Tranom-pitiavana ny bandy

1. Ragadona ( 09/11/2005 22:51)
Am fomba fijery tsy miangatra letsy zala tena resy lahatra aho fa manana tombony ny bandy ra eo amin ny resaka fitiavana miohatra am sipa ra idirana lalina le fomba iainan ny bandy sy ny sipa ny atao hoe fitiavana, sa mba ahoana ny fijerin lisany azy ?
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 22:01
2. estine ( 10/11/2005 06:58)
Tanisao hoe le tombony:?:
3. pika ( 10/11/2005 07:01)
miandry isika ry estine a :roll:
4. Ragadona ( 10/11/2005 07:05)
Mety hoe somary taraiky kely vao tia nefa refa tia dia :
-tsy mijery afa tsy izay fitiavana zay, ary heverina ho vendrana aza indraindray (oh : tsy mametraka ho lohalaharana ny fijerena zavtra hafa toy ny harena, saranga....)
- sahy maty refa tia
Sy ny sisa maro e, fa mbola nde hibaosy alo fa valiko tsara refa mirava aho
5. estine ( 10/11/2005 07:28)
zany e refa tia....hira rock io fatsy aiko ny mihira azy...
ireo lazaainao reo ve no: amour fou sa fou d'amour(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
6. pika ( 10/11/2005 09:33)
ka ny lhl rehetra ve anefa no ao anatin'io trano io:?:
7. majakely ( 10/11/2005 09:37)
ataoko fa tsia ry pika ,tsy ny lhl rehetra angamba ka !!
8. Ragadona ( 10/11/2005 11:47)
Mandainga kosa alo za ra miteny hoe izy rehetr e, fa ny am ankapobeny ange no tiko tenenin eto e. Azoko antoka tsapan ny vevavy io ka matetika hararaotin ny sasany am zavtra hafa
9. pissoa ( 10/11/2005 12:19)
Ragadona:
Azoko antoka tsapan ny vevavy io ka matetika hararaotin ny sasany am zavtra hafa

izaho koa mahazo antoka fa toy izany koa no mitranga amin'ny vhv.
10. Ragadona ( 10/11/2005 13:38)
Le fanararaotana ve no azonao antoka ? Za nge tsy miteny hoe tsisy fitiavana ny vehv e, fa mba tiko ho marihina fotsiny ilay tombony kely ananan ny lehilahy. Ary ny fanararaotana tiko tenenina tetsy ambony d fahaizan ny sipa sasany mamadika an io qualité n dry zala io ho lasa faiblesse hamelezany azy...
11. Aino ( 10/11/2005 14:23)
ianao ve mino fa ny hakabeazany vhv de voambaka ny io fitiavana io?
nefa indray betraka ny hitako fa hianareo lehilahy no mora vety raha tena hoe jerena ny filalaovan'ny olona anankiray any izany fitiavana izany.
nareo matetika mora babo sady mora resy ihany koa.
12. Ragadona ( 10/11/2005 14:38)
Mety taratara ihany ny lelahy vao tena tia saingy refa tia d tena sarotsarotra manongotra an iny fitiavana iny n'inon'inona mitranga.(be fitiavana anefa tsy midika avy hatrany hoe hendry foana na d izany aza ny fanirina). Ny vevavy haingakaingana kokoa amin ny fitiavana, indrisy anefa fa haingakaingana koa izy amin ny fanadinona azy.(ilay fitsiriritan ny bandy sipa iray amin ny voalohany iny tsy azo adika avy hatrany hoe fitiavana)
13. Veloo ( 10/11/2005 17:59)
ragadona za tsy mba mino an'izany , ny ahy rehefa tiko dia tiko ary ho ela mihtsy, fa misy condition mahay manaja, sy manampy ary mahay mifampiresaka ny olana sy ny fifaliana rehetra :P
14. Ragadona ( 10/11/2005 19:36)
Io ary ny an veloo fa ny conditions avy hatrany no arangaranga vao ho tia. Ra lelahy nefa ndry veloo a d le fitiavana no aloha ary io fitiavana io no entina mandrafitra ny fiarahana, d maharitra mandra pa... izy am zay
15. Herimiafina ( 10/11/2005 23:08)
Zah manana fitiavana amidy mora ze mila, promotion noel, solda 50%, jereo eny amin'ny mpivarotra mahazatra anao fa eny zah miandry anao, hehehe:-D:-D
16. jefra ( 11/11/2005 00:15)
Zah ndray mihevitra hoe, na lhl na vavy, refa tia dia tena tia... Mandram-pipoakan'ny coup de foudre manaraka. Fa ekeko fa misy ny situation hoe, tsara foana ny andro dia tsy misy kotroka mihintsy.

Fa ny ananan'ny vhv tombony kosa, dia izy afaka mi-jouir in-x fois tsy misy olana. Ny bandy, isaky ny misento dia tsy maintsy mangataka temps mort
:-D:-D
17. pika ( 11/11/2005 05:52)
varo boba izany ve ry herimiafina tsy fople klé
18. Herimiafina ( 11/11/2005 06:07)
O ry pika an, fitiavana pura pork 100% tsisy pentina, premiere main amidy mora de mbola hisalasala ihany ve i toi, hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. Ragadona ( 11/11/2005 13:36)
Sady le fitiavana anie to original fona e, tsisy fripy zany io
20. pat06 ( 11/11/2005 13:46)
jefra:

Zah ndray mihevitra hoe, na lhl na vavy, refa tia dia tena tia... Mandram-pipoakan'ny coup de foudre manaraka. Fa ekeko fa misy ny situation hoe, tsara foana ny andro dia tsy misy kotroka mihintsy.

Fa ny ananan'ny vhv tombony kosa, dia izy afaka mi-jouir in-x fois tsy misy olana. Ny bandy, isaky ny misento dia tsy maintsy mangataka temps mort
:-D:-D

:-D:-D:-DMarina io :-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4421