Ilaina ve ny vehivavy sa?

1. ralthe ( 13/11/2005 06:01)
Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*.
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa aôna hozy nareo, satria aty no misy ny fanalahidin'ny fitiavana.
:-*
novalian'i Sorate ny 16/02/2006 09:36
2. Ragadona ( 13/11/2005 06:52)
O ralthe a, tsy miankina amin ny filan la na tsy filan la azy ange ny fisian ny olona iray na ny tsy fisiany eto an tany e, na lahy io na vavy, misy ankizy vavy iray ohatra ataontsika Saholy, tsy fantatr ela izy, tsy hain la akory ny fisiny noho izany tsy ilain la angamba, saingy izy koa tsy mila an la satria tsy fantany akory ny fisin la na d lela aza ela. Samy misy, na lahy na vavy, izay no mandrafitra sy manamasaka io fiaraha monintsika io ry zandry ka ifalio.OK
3. hesham ( 13/11/2005 07:17)
Fa avy taiza ianao nivoka ry ralthe.:-D:-D:-D
4. cutie ( 13/11/2005 07:24)
hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm :-D
5. hesham ( 13/11/2005 08:08)
6. hesham ( 13/11/2005 08:09)
cutie maninn njiko manao huuummmm lava be , tapaka le teo ambony fa azafady :-D:-D:-D:-D
7. fasaly ( 13/11/2005 09:00)
ralthe:

Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*.
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa aôna hozy nareo, satria aty no misy ny fanalahidin'ny fitiavana.
:-*



mifameno ny lahy sy ny vavy e! ny lahy mila vavy ary ny vavy mila lahy....:wink:
ny filafila kely njya aloha de tetika fiady ho an'i vehivavy iny, fitsapàna raha tena tia attaché aminy mintsy enao, fa aza hatao mahakivy ry zalahy.:-*
8. kiali ( 13/11/2005 10:20)
fa inona zany vevavy??,
9. mangidy ( 13/11/2005 11:34)
Tena ilaina ny vehivavy,kanefa ilaina koa ny Lehilahy satria efa izany rahateo no nirian'ny Mpahary izao ntontolo izao.Koa aoka samy hanaja nyzavaboary é!:*
10. vale ( 13/11/2005 13:17)
ralf> fa nareo lelahy ko ange raha diso manaiky be foana ny vhv de everinareo oe "facile" de ararotinareo, nefa refa sendran'ile mamilafila ireny vao maika misisika, nareo iany no matonga an'io kah
11. cutie ( 13/11/2005 14:55)
: hesham [ Valio ] 13-11-2005 12:09:39
Lohateny : Re : Ilaina ve ny vehivavy sa?
cutie maninn njiko manao huuummmm lava be , tapaka le teo ambony fa azafady

io lazain-jy io ka :roll:
12. cutie ( 13/11/2005 14:56)
hesham [ Valio ] 13-11-2005 11:17:30
Lohateny : Re : Ilaina ve ny vehivavy sa?
Fa avy taiza ianao nivoka ry ralthe.

oups ito kay ka :-D
13. hesham ( 13/11/2005 15:40)
cutie hihihihi , ka otran`ny vhv fona ange mena tsiny @ zao retsa zao eee :-D:-D:-D:-D:-D dia hoe ny lhl no tena ilaina tsssss
14. ravakamalala ( 13/11/2005 15:45)
hesham > tsara be ilay valinteny!!=D
15. hesham ( 13/11/2005 15:49)
ravakamalala hihihihi:-D:-D
16. fasaly ( 13/11/2005 16:22)
zà klou mila lehilahy ihany eo am fiainana e!
tsy mety raha mandeha single knou!
:oops:
17. Herimiafina ( 13/11/2005 16:34)
Oadray, tena lasa otsan'ny mila vevavy njay zah zany marina mafy, nareo reto ry reto tsy mitsahatra ny manome filana anah mahintsiny an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
18. lapino ( 13/11/2005 16:53)
Inona izany no tena ilàna ny vehivavy?
- hivoahan'i ralthe
- manome filàna an'i Herimiafina
- hovohana amin'ilay fanalahidy ny fitiavany
Sa? :-D
19. britney ( 13/11/2005 17:43)
Herimiafina:

Oadray, tena lasa otsan'ny mila vevavy njay zah zany marina mafy, nareo reto ry reto tsy mitsahatra ny manome filana anah mahintsiny an, hehehehe:-D:-D:-D:-D



k'inona no manakana an'i hery tsy hila vehivavy:wink:
20. hesham ( 13/11/2005 17:49)
mataotsa vhv io ry britney hihihihihi.:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1021