fanotaniana momban'ny fandefasana entana

1. xxx ( 14/11/2005 17:25)
nahita io site fandefasana entana io aho dia saika mba hanotany anareo hoe tsy misy atahorana ve io fandefasana entana makany dago io?
inona ny evitrareo amin'io ?
novalian'i fijo ny 16/11/2005 22:50
2. Veloo ( 14/11/2005 17:37)
za aloha tsy sahy e
3. hery ( 14/11/2005 20:44)
Site fandefasana entana aiza izany?
4. cheboman ( 14/11/2005 21:31)
aiza marina izany site izany ry x ? raha ilay pub tato taloha iny nisy numéro portable iny ve efa nisy nandefa dia nanao ahoana ? toa mitovitovy amin'ny prix poste ihany ilay izy
5. cheboman ( 14/11/2005 22:34)
aoka ihany ra x fa efa hita an ! :D
6. miserana ( 15/11/2005 05:01)
Ka inona koa aloha ilay entana azo alefa amin'le izy eh?
7. rurik ( 15/11/2005 08:29)
hery:

Site fandefasana entana aiza izany?



ka vao tsy ela teto nisy an'io ko mandefa entana any mada ry zareo na mada makaty ivelany, jereo ao @ Diaspora fa ao ilay site "iemessagerie .com" aleo manotany anareo namana aloha vao .....
8. fijo ( 15/11/2005 21:37)
hilazao vaovao e.
9. rurik ( 16/11/2005 08:16)
fijo na za ko ary mba miandry vaovao ko :D
10. nitram ( 16/11/2005 19:02)
zay toa tsy mba maharaka izany kle ,
mba omeo vovao e
11. fijo ( 16/11/2005 22:50)
efa tonta aloha no hen hatramin'izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0895