Ilaina ve ny vehivavy sa?

81. Veloo ( 17/11/2005 19:49)
:roll:
82. Herimiafina ( 17/11/2005 21:42)
fasaly:

hihihi! hery, hanao zazabe-nay sy mamzel ve??,
ampanjoina de alefa mande mi pisy kely aklohan'ny dodo, de fahanana refa sakafo de enjasana tsara refa eo am devant ny ordi sao tojo pedofil eo....

Misy zavatra roa lehibe adinon-driko, hehehehe: soloina couche de ampinonona kely , hehehehe:-D:-D:-D:-D

83. Veloo ( 17/11/2005 22:12)
:roll:
84. xxx ( 17/11/2005 23:00)
de ampinonona kely , hehehehe

Tsy aleon'là ve ampifamadihana ny rôle kle?
85. fasaly ( 18/11/2005 16:56)
hery: hihihihi iny njay no tsy hitako, aleo njy hampinonoan'i mamzell raha izany fa zà tsy de misy ronono loatsa aky, lay couche zà mety mahavita ihany...
86. fijo ( 18/11/2005 22:39)
ny fanontaniako dia hoe,ilaina ve io fanontanian'i ralte io?
hamaliana azy,dia izao,hilaina ve mamanao?
87. cutie ( 19/11/2005 05:46)
ralthe [ Valio ] 13-11-2005 10:01:45
Lohateny : Ilaina ve ny vehivavy sa?
Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo .
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa aôna hozy nareo, satria aty no misy ny fanalahidin'ny fitiavana.

Ataoko fa efa hainao zao ny valiny a :-D
88. Herimiafina ( 20/11/2005 05:40)
Ie, mety efa hainy marina fa tsy sura fotsiny izy, hehehehe:-D:-D:-D:-D
89. fameusecousine ( 21/11/2005 22:03)
ie tena ilaina ny vehivavy ka ...hafa ihany lay safo2 avy aminy sa tsy zany rizalahy=))=))=))=))ny sisa moa de tsy lazaina ..fanafody anie hono zahay ehh=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
90. Herimiafina ( 21/11/2005 22:23)
Kay manavy tampoka teo zah nahita an'i fameusecousine, mba tsaboy kely any hoe hahitana azy kely raha marina ny teneninao na tsy marina, de remarka kely fanampiny: mila tsinjona kou zah. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
91. hesham ( 22/11/2005 01:37)
herimiafina , avy aty tsinjomoko bakely :-D:-D:-D:-Dsady tsy ataoko marary.:-D:-D:-D:-D
92. fameusecousine ( 22/11/2005 04:48)
mino aho fa ho tianao mahintsy ka ,,,andao nge ands:-*amana ehh=))=))(l)(l)
93. Herimiafina ( 22/11/2005 07:06)
Atambatso zany nareo roa ireo, i fameusecousine sy hesham, ny iray eo aloha de ny iray eo aoriana no maninjona anah, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
94. hesham ( 27/11/2005 01:05)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D za arina
95. fijo ( 02/12/2005 22:54)
herilefona ity kle
96. Sorate ( 21/12/2005 13:39)
Ny blao aza misy lahy sy vavy fa raha tsy zany tsisy ilàna azy; maika fa ny olona
97. anjeliko ( 29/12/2005 07:41)
ralthe:

Mety tsy milay ny fiainana raha tsy misy ny vehivavy nefa ndraindray mahasosotra izy ireny rehefa izy tiana izay ka mamilafila nefa hanaiky ihany rehefa avy eo :*.
Ny lehilahy lo no tena ilaina ê sa aôna hozy nareo, satria aty no misy ny fanalahidin'ny fitiavana.
:-*




tena tsy hitako zay ilaina ny lehilahy e!juste pour feconder:lol::lol::lol:sa tsy zany ????,,
98. rakekely ( 12/01/2006 08:58)
tsy ampy ny fiainan'ny lehilahy iray raha tsy misy vehivavy iray
hatrany ampian-dohana dia efa hitan'Atra fa tsy tsara raha irery ny lhl ka dia nasiany vhv hiaraka aminy
mifameno arakv'izany ny filana ao amin'ny lahy sy ny vavy; ka tsy tokony hatao mahagaga, fa ny fitsorana amin'ny fo mahitsy ihany no tena tsara eo amin'ny fifamenoana:-*:*:*:lol:
99. bozimanga ( 14/02/2006 11:21)
sao de tsy tokony ho nipetraka ity sujet ity eh?
maninona ny vehivavy hoe tsy ilaina nefa ny vehivavy no loharan ' ny firenena?
100. Sorate ( 16/02/2006 09:36)
Raha jerena ara-pitsipika , ny vehivavy dia midika ara-bakiteny hoe: mpanampy. Ka noho izany dia tena ilaina ny vehivavy satria tsy vitan-drery le fiainana , sady toy ny fehezanteny iray tsy misy fameno dia tsy mahalaza hevitra raha tsy eo izy io .Sady mino aho fa tsy misy afaka hihambo hahavita zavatra tsisy vehivavy zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088