Ilaina ve ny vehivavy sa?
42. fasaly
(
14/11/2005 11:13)
pika:
kou i gadona milaza hoe ny lehikahy misokatra de ny vehivavy zany mivelatsa kou! mifameno kou nge reo e!hihihihi!sa ahoana ozinjy????
kou i gadona milaza hoe ny lehikahy misokatra de ny vehivavy zany mivelatsa kou! mifameno kou nge reo e!hihihihi!sa ahoana ozinjy????
43. Ragadona
(
14/11/2005 11:48)
mivelatra am fomba fijery ange zany fasaly e, fa ny vhv alo mivelatra araka io lazainao io, fa tsy ampy ange le fivelarana e satri ...
44. hesham
(
14/11/2005 12:54)
Herimiafina:
Ny lehilahy kou ilaina kah, porofo, jereo ty filavan'i hesham anah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
Ie ilaiko arapanahy fotsiny zao ianao fa tsy aranofo hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
45. Ragadona
(
14/11/2005 14:56)
F nga azo sarahina ireo réalités roa ireo ? Ny fanajanonana ny iray dia midika ho fandavana ny maha olombelona.Ra tsy hoe nga avelo(fa tsy veloo), na angatra.....
46. hesham
(
14/11/2005 16:41)
ragadona , ka ny fanahin`i herimiafina fotsiny ange zao no mba ilaiko sady tiko e . :-D:-D:-D:-D
47. Ragadona
(
14/11/2005 20:36)
Tsy tia azy zany, satri ra tia azy njy d i herimiafina iray manontolo mitsy no tokony ho laninjy tsisy fepetra
49. fasaly
(
15/11/2005 06:10)
veloo:
ka misy anie matetika lehilahy egoiste de tsy tia manambady sy manana vehivavy e! lazainy fa mi profite ny volany hono hihihi tena lalina...
ka misy anie matetika lehilahy egoiste de tsy tia manambady sy manana vehivavy e! lazainy fa mi profite ny volany hono hihihi tena lalina...
50. Ragadona
(
15/11/2005 07:01)
sao d mba no profiter nao kos izy ry fasaly, matetika somary matérialistes zay manko ny sipa, tsy ny rehetra anefa a, sao d misy hanao be fiavy eo ndray
51. mamzelkely
(
15/11/2005 07:50)
o Ragadona a, ekeko fa misy ny vhv maté fa ny lhl ko anie no tena maté e..:P8)
52. Ragadona
(
15/11/2005 10:16)
Ry mamzelkely a, misy alo ny lhl maté e, fa ngamba ilay hoe "ny lhl ko anie no tena maté e" tsy dia marina, cas am ankapobeny mantsy no tenenintsik e. Saingy tsy ao anatiny ange njy e
53. fasaly
(
15/11/2005 12:57)
toa mitovy ihany amzao raha ny salan'isa no jerena ry gadona amin'ity resaka mté ity a! ny antony angamba de lay fiainana sarotra e!
54. Ragadona
(
15/11/2005 13:36)
Salan isa mivoaka avy aiza alo ny an fasaly e ? ra eny am instat mako d tsy hitombina le izy. Jereo eo am le bandin njy fotsiny le izy fasaly d mazava
55. fasaly
(
15/11/2005 15:01)
tsy azoko ry gadona lay voasoratrao fa diso fohezinao loatra le soratra...
59. fasaly
(
15/11/2005 19:14)
gadona a! inona aza ity e!
ianao tsy maté! zà kou tsy maté
fa misy any sipa maté de misy kou any bandy maté
de mitovy zany ny salan'isa hihihihi sa ahoana an!
ianao tsy maté! zà kou tsy maté
fa misy any sipa maté de misy kou any bandy maté
de mitovy zany ny salan'isa hihihihi sa ahoana an!
60. Ragadona
(
15/11/2005 20:17)
saingy vitsy ny bandy maté ary vitsy ny sipa tsy maté , zany ve d hitovy ry fasaly ?
