Ary ahoana ndray ary ra mpitondra fivavahana silamo eto ?

1. xxx ( 10/11/2005 06:00)
Tinareo v ra mpitondra fivavahana silamo no hitarika antsika malagasy ry namana ?angamba de lasa ...
novalian'i jentilisa ny 18/11/2005 10:14
2. estine ( 10/11/2005 06:42)
sady isika gasy taranaka arabo mety itranga io
3. pika ( 10/11/2005 06:59)
angamba de lasa ...

dia tsy haiko intsony fa mety :cry: ny ankamaroan'ny gasy :miam:
4. estine ( 10/11/2005 08:50)
za ngamba mety ho lasa terorista(conte le pouvoir zà eo an)8O8O
5. hery ( 10/11/2005 09:13)
Raha ohatra ka..
- Mbola azo aongana izy rehefa tsy mamely
- Mbola tsy ataony ho Repoblika Islamista i Madagasikara
- Mbola hisy ny fahafahana (indrindra ho an'ny vehivavy)
- Mbola ekeny tsy hanao foulard sns
- Mbola ekeny hisy fiangonana hafa
- sns...

dia tsy hitako ny olana.

Hanaiky an'ireo ve izy anefa?
Amin'ny voalohany mety ieee [Kobaka ambava @ propagandy] fa rehefa kelikely de zay no vita.
6. jentilisa ( 10/11/2005 10:05)
Ny mpitondra fivavahana kristiana aza mbola tsy henoko koa ny mpitondra fivavahana silamo sahady no eritreretina?

Raha silamo tsotra dia ho hita eo ihany!
7. pissoa ( 10/11/2005 10:22)
miombon-kevitra amin'i jentilisa
8. xxx ( 10/11/2005 10:28)
tsy hitako ze olana na inona na inona finoan'ilay mpitondra,firenena laika Madagasikara.Tunisie izao, silamo ny mpitondra, nefa mipetraka tsara oe firenena laika izy, malalaka ny olona rehetra, ny fiangonana hafa, ny vehivavy etc...Olona vonona hampandroso firenena no zava-dehibe fa tsy izay finoany.
sw
9. Bibilava ( 10/11/2005 13:14)
xxx:

tsy hitako ze olana na inona na inona finoan'ilay mpitondra,firenena laika Madagasikara.Tunisie izao, silamo ny mpitondra, nefa mipetraka tsara oe firenena laika izy, malalaka ny olona rehetra, ny fiangonana hafa, ny vehivavy etc...Olona vonona hampandroso firenena no zava-dehibe fa tsy izay finoany.
sw

Malahelo aho milaza aminareo fa raha sanatria tsy maintsy atelina ny menarana dia izay no vita.Alohan'ny hisian'ny fahataràna dia tsy maintsy mihetsiketsika ny laïka.Tsy misy tokony hifangaroan'ny fitondràna sy ny finoana mihitsy,fa raha tsy izany dia hisisika eo ny silamo.Ary ny vokany dia efa fantatrareo ihany.Aoka isika samy hanokatra ny masontsika eo amin'ny zava-miseho rehetra amin'ny tontolo silamo.Matetika aho dia miresaka amin'ny namako fa tsy maintsy fongorana hatrany amin'ny fakany ny "hazo" fa raha tsy izany dia mamoha voankazo vorika hatrany.Nefa tsy misy fomba hafa ahafahana mamongotra izany raha tsy ny laïcité.Revin-gadra daholo ny fitediavana hampiroborobo finoana anankiray mba hiadiana amin'ny silamo,raha tsy izany dia hiafara amin'ny fifanenjehana anaty sy ny gera civile any aoriana.Fantatra mantsy fa ny silamo dia mifantoka indrindra amin'ny didy jadona=jihady=tia ady.Asa raha mba azonareo an-tsaina izany hoe fahazahoana ny paradisa rehefa bras armé n'i Allah(ny coran mihitsy no manamporofo izany).Dia izany ve no eritreretinareo hanjaka???Raha tsy nisy mihitsy ny silamo tsy dia nampaninona loatra na mpivavaka aza no mitondra.Ny fisian'ny silamo kosa dia manery antsika tsy hanan-tsafidy afa-tsy ny laïcité.

