Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
satasol ( 14/11/2005 20:43)
mitady anti-spy
salama daolo e, mba mitady anti-spy gratuit izay mba mahita e, dia isaorana mialoha ny namana rehetra:D... tohiny
novalian'i heny ny 16/11/2005 20:57
xxx ( 14/11/2005 17:25)
fanotaniana momban'ny fandefasana entana
nahita io site fandefasana entana io aho dia saika mba hanotany anareo hoe tsy misy atahorana ve io fandefasana entana makany dago io? inona ny evitrareo amin'io ?... tohiny
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:50
HeryLo ( 14/11/2005 12:31)
Fety Sabotsy 19 Novembra eto Tananarivo
Efa mikatona izany ny fisoratana anarana @ ilay fety ka dia misaotra antsika rehetra zay nanoratra anarana ary manantena ny fahatongavan\'ny tsirairay avy hanotrona sy hanafana ny lanona. Toy izao ar... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:31
xxx ( 14/11/2005 11:58)
Fisaorana an'i Ornella - Jenna - Nirina
Isaorana ireo telo vavy nisolo tena ny gasy eto suisse tamin'ny missmanja 2005. Tsy ratsy ilay naka place 3 voalohany. Mankasitraka e. Bisous be de amin'ny manaraka njay!! ... tohiny
xxx ( 14/11/2005 11:40)
mba omeo torohevitra reto a
Marary be ny foko fa misy sipa tena tiko be anefa izy tsy taitra amiko akory efa hitako ny sariny izy mipetraka any ivelany za aty Dago nomeko sary ko izy dia niteny izy hoe tiny be hony poziko anef... tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2005 04:41
xxx ( 14/11/2005 11:34)
ancien sfx
mitady mpianatra sfx promotion 200-2002 aty andafiny rika.... tohiny
novalian'i Itachi ny 10/11/2011 08:37
tsiktsik ( 14/11/2005 11:24)
Ahoana marina?
Marina ve hoe le psipa miady lava reny no tena mifankatia? Tsy tokony hoe ny mifanohitra @zany ve?@ko aloha raha tena mifankatia d tsy tokony hahafoy fotoana iadivana zany mits na ny1 na ny1 fa mifand... tohiny
novalian'i al001 ny 13/01/2006 07:14
britney ( 14/11/2005 10:04)
maylin RAHARINOSY
raha namettraka sary aho tato amin'ny sersera dia nahazo tsikera be mihintsy avy amin'io soit disan mannequin hono izy no actrice any hollywwood hivoaka atsy ho atsy ny film. tena zavatra mahafianrit... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 21:27
ari.malala ( 14/11/2005 09:16)
hafa ndray e
niresaka ony zany reto roalahy mpinamana, iza lety no miaraka @là RAgeorges? d namaly RAgeorges se i BAkoly lesy a; d we Bakoly iza? d we iBakoly etsy andrefan-tanàna lesy a iny v ts fantatr'elà e... tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:11
jentilisa ( 14/11/2005 08:38)
raharaha FPVM: lasa politika be!
Malaza dia malaza indray izao jiro mirehitra ao Antaninanandrano izao, dia jiron'ny hazo fijaliana. Ny jirama nilaza fa efa noesorina avokoa ny zavatra mifandraika amin'ny herinjiro ao. nefa dia hi... tohiny
novalian'i jentilisa ny 23/11/2005 09:25
lorra ( 14/11/2005 08:16)
mety mbola ho tafaverina miaraka ve ra efa nisaraka 1 an
manahirana be le fitiavana, izy io olona efa niaraka tamiko 3 ans de nisaraka de zao ndray izy otran'ny te hiverina de tsy fantatro hoe efa nisaraka 1 an ve de mbola mety ho tafaverina?(l)^^:lol:... tohiny
novalian'i rakekely ny 06/01/2006 07:21
tsoupou ( 14/11/2005 07:57)
Windows XP SP2 et Visual Studio Express
Miarahaba ny mpandalina rehetra. Mba misy olana tiako zaraina kely amzay mety hanome fahafaham-po. Tsy mety mi-installe anlé WIndows XP SP2 ny matos-ko nefa ilain'ny Visual Studio Ewpress ilay izy.... tohiny
novalian'i ramoul ny 16/01/2006 14:14
zaz ( 14/11/2005 06:13)
Manala azy vita Bacc 2006 ricky?????
Misy feo maneha hoe! tsy mahazo manao ny manala zy vita bacc i Ricky? inona no mety ho antony? hevitra takalo?... tohiny
novalian'i fijo ny 18/11/2005 05:36
lapino ( 13/11/2005 13:53)
Rehefa ho lany hono ny petrole
De inona hoy ianareo no mety ho angôvo tena hiasa indray? Amin'ny fiaramanidina, inona no mety hahasolo ny kerozena? Hatram'zao aloha toa mbola tsy misy teknolojia-na reacteur tsy mampiasa keroze... tohiny
novalian'i narima ny 07/01/2006 14:07
LouAnne ( 13/11/2005 11:03)
Mitady tononkira
kikou doly , mbo m'tady tononkira hiran'i Njakatiana en duo tsy aiko iza no miaraka aminy mihira an'io fâ takizao râ tsy diso zâ -Ny foko , mitoniha , raha sendra anontany ny hotakotakao , aoka m... tohiny
novalian'i youp ny 21/11/2005 08:22
elyrajo ( 13/11/2005 10:19)
Fantatrareo ve fa ho tonga paradisa ny tany?
Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo? ... tohiny
novalian'i booboo ny 10/01/2006 15:23
elyrajo ( 13/11/2005 10:15)
Fantatrareo ve fa ho tonga paradisa ny tany?
Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo? ... tohiny
novalian'i jentilisa ny 16/11/2005 15:23
ralthe ( 13/11/2005 06:01)
Ilaina ve ny vehivavy sa?
Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*. Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa... tohiny
novalian'i Sorate ny 16/02/2006 09:36
fairylady ( 13/11/2005 05:33)
feminisme et relation homme et femme malgache
sipa za ..fa mba te hanotany anareo bandy ahy hoe raha miaraka amina sipa gasy aty amerika ..canada nareo de mitovy @ fitondranareo azy toy ny any dago..mihotra @ montée du feminisme aty canada ..za ... tohiny
anjavidy ( 12/11/2005 22:05)
Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano
Bonjour ô Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano aho raha sendra mbô misy afaka manoro hevitra ahy hoe : aiza no mety hahitako. Ny tena tiako dia ireny tendry piano gasy ireny fa tsy arahin'ny ... tohiny
novalian'i manaran ny 27/02/2013 12:11
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.5412