daholo ilay olona tazana amin'ny télé rehefa mandeha ny vaovao momb an'i Indonezia e!
5. tsoupou ( 20/07/2006 14:22)
Herimiafina:

Diso tsipelina io noho ny antony ara-teknika aty amin,ny tanako tapaka, fa ny tiana hambara teo dai mitovitovy amin'ny malagasy izany daholo ilay olona tazana amin'ny télé rehefa mandeha ny vaovao momb an'i Indonezia e!

Hay ve e, marina zany.
Ary mainona no tsy nasian-dRanga tao am forum oe TAPAKA NY TANAKO lé ??? :D :D :D

6. Herimiafina ( 20/07/2006 14:26)
Ka iny indray saio dai misy faly be eo, dia aleo tsy atao aloha klé. hehehe:-D
izany eo ihany fa nisy gasy ve aloha tra-boina tamin,iny horohorondranomasian iny e? :wink:
7. tsoupou ( 20/07/2006 14:35)
Ny vaovao amzé représentation antsika any alo mbola tsy tonga aty Dago e, tsisy resaka mitsy tam télé ka izay no tsy ahaizako azy.
Raha nisy alo ny traboina tokony efa voalaza taty iany e, ny ahiako oe lé représentant antsika any mitsy no traboina.
Fa na izany aza misy tandrametaka iany eo amlé circul information ka, tsika to manana représentant any satria eto Dago aza misy association Malagasy-Indonésienne ko.
Ho hita eo e
8. tsoupou ( 26/07/2006 14:04)
Ary otran'ny tsy nisy tohiny intsony lé resaka an, sa tsy nisy naninona tsika malagasy. Tsika koa manko vahoaka tahian'Andriamanitra lava zay ka sûr a fa tsy dé naninona ny tany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.184