Tranom-pitiavana ny bandy

21. Ragadona ( 11/11/2005 14:14)
ka le temps mort ange fankana élan e, ainga vaovao hatrany
22. fasaly ( 11/11/2005 16:25)
kopu zà zao rehefa tena tia de tena tia ary hamba n'ilay fitiavana mintsy aza de ahoana njay ny amizay ragadona,???
23. Ragadona ( 11/11/2005 16:32)
Marina alo e, refa tia d tena tia,fa ho ahy kosa anefa ny fitiavana mampahiratra fa tsy mahajamba, saingy mety tsy dia manaraka ny lojikan ny saina loatra angamba le fihetsika atao refa tia d io lay heverina ho fahajambana. Tsy efa mba tsapanao ve zany ry fasaly a(fa tsy fahajambana kos e)
24. fasaly ( 11/11/2005 17:52)
ka lay jamba lazaiko anie de n'inona mitranga n'inona midona ça dépend ny situation de vonona foana ianao hanome maximum am lafin'ny rehetra raha resaka fitiavana io an!
25. Ragadona ( 11/11/2005 21:44)
Eny e, ka fitiavana ko ange no resahintsika eto e. Io maximum teneninao io mihitsy no idealy amin ny fitiavana saingy amin ny maha idealy azy zay alo sarotra ihany le manatratra azy e fa....
26. fasaly ( 12/11/2005 11:54)
ka zay tratranao ihany anie no hatao e! sa ahoana an!
27. Ragadona ( 12/11/2005 13:10)
Zao d mba ilay "tratranao" ry fasaly
28. angelgirl ( 12/11/2005 20:38)
Ny an'ny lehilahy mazàna ,zay sipa tena mahay mampijaly azy no tena tiany na koa refa misy sipa mampiseho fa tia de tsy raharahiny ,nefa refa lasa any an-kafa iny avy eo ,zay vao manao avia avia izy.Anisany ihany zany ,fa samy manana ny fomba itiavany ny tsirairay e!indraindray ny sipa no mahazo tombony indraindray ny bandy :arakarakin'ny cas io!
29. Ragadona ( 12/11/2005 20:49)
Ny marina kosa angamba ry angegirl dia hoe : tsy misakana ny fitombon ny fitiavan ny bandy ny fampijalin ny sipany azy, OK ?
30. Herimiafina ( 12/11/2005 21:58)
Marina io tenenin'i Angelgirl io an.

Fa izao e, tena tsisy kil hoa le fitivako amidy ambongadiny e. ao fa ampidiniko 25% de mahazo remizy sy ristourne ary rabais ze folo voalohany tonga hividy, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
31. jajaf401 ( 13/11/2005 10:56)
angelgirl:

Ny an'ny lehilahy mazàna ,zay sipa tena mahay mampijaly azy no tena tiany na koa refa misy sipa mampiseho fa tia de tsy raharahiny ,nefa refa lasa any an-kafa iny avy eo ,zay vao manao avia avia izy.Anisany ihany zany ,fa samy manana ny fomba itiavany ny tsirairay e!indraindray ny sipa no mahazo tombony indraindray ny bandy :arakarakin'ny cas io!



En general aloha na vhvv na ny bandy dia samy iharan'io voalaza io eh, ny antony dia ny zavatra manahirana ihany no tena itadiavana effort eo @ olombelona;
NEFA!! tandremo ah : raha mbola tian'ilay sipany izy de feno io fepetra io fa RAHA EFA TSIA KOSA de hazakazaka arahintosika zay filafila sy fampijaliana zay, ka tokony hanao evaluation tsotsotra aloha zay vao mampijaly na hamilafila!!
32. fijo ( 15/11/2005 22:40)
ny lehilahy rehetra dia toa io rehefa sendra ny tena tiany,za aloha izao mitady e
33. Ragadona ( 15/11/2005 23:29)
Eny e fa ngamba tsy dia hoe akory fampijalina fa fanaitairana fitiavana
34. Veloo ( 16/11/2005 20:23)
ragadona a rehefa tena tia ve ianao dia tena tia? tsara zany nefa kosa ny bandy mora maka maitresse be vety2ka mihitsy tsssssssss:twisted:
35. Herimiafina ( 16/11/2005 20:46)
Aza generaliser-na hoa fa ataovy hoe ny bandy sasany mora maka maitresse be mahintsiny. De inona hono ny antony nefa ry Veloo?
36. Ragadona ( 16/11/2005 22:24)
mba bandy vitsivitsy sendra solafaka kosa no hitanao e
37. Herimiafina ( 17/11/2005 04:18)
O ry zareo an, iza no interessé amin'ilay fitiavako e, mameno trano fotsiny mantsy izay ato de tiko amidy be, tsy maninona fa gratos amin'izay, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
38. fameusecousine ( 17/11/2005 06:44)
za interesse ka fa mety tsy mitovy @ principe nao sady za lafo valeur ...nefat sy haiko raha vitanao ..
39. Herimiafina ( 17/11/2005 06:59)
Ka le anah ary gratos tsisy valerany kou.
40. Ragadona ( 17/11/2005 07:07)
Ahoana ndray zany valeur n dra fam zany le ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1491