Dia hisy sahy hilàza indray izao eo fa tsy ny silamo rehetra no vorika fa hitako eto.Marina izany!Ary tsy misy silamo vorika mihitsy akory ,fa ny tena vorika dia ny "foto-pinoany"=ilay hazo tokony ho fongotra lazaiko.Zay minaikanaika "hilalao fivavahana eo amin'ny fitondrana dia manokatra vavahady migodàna hidiran'ny silamo ihany koa.

10. babalahy ( 10/11/2005 13:50)
Bibilava:

Azafady tompoko!Mba aza manaratsy ny fivavahan ny sasany.Ary mba iza t@ mpitondra ny madagasikara hatr'izay ka hatramin'izao no mpivavaka silamo?Nefa aiza no misy ny firenentsika amin'izao.Fa ny toe-tsaina no tokony amboarina re tompokooohh!Izay no mahatonga ny fiteny hoe"Tsy mahantra olo-manga ny firenentsika fa mahantra olo-manam-panahy.Misaotra betsaka tompoko.

11. routa ( 10/11/2005 14:02)
zaho aloha tena tsy mahalany ny hoe silamo no ho eo e! ary ,ary entina am-bavaka tsy ho izay fa raha izay de looooooza be ny tanindrazan-tsika mazava io teninny hery io tsy reo aza no eo manjakaka2ko maika fa reo tsy be no maty .mivavaha hiany mba ho kristiana ka !
12. page ( 10/11/2005 15:09)
Mba mandiniha ihany ry Bibilava refa miteny.Izaho zay manoratra tompoko dia silamo ary diso hevitra ianao raha izany no fotompisainanao.Tsy ami maha kristianina ny mpitondra no hanavotra firenena mba diniho kely ny mahazo antsika kobaka ambava no betsaka ny fivavahana no entina influencer na ny olona.Ary aoka ho fantatrao tsara fa ny gasy silamo tsy mba manana toetra tia tegna ary tsy mba mitomagny hitondra firenena izany manko no tegna marina.Miombonkevitra ami jentilisa aho fa n'iza n'iza hitondra eo ny hampandroso firenena no tanjona ka in no idiran'ny vitsika @ pétrole amizany?
13. nanourand ( 10/11/2005 21:54)
inch allah ^:^
14. nanourand ( 10/11/2005 21:54)
inch allah ^:^
15. Bibilava ( 10/11/2005 22:31)
Leçon de choses : l'IslamDia ho hitanareo amin'ity ny karazana "langue de bois" tsy maintsy ataon'ny "hommes publics" eo anatrehan'ny Silamo.Ary tsy izaho no manaratsy ny fivavahana Silamo fa an'ny tsirairay no mandinika:fantatro mantsy fa ny "kristianina" dia tsy mahalala izany atao hoe coran izany ny ankamaroany fa dia homana ambolony fotsiny.Amin'izay dia fantatrareo:inona ny hazo tsy maintsy fongorom-paka lazaiko.

LU DANS LA PRESSE =LDLP.Contenu du Coran=CDC

LDLP "Le monarque jordanien a condamné l'enlèvement de Christian Chesnot et de Georges Malbrunot soulignant qu'elle "constitue une violation des valeurs morales, de bonté et de justice qui sont prônées par l'islam"

CDC "Faites-leur la guerre jusqu'à ce que l'idolâtrie n'existe plus et que la religion d'Allah règne universellement." (Coran, Sourate 8, verset 39)

CDC "Quiconque cherche une autre religion que l'Islam ne sera pas accepté." (Coran, Sourate 3, verset 85)

LDLP "Ahmed Al-Qoubaïssi, l'une des plus hautes autorités morales de la communauté sunnite irakienne, précise que "rien dans l'islam n'autorise à menacer des gens pour appliquer un précepte de la charia, car l'obligation forcée n'existe pas dans la religion".

CDC "Tuez les infidèles où que vous les trouvez, capturez les et assiégez- les et préparez pour eux chaque genre d'embuscade." (Coran, Sourate 9, verset 5)

CDC "Croyez-vous donc en une partie du Livre et rejetez-vous le reste? Ceux d'entre vous qui agissent de la sorte ne méritent que l'ignominie dans cette vie, et au Jour de la Résurrection ils serons refoulés au plus dur châtiment, et Allah n'est pas inattentif à ce que vous faites." (Coran, Sourate 2, verset 86)

LDLP:"Le ministre des affaires étrangères, Michel Barnier : "Ce qui nous touche profondément, c'est la solidarité et l'émotion qui s'expriment unanimement de la part des plus hautes autorités de l'islam".

CDC "Les Gens du Livre (les Juifs et les Chrétiens) et les Païens brûleront éternellement dans le Feu de l'Enfer. Ils sont les plus viles de toutes les créatures." (Coran, Sourate 98, verset 6)

CDC "O croyants ! Ne prenez point pour amis les juifs et les chrétiens ; ils sont amis les uns des autres. Celui qui les prendra pour amis finira par leur ressembler, et Dieu ne sera point le guide des pervers." (Coran, Sourate 5, verset 56)

LDLP "L'imam d'Al-Azhar, la plus haute autorité religieuse sunnite, cheikh Mohamed Sayed Tantaoui, a condamné la prise d'otages, selon l'agence égyptienne Mena. "Il a affirmé que cet acte contredit tous les règles de la religion musulmane tolérante qui appelle au respect de la vie humaine, notamment des innocents"

CDC "Allah cependant a voulu prouver la vérité de ses paroles, et exterminer jusqu'au dernier des infidèles." (Coran, Sourate 8, verset 7)

CDC "Quand vous rencontrerez les infidèles, tuez-les jusqu'à en faire un grand carnage, et serrez les entraves des captifs que vous aurez faits." (Coran, Sourate 67, verset 4)
16. velonantoandro ( 10/11/2005 23:24)
Sao dia mamorona kosa ianao ry Bibilava?Mba mahazendana ahy kosa raha marina izany.Loza mihantona ho an'ny mpiara-belona mihitsy ny fananana toe-tsaina toy izany.Izaho aloha dia tsy mbola namaky coran ê.Ny baiboly aza tsy mbola novakiako daholo.
17. Herimiafina ( 10/11/2005 23:40)
Tsy aleo njay aza silamo toy izay mpanompo sampy.
18. jentilisa ( 11/11/2005 08:11)
Fa izay indrindra no nahatonga ny tsy mpino hanaiky fa ny baiboly sy ny coran dia tsy avy amin'Andriamanitra.

Na ny baiboly aza any amin'ny Torah dia misy mibaiko any hoe ravao ny sampiny fa aza avela hiangana! raha manaiky ny fijoroany ianao dia hamotika ny tenanao. Vakio ny Boky dimy voalohany!
19. jentilisa ( 11/11/2005 08:13)
Dia sao tahaka izay koa ary ny an'ny silamo?
20. sonwin ( 11/11/2005 09:33)
Mety toko sy andininy mirakitra tantara ireo voatonona ireo, nisy contexte nahatonga ny mpanoratra hanoratra ireo tamin'ny fotoan'androny, ka eo no mila fahamailona.Ka raha maka ambolony sy mandray ara-bakiteny dia hanaonao foana tokoa, tahak'ireo Kristianina mandray ara-bakiteny izay voasoratra ihany.Asa anefa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3445