Fantatrareo ve fa ho tonga paradisa ny tany?

1. elyrajo ( 13/11/2005 10:15)
Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo?
novalian'i jentilisa ny 16/11/2005 15:23
2. xxx ( 13/11/2005 11:17)
elyrajo:

Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo?
Toa i ra-tsimiandravola sy ra-jentilisa no tokony hiady hevitra aminao ny amin'izany.=))=))=))


3. jefra ( 13/11/2005 11:43)
Alohan'ny fifidianana ve hono ilay paradisa sa rehefa voafidy fanindroany Ra8 :lol::lol::lol:
Ny mampanahy ahy toa vitsy kely no hahita ilay paradisa ko: ny maro miondrika mivavaka sy mino fotsiny, ny mahitahita misesika ihany.
4. dadabe ( 13/11/2005 12:40)
dry !!ary zah namaly tasty @ le ray tatsy kay ato kou misy iray

aza ataonareo vazivazy kosa klou ry zalahy fa mety hisy fahamarinanany anie izany resaka izany e

hoy ny soratra masina: "ny adala @ izao tontolo izao no nofidin'Andriamanitra mba hampahamenatra ny hendry "I-Kor -1:26 (ahitsio zah raha diso azafady a) :):)de ampy a
5. jefra ( 13/11/2005 13:59)
Ie, dia raha ekena koa ny hoe: Sambatra izay noana, sambatra izay magnetaheta sy malahelo, sns ... d efa akaiky marina ny paradisa, ary mba voalohandohany @ izay ny gasy e!

Raha izay no tena izy dia tanteraka marina ny lazain'ny sasany ho prophetie hoe le bandy 'zay no hanavotra ny gasy.
6. lapino ( 13/11/2005 14:21)
jefra:

Ie, dia raha ekena koa ny hoe: Sambatra izay noana, sambatra izay magnetaheta sy malahelo, sns ... d efa akaiky marina ny paradisa, ary mba voalohandohany @ izay ny gasy e!

Raha izay no tena izy dia tanteraka marina ny lazain'ny sasany ho prophetie hoe le bandy 'zay no hanavotra ny gasy.



:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. cutie ( 13/11/2005 15:01)
Misimisia ny toy zao :-D
8. pissoa ( 13/11/2005 15:10)
jefra:
Ie, dia raha ekena koa ny hoe: Sambatra izay noana, sambatra izay magnetaheta sy malahelo, sns ... d efa akaiky marina ny paradisa, ary mba voalohandohany @ izay ny gasy e!


Amen :-D :-D :-D
9. tsimiandravola ( 13/11/2005 22:05)
-Na ny titre fotsiny aza,dia efa ahafahana milaza fa Vavolombelon'ny Jehova ny mpandefa ny tolon-kevitra.Ny Temoinan'i Jehova dia sekta,kanefa aza mieritreritra ianareo fa toy ny mpino kristianina daholo ihany izy ireny=manamaizina ny efa mazava.Sao mantsy ka misy faly sy mibitaka satria asian'i Tsimiandravola ny Témoin de Jehovah.Na katolika,na protestant na évangélika dia samy manana ny mokony daholo.Ny degré-ny fotsiny no samy manana ny azy.

Indro misy site izay nagalako an'ity extrait ity dia tsara raha vangian'izay te halalala be be kokoa.Ny titre dia hoe:"ils attendent le paradis... dans un enfer"

Dia ity ilay "extrait":
Sous l'apparence de gens bien polis, toujours bien habillés, cravatés, même en pleine canicule, se cache un peuple sans coeur, sans amour, sans tolérance, sans compassion. Hélas! ces gens se croient dans la vérité et agissent avec sincérité, mais lorsque vous êtes touchés de près, dans votre chair, vous êtes en droit de parler, de témoigner, d'informer.
Attention! danger. Ces gens vivent en autarcie. Ne participent en rien à la vie économique, culturelle ou autre d'un pays. Il sont un danger parce qu'ils nous détruisent tout simplement. Ils vous écartent de votre famille, de vos amis, de la société même. Vous êtes isolés de tout, il y a un endoctrinement commun à tous les discilples et gare! si vous essayez d'être vous-même. C'est interdit.

Mme Coubert, ex-témoin de Jéhovah (livre Les victimes parlent)


Ary ity kosa ilay lien:http://www.prevensectes.com/tj.htm
10. xxx ( 14/11/2005 02:20)
ny olona miteny fa tsy misy Andriamanitra dia mihevitra ny tenany ho andriamanitra. Izay tsy manompo azy araka ny heviny dia secte. Mitovy tsy misy valaka amin'izany i Losifera.

elyrajo> tsy ny tany araka ny hevitro no ho tonga paradisa. Satria io dia "maloto", feno andriamanitra sandoka, feno fanaratsiana ny Anaran'Andriamanitra, feno ny rendrarendran'izao tontolo izao, firaisana tsikombakomba amin'ny ratsy...
11. pika ( 14/11/2005 08:17)
ny ety an-tany tahaka ny any an-danitra.....
rehefa mifankatia ety an-tany sy mifanaja dia efa paradisa angamba izany
fa ny hoe ny tany iray manontolo no ho tonga paradisa dia toa mbola kely ny finoana
any an-danitra any angambany asa anefa :roll:
12. jentilisa ( 14/11/2005 10:56)
xxx:

elyrajo:

Tiako ny hizara ny zavatra hinoako aminareo. Mino mafy mantsy aho fa tsy ho ela intsony de hanova ny tany ho paradisa i Jehovah. Tsy vaovao tsara ve izany hoy ianareo?
Toa i ra-tsimiandravola sy ra-jentilisa no tokony hiady hevitra aminao ny amin'izany.=))=))=))





=)) =)) =)) =))
13. jentilisa ( 14/11/2005 10:58)
de tahaka ny ahoana izany tany lasa paradisa izany?
14. annie ( 14/11/2005 11:35)
ny tena hitako sy mampalahelo dia raha vao fitorina Baiboly no hatao eto dia betsaka ny mpaniratsira!!!!!
tsimiandravola> inona moa ny holana na antokompivavahana hafa aza ilay olona? Rehefa manazava ny fahamarinana ao@ Baiboly izy dia zay no zava-dehibe????
XXX:
Ny Baiboly dia milaza fa ho ringana ny ratsy fanahy fa tsy ny rehetra eto antany akory mazava ho azyzany fa tsyho potika akory ny tany zay lazainao fa feno haratsiana,izay ratsy no hiala eto ary hitoetra mandrak\'izay kosa izay voafidy handova ny tany(2Tes 1:6-9; Apo 7:9,14)
Pika>tsy voafaritra mihintsy hoe rehefa mifankatia akory de paradisa???? fa izay mitandrina ny lalàna( dia ny baiboly zany)Ny mpamono olona,mpangalatra,mpijangajanga, mpanompo sampy,misandoka ho Aa ve hoy ianao dia tsy manana fitiavana na tsy mifankatia????? kanefa dia voararan\'ny lalàna izy ireny
namana
15. jentilisa ( 14/11/2005 14:28)
Averiko indray! ahoana izany tany lasa paradisa izany?

Tsy misy intsony ve ny ranomasina? tany vaovao fa tsy eo intsony ny tany taloha (Apokalypsy 21-22)!

sa tahaka ny ahoana izany tany lasa paradisa izany? aleo anie milaza hoe tsy nisy namaritana izany fa ...fotsiny e!
16. jentilisa ( 14/11/2005 14:35)
Eo ihany koa ilay tenin'ny Jesoa raha handeha izy.

"Hamboatra fitoerana ho anareo aho" ilay fitoerana dia hinoana hoe any an-danitra ka ilay lanitra dia izay misy an'Andriamanitra.

Ka rehefa avy any an-danitra ve dia hiverina aty an-tany indray ny olona?

Fanontaniana mila valiny ihany koa izany!
17. xxx ( 14/11/2005 22:45)
Pika:
"ho tanteraka anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra" (Aza tapatapahina ilay fehezanteny fa lasa vilana)

"Que ta volonte soit faite sur la terre comme au ciel"


Atao inona ampakarina any an-danitra moa ny olon'Andriamanitra raha toa k ety an-tany ny paradisa?
18. jentilisa ( 15/11/2005 10:49)
iza koa ary izany mitovy hevitra amiko izany?
19. namanao ( 15/11/2005 14:18)
raha tsy diso aho Jerosalema vaovao (forme cubique) no itoeran'ny olon'Andriamanitra izay ampidinina avy any andanitra no hitoetra eto fa tsy ny tany no lasa paradisa. Fa mialoha izay dia miakatra any Andanitra daholo aloha ny voafidin'Andriamanitra rehetra (arivo taona(arabakiteny sa tena izy?) no itoerana any).
20. jentilisa ( 16/11/2005 14:21)
fa tena ara-bakinteny tahaka izany ve ity boky ity e?
Jesoa ve dia tena zana'ondry tokoa fa tsy olona moa?

Mba hiezaka aho ahazoana fa dia ampio mihitsy!

io jerosalema io izany ao Palestina ihany no miverina na milatsaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5226