hafa ndray e
1. ari.malala
(
14/11/2005 09:16)
niresaka ony zany reto roalahy mpinamana, iza lety no miaraka @là RAgeorges? d namaly RAgeorges se i BAkoly lesy a; d we Bakoly iza? d we iBakoly etsy andrefan-tanàna lesy a iny v ts fantatr'elà e..., sady efa hatao atsy hoatsy ny raharahanay, d namaly zany le namany we, hay, iny koa anie lesy no miaraka amiko e; sady efa nangataka azy ho vady aho d efa nekeny, d tsy taitra akory Rageorges namaly, tsara kosa lesy zany ko... fa zany hoe aza atao mifanindry fotsiny ny datin'ny mariazintsika an...
-----------------------
Zinety: Zany hono aky ry Berta d nikatona ny orinasanareo?
Berta: Ie, nga ky ts ho sômera ndray zany zao ny titre a...
Zinety, fa toa hoe afaka nitondra izay tianareo hono aky nareo?
Berta, ie... tsara fanahy alo le patirao e...
Zinety, d in aky no nentindry?
Berta; le securité tao am-bavahady r'ikala no nalaiko fa iny sady bôgôsy no matanjaka tsara a
Zinety, ....:roll::roll:
-----------------------
Zinety: Zany hono aky ry Berta d nikatona ny orinasanareo?
Berta: Ie, nga ky ts ho sômera ndray zany zao ny titre a...
Zinety, fa toa hoe afaka nitondra izay tianareo hono aky nareo?
Berta, ie... tsara fanahy alo le patirao e...
Zinety, d in aky no nentindry?
Berta; le securité tao am-bavahady r'ikala no nalaiko fa iny sady bôgôsy no matanjaka tsara a
Zinety, ....:roll::roll:
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:11
6. mamzelkely
(
14/11/2005 11:36)
njy angamba ny asa njy ry ari mitady blagy hamalifalina anay ka.. misôtra eeeeee..:-D:-D
11. gasitiako
(
15/11/2005 12:37)
nisy mpisipa tany ambanivohitra, namonjy bal, nony tonga ny t@ 12 alina de nilaza te hatory le jôba, de naterin'ilay kôfa tao @ trano fatoriana iray zay efa be mpatory be satria efitrano iray malalaka be de samy manao ladina an-tany ao, de lasa le kôfa avy eo fa mbola te handihy hono nefa lery tôkalah be ary efa dôzy izy t@ nanatitra an'ilay jôbany, réserveo place eto akaikinao za an, hozizy mantsy ny sipany, nony niverina lery mba tadidiny tsara aloha ny toerana na dia efa tena katry be izy fa ny scène de izao, natory nifamototra t@ le sipa lery, nanao 69 zany e, le sipa efa matory be tsy mahatsiaro izay ambonin'ny tany, hany ka na ny zipony aza efa any tratrany, tonga i ranamana de nanafosafo, mba noeritreretina fa takolak'ilay sipa nefa ravin-daisoa, nidiran'ny rivotra ary le sipa ka nandefa rivotra nanao hoe sssssssss, lery nefa nidemande, de hoverin'edala fa mandà le sipa de hozizy, zay indray enao
18. ari.malala
(
16/11/2005 11:41)
njiko ko zany tokony mandefa ry mamzelkely :-D (naika diso fanoratra ny anaranjiko njay za io:P):-D:-D:-D
19. mamzelkely
(
16/11/2005 11:52)
k za ts mahita koooo.. afohezo hoe zelkely ky refa hitanjy we lava lôtra a..:-D