Manan-kaja hono ny omby avy any an-dafy.

1. babalahy ( 26/08/2005 12:12)
:(8-)8-)8-)8-)
répondu par hps le 27/08/2005 19:14
2. Veloo ( 26/08/2005 15:29)
:roll::roll::roll:
3. Herimiafina ( 26/08/2005 15:50)
Ny fantatro dia any Inde tsy azo atao n'inon'inona ny omby vavy raha sendra mitokona eo ampovoan'ny arabe satria misy fanahina Razambe hono ao anatiny. Anisan'ny culte des ancetres iombonany amin'ny gasy sy afrikana ary latino maro izany.
4. babalahy ( 26/08/2005 15:53)
Eny foana hono ny miaramila raha sendra misy fifindrana toerana fa ny zavatra tsy fantatro de hoe an'iza daholo ireo omby vahiny ireo.
5. hps ( 26/08/2005 19:14)
Resaka omby vavy be ronono miditra eto @ tanana ve no resaka,sa resaka omby tompoina t@ andron'ny mosesy izay arahin'ny vahoak.any Inde??:roll:
6. babalahy ( 26/08/2005 21:06)
Mikasika an' ilay omby vavy be ronono vao tonga ao an-tanana (Dago).
7. hps ( 27/08/2005 19:14)
Tsy hitako aloha izay olana momba an'io,fa ny mampalahelo fotsiny dia tsy hitodika mihitsy @ izay mety hatao tsy ahalany tamingana ny omby gasy ny mpitondra fa variana @ ilay importé izay matsatso hena reny,sa ireny angamba tsy mahataitra ny dahalo:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631