Ilaina ve ny vehivavy sa?

21. Herimiafina ( 13/11/2005 18:03)
Hummmmm, nefa inona marina moa izao no ialivako vevavy, anjaso hoe hitady antony maromaro mba haha-rentabla an'le fanapahakevitro, hehehehehee8):-D:-D8):-D:-D
22. hesham ( 13/11/2005 18:06)
tapaho malaky fa ianao anie tsy ahazaka vhv otsana tsony e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 13/11/2005 18:08)
Ie, zah tsy hazaka vevavy hafa otsanao tsony fa enao mintsy no zakako, hehehehe:-D:-D:-D:-D
24. hesham ( 13/11/2005 18:11)
Sady za tsy mavesatsa fa ao tsara :-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 13/11/2005 18:12)
Manao piblicité tena an, hoe tena tsara be ve ny constit-nao sy ny ligne-nao no tinao tenenina? hehehehe:-D:-D:-D:-D
26. hesham ( 13/11/2005 18:23)
hihihihi ka raha tsy hano pub ny tenako aho iza njai ary no hanao pub ana sa ianao hanao volontera:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 13/11/2005 18:26)
Fa iza le hanaovana pub hafa, le kill hividy njay ve no tedavinao hanao pub? hehehehehe:-D:-D
28. hesham ( 13/11/2005 18:51)
ka zay ange nanaovako pub ny tenako e , ianao ilay hanaovako pub fa tsy iza akory .:-D:-D:-D:-D
29. Ragadona ( 13/11/2005 20:14)
Za ko ve mba mahazo mividy ? Ohatry ny mba mila ko aho ko
30. tracy ( 13/11/2005 21:15)
hummmmmdeclaration d'amour be ny ato knou! sa coup de foudre be mahintsiny, aleo hitsoaka sao manelingelina ny mifandamoro ato(l):arrow::-*:arrow::*
31. Ragadona ( 13/11/2005 22:31)
:-$:-$:-$:-$
32. Herimiafina ( 13/11/2005 22:53)
Tena ilaina mahintsiny ny vevavy raha otsan'izao an.hehehehe:-D:-D
33. maditra ( 13/11/2005 22:57)
Zah aloha tia vehivavy eh, na ny namako aza dia vehivavy no maro. Fa rehefa amoureux amin'iray aminy amin'izay enao vao mahita loza. Fa hoe ilaina sa tsy ilaina ny vehivavy, mazava loatra fa ilaina izy ireo ka, ilaina trop be mihitsy.
34. hesham ( 13/11/2005 23:36)
:-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina ( 13/11/2005 23:39)
Ny lehilahy kou ilaina kah, porofo, jereo ty filavan'i hesham anah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. pika ( 14/11/2005 05:09)
mifameno ireo na lhl na vhv
ny vhv no mety mahazaka miahina na tsy misy aza ny lhl fa ny lhl lasa adaladala raha tsy mahita vhv
37. Herimiafina ( 14/11/2005 05:59)
Tsy mahita ny vehivaviny sa tsy mahita vehivavy amin'ny ankapobeny no tinao hambara ry pika?
38. pika ( 14/11/2005 08:19)
mety doly izany e :lol:
toa mahatsiaro banga tanteraka ny lhl raha tsy eo ny vhv
noho izany dia ilaina ny vhv
39. Ragadona ( 14/11/2005 08:36)
Ka normal be zany ry pika a, satria ny lhl d natao tsy hikombona am tenany fa hisokatra am hafa ary hanokatra ny hafa,ka ao anatin ny fitiavana daholo no anaovany an zany
40. fasaly ( 14/11/2005 08:55)
pika:
marina mintsy zany migogogo mitonantonana mintsy mitady andravehivavy rehefa tisy femme iny izy e!



gadona ary ny vehivavy zany lazaina hoe ahoana tsy hisoakatra fa hivelatra zany an!:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084