Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano
1. anjavidy
(
12/11/2005 22:05)
Bonjour ô
Mitady feon-kira tendry gasy amin'ny piano aho raha sendra mbô misy afaka manoro hevitra ahy hoe : aiza no mety hahitako. Ny tena tiako dia ireny tendry piano gasy ireny fa tsy arahin'ny feo mihira. Ohatra : ireny hiran'i Naka Rabemanantsoa, Andrianary Ratianarivo, Naly Rakotofiringa ireny. Ny feon-kira amin'ny piano fotsiny...tena tsara, indrindra rehefa mahay filirony tsara ilay mpitendry.Mitady mafy aho efa elaela izao fa tsy mety mahita. Mbô ampio hevitra raha misy afaka manoro. Misaotra mialoha

novalian'i manaran ny 27/02/2013 12:11
2. Herimiafina
(
12/11/2005 22:17)
Hay anjavidy mankafy an'ireny kou? matetika izy ireny azo atao solfa otsan'ireny hirampivavahana any anaty fihirana ireny.
Ary Bessa ngah tsy tin'i Anjavidy, le Bessa taloha ireny?
Ary Bessa ngah tsy tin'i Anjavidy, le Bessa taloha ireny?
4. anjavidy
(
16/11/2005 19:19)
Nisy fotoana tany Dago dia nisy havanay mpaorona paroles hira an'i Bessa dia noresahiko izy, dia nanaovan'i bessa vitsivitsy aho. Tena tsara ilay izy- Fa tena ilay tendry gasy no tadiaviko. Eto paris aho mandritra fotoana vitsy- Ohatra izao : "Tsofiko Rafaraniaina" iny raha tsisy feon'ny mpihira manaraka azy fa piano fotsiny dia tena manja be, indrindra fa ny basse malagasy dia tsy manam-paharoa mihitsy.
5. rasera
(
20/11/2005 15:51)
afaka alefanao ato @ forum ve na mivantana @ tondro-peo ve ilay solfa nataon'i bessa anananao ilay hira tsofiko rano rafaraniana. Mety ho be ny liana sy mankafy ary indrindra ireo te ahafantatra ny momban'ny mozika-tsika malagasy.
Misaotra mialoha
Misaotra mialoha
6. mamyrafano
(
28/11/2005 16:01)
aty amiko misy fichier.karaoke bessa maromaro, tsy aiko raha tianao ilay izy ireny.
Ny logiciel vanbasco tsinona afaka ahitanao solfa, na ohatra hoe mitelecharger logiciel hafa hamakiana solfa ianao.
Raha tsy manana vanbasco mamaky fichier KARAOKE aloha ianao dia afaka telechargenao ato ilay izy e http://www.espace-francophone.com/karaoke/
ananako koa ilay anjavidy ilainao, afaka omko anao ilay izy fa mila ny e-mail nao a andefasako io fichier io, dia vakinao amin'ny vanbasco karaoke, de afaka ianaranao koa.
Raha tianao atao piano fotsiny mintsy moa ilay izy dia teneno mialoha a.
Zay fa bonne chance

7. anjavidy
(
10/12/2005 20:10)
Azafady ry mamyrafano fa elaela tsy tafaverina teto ka izao vao afaka mamaly anao. Vao avy nanaraka ny torohevitrao aho : nanao ilay telechargement vanbasco.Ilay Bessa tsy tena tendry gasy, fa tsy maninona fa mi-intéresser ahy ihany. Fa ilay tena bà gasy no tena tadiaviko. Tena faly aho raha mba anananao ilay izy. Ankoatran'ny hira kalon'ny fahiny , hitanao fa na ireny hiran'i Naly Rakotofiringa ireny aza dia tena milay be mihitsy rehefa feon-kira fotsiny. Tena tendry gasy sady be filirony manja be. Nisy vazaha nasaiko nihaino morceaux vitsivitsy dia tena tonga saina be mihitsy izy. Ahoana no fomba anomezako anao ny adiresy mail-ko fa tsy tiako loatra apetrako eto ilay izy ?- Feon-kira ihany no iangaviako anao raha toa ka mandefa fichiers- Merci mialoha-
8. gia
(
21/12/2005 11:11)
Izaho koa mitady feon-kira bà gasy. Fichiers MIDI ohatra. Misy site manana MIDI gasy ihany fa tsy piano ny ankabeazany fa efa arrangement-na instruments maromaro. Ilay piano fotsiny no tena mba tadiaviko raha misy manana... Merci e.
9. gia
(
21/12/2005 11:12)

10. hertix
(
08/01/2006 13:16)
Izaho tena mankafy sy mitendry hira ba gasy @ piano. Na fichiers midi na mp3 dia afaka manome anareo aho fa tsy haiko izay fomba hanomezana ilay izy anareo. Par mail? Ohatra izao hoe: ny tanànanay (Railovy), Dinika mangina (Eugène Razafiarison), Ny maso mijery (Kintana 3), Mariazy (Naly Rakotofiringa), Tsy amidy ny angola, Kibo saoky ny nahiny ...
11. Marabouti
(
08/05/2012 11:47)
Salut Mamyrafano!
Za rangaha mba mila le karaoke midi koa an!
Ty ny adiresiko ra andefasanao za!
andrianjabravo@yahoo.fr
Merci!
Za rangaha mba mila le karaoke midi koa an!
Ty ny adiresiko ra andefasanao za!
andrianjabravo@yahoo.fr
Merci!
12. TIBAGAS
(
25/07/2012 11:23)
Miarahaba antsika rehetra,
za tena mba mitady olona afaka mampianatra piano indrindra fa BAGASY eto dago
- Matotra, haingana, mora mampahay
misaotra mialoha
za tena mba mitady olona afaka mampianatra piano indrindra fa BAGASY eto dago
- Matotra, haingana, mora mampahay
misaotra mialoha