Ilaina ve ny vehivavy sa?

61. fasaly ( 16/11/2005 06:27)
62. fasaly ( 16/11/2005 06:28)
mafy loha mamputé hikapoka am sotsobe toi!
efa we mitovy ny salan'isa.
efa tsatsa klou nga toi!...?
63. mamzelkely ( 16/11/2005 07:10)
bdb ry Ragadona ny bandy maté fa ry zareo ts miseho ra ts efa tena azony enao a... ny an sipa anie ra maté izy de mba au moins am vôlohany izy de hita e.. fa ny bandy ra ts efa ela niarahana aminao izy zay vô tena mhhhhhhh :-D
64. ari.malala ( 16/11/2005 07:41)
ralthe:

Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*.
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa aôna hozy nareo, satria aty no misy ny fanalahidin'ny fitiavana.
:-*



mahagaga ahy le fanontanianao, fa in ny reninaon ga lehilahy? :-D:-D:-D
65. mamzelkely ( 16/11/2005 08:30)
ari.malala
66. Ragadona ( 16/11/2005 10:58)
Zay ary fa voaporofo fa tena maté ny vhv, vao tezitra fasaly d sotrobe no raisina, maté nge zany e, sa inona le sotro be. Ny ahy ndray ange na maté aza izy refa tiko d zay, saingy mbola tsy any alo zao e
67. mamzelkely ( 16/11/2005 15:41)
ny an Ragadona kosa de hafa mits zany définition zany e:-D, ts maintsy we hianpy toraka sotrokely ny daroka sotrobe an fasaly ra izao ry Ragadona a:-D:-D
68. Ragadona ( 16/11/2005 16:27)
D am farany ve vao toraka fanjaitra ?
69. fasaly ( 16/11/2005 18:29)
toraka ban-kiraro, toraka soutien gorge, toraka slip
maté dooly zany rehetsa zany....
70. xxx ( 16/11/2005 20:05)
Zany toraka blao e! :P:°)
71. Veloo ( 16/11/2005 20:10)
za mitoraka lapoaly mihitsy sy votabia...
ralala a mety la angamba retsy ny maman'izy io a :-D:-D:-D:-D
72. Herimiafina ( 16/11/2005 20:40)
Favy be ny sipa materaka an, tena favy, tena reveko, fa maninona nareo no tsy tia sipa materaka. hehehe:-D:-D
73. Ragadona ( 16/11/2005 22:32)
O ry havana malala isany a, za nge tsy mbola nteny mitsy hoe ratsy be zany vhv maté zany e sady mbola tsy voafaritra mazava rahateo ko moa lay hoe maté fa nijanona eo am hoe maté fotsiny, k'aza de aviavy be am kapoka fa sao reraka eo ny tanana
74. Herimiafina ( 17/11/2005 00:47)
Fa favy be kou ny sipa tsy materaka an.
En somme favy be daholo ny sipa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
75. fameusecousine ( 17/11/2005 06:49)
favy fa ahona ehhh ...ny ilaina ny vehivavy anie manome taranaka ehh h..de ahona zany tsy miteraka zany ehhhh,,,
76. Herimiafina ( 17/11/2005 06:53)
Favy kou na miterka na tsy miteraka kah, favy foana, hehehehe:-D:-D
77. fasaly ( 17/11/2005 14:16)
zà zao mobla tsy niteraka fa favy be kou ka! tena tsy sahirana mitsena mpianatra zany na mampandro ankizy na manoro devoir na mamitra fefesse kely..
78. mamzelkely ( 17/11/2005 15:26)
za ko mbola ts niteraka fa za favy tout court:wink::-D:-D
79. Herimiafina ( 17/11/2005 17:30)
Otsan'ny ilaiko nareo mitsam zany ry mamzel sy ry fasaly fa zah mantsy mila tezaina kely, hehehehe:-D:-D:-D:-D
80. fasaly ( 17/11/2005 18:44)
hihihi! hery, hanao zazabe-nay sy mamzel ve??,
ampanjoina de alefa mande mi pisy kely aklohan'ny dodo, de fahanana refa sakafo de enjasana tsara refa eo am devant ny ordi sao tojo pedofil eo....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0515