Ary ahoana ndray ary ra mpitondra fivavahana silamo eto ?

21. dadabe ( 11/11/2005 12:56)
fa maninona anefa raha silamo no eo e?? izy aza tsy mbola nitondra dia efa tsikera no mandeha tssssssssss sao kosa dia mba ho tonga ny petrole raha silamo no ho eo ko:D
22. jentilisa ( 11/11/2005 15:34)
Fa i dadabe tsiranana anie (fa tsy i dadabe dadabe an), hono, sady silamo no kristiana e! tsy mbola henonareo ve?
23. rainisalama ( 12/11/2005 00:54)