Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
10/11/2005 17:12)
problème : circulation du sang
ahoana ny tena fitsaboana haingana ankoatran'ny fanaovana la marche...
tohiny
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:52
xxx
(
10/11/2005 14:04)
tsory e!!
Fa maninona wa nareo vehivavy no rehefa tsy tia tsy miteny tsotra fa dia mody fanina na dia tsy hita sy tsy miraharaha tsotra izao??...
tohiny
novalian'i jennifer2 ny 26/12/2005 22:28
xxx
(
10/11/2005 12:43)
Aza mba adala ihany e!
Mba ahafantarana ny adala izany hoe sitrana de tsy maintsy misy ny fanandramana atao aminy ka tamin'ity indray mandeha ity izany de zao no nataon'ny dokotera e!
Nomena an'ilay fikopahana ireny izany ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:14
mumu
(
10/11/2005 09:49)
Billet TANA/PARIS aller-retour mora be
CAP MADAGASCAR
39, rue Servan - 75011 PARIS
Tel: 01 42 86 99 88
PARIS/TANA/PARIS
Billet aller-retour: 500 Euros HT
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i Ralay ny 31/12/2005 06:29
jentilisa
(
10/11/2005 09:19)
jirama: statistikan'ny ora sy ny toerana iharan'ny delestazy
Mieritreritra aho hoe tsara angamba raha mametraka ny ora sy ny fokontany ary ny firaisana na boriborintany ny tsirairay ato ahafantarana marina hoe tokony ho firy tokoa moa ny enerzia lany ao anatin'...
tohiny
novalian'i pika ny 11/11/2005 07:56
gashy
(
10/11/2005 08:43)
Foot! Anarana vaovaon'ny ekipam-pirenena malagasy
Anisan'ny nalaza teo amin'ny sehatry ny kitra malagasy tamin'ity herinandro ity ny nanovana ny Anaran'ny ekipam-pirenena malagasy scorpions de Mcar teo aloha ho Les Bareas de Mcar.Ahoana no mba fahita...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 01/12/2005 05:52
xxx
(
10/11/2005 06:00)
Ary ahoana ndray ary ra mpitondra fivavahana silamo eto ?
Tinareo v ra mpitondra fivavahana silamo no hitarika antsika malagasy ry namana ?angamba de lasa ......
tohiny
novalian'i jentilisa ny 18/11/2005 10:14
Ragadona
(
09/11/2005 22:51)
Tranom-pitiavana ny bandy
Am fomba fijery tsy miangatra letsy zala tena resy lahatra aho fa manana tombony ny bandy ra eo amin ny resaka fitiavana miohatra am sipa ra idirana lalina le fomba iainan ny bandy sy ny sipa ny atao ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 22:01
vale
(
09/11/2005 22:12)
"sorcelerie"
Mi-"exista" marina ve izy io?......
tohiny
novalian'i vale ny 01/12/2005 15:27
Maheriloha
(
09/11/2005 13:57)
mot de passe
Indray andro ny tantara iray niseho . Zava-nisy izy ity ka henoy tsara . Nisy olona 2 efa ela niarahana ; matetika moa dia rehefa misy zavatra tiana hatao tsy tiana ho fantatr'olona dia fihetsika hafa...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:15
Lalakely
(
09/11/2005 13:28)
ny vola
mba nieritreritra aho hoe: mety ho azo atao ve ny hanangana vola iray itambaran'izao tontolo izao. oh: ny euro efa mampiombona firenena maro. tsy izany manko fa toa lavitra loatra ny elanelana misy eo...
tohiny
novalian'i yehel ny 13/12/2005 14:05
mamzelkely
(
09/11/2005 11:51)
chameau..
ts haiko ty ra tokony ho ato na ary am dinika manokana fa ra tokony ho any am dinika manokana de ahitsio ry hery a.. ok merci a....
zao zany le tantara e..
nisy lelà ono zany avy nisaraka tam s...
tohiny
novalian'i Veloo ny 24/11/2005 23:52
xxx
(
09/11/2005 11:51)
Fampitomboana biz'oroka
Manahoana tompoko ô! Hono hoa nisy olana angah ny fampitomboana biz'oroka @ izao? tsy izany fa efa ho erinandro izaho no mitsidika isan'andro ilay fampitomboana fa tsy mahazo valiny foana!mba mila fa...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2005 00:12
xxx
(
09/11/2005 11:00)
Fampitomboana tahiry biz'oroka
Manahoana tompoko ô! misy olana angah izao ny fampitomboana ny tahiry @ biz'oroka! efa ho 5 andro izay no mangataka fampitomboana ny tenako fa tsy misy valiny!mba mila fanazavana raha azo atao e!...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/11/2005 12:52
zakony
(
09/11/2005 10:16)
frantsay, anglisy ary gasy
tafaraka hono izy telo ireto, ny iray frantsay, ny iray anglisy , ny iray gasy, dia mba niresadresaka momba an'i Adama teo ry zareo ka lasa ny adihevitra.
frantsay : tena frantsay leireto i Adama, ...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:17
jos13
(
09/11/2005 09:23)
fihetsika ahafantarana fa manampitiavana ny olona iray?
ny fandehanana isanandro any @ olona ilazanao we tianao ve d efa fampisehoana fitiavana ?,raha mankany ianao nefa tsy milaza fa we tia , d mety ho tonga ve ny hafatra !satria mety misy fahamenerana m...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 22/11/2005 06:48
joda
(
09/11/2005 09:06)
ahoana ity violence erak'i Europe ity e
avy eo isika gaga fa mihamahazo laka ny racisme!!!!...
tohiny
novalian'i mirana5 ny 15/01/2006 12:24
jentilisa
(
09/11/2005 07:44)
jirama! misaotra be amin'ny ezaka ataonareo...
Aza matahotra ianareo fa tena ato tokoa no nametrahaka ity zavatra nosoratako ity. Sambany...tena sambany omaly teny an-tanananay no 1 ora sy sasany monja ny delestazy. Taloha manko dia 2 ora sy folo ...
tohiny
novalian'i mbltina ny 25/11/2005 11:46
jentilisa
(
09/11/2005 07:41)
resaka, rediredin'ny mamo, mampisaina indraindray!
Ianareo ve efa mba mahatsikaritra fa mampihomehy na mampisaina indraindray ny rediredin'ny mamo?
Ohatra iray ity omeko anareo ity:
Misy tournevis hono manodina ny tany, fa ilay tournevis aloha t...
tohiny
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:19
jentilisa
(
09/11/2005 07:20)
fanalan-jaza! saro-pady dia saro-pady...
Tena mampihoron-koditra ny mandre ny fanalan-jaza eto Madagasikara na dia voararan'ny lalàna aza izany.
Be ny manao nao foana ny vehivavy tsy te-hitondra vohoka ary manao fandaniam-bola mihitsy az...
tohiny
novalian'i fijo ny 17/01/2006 21:18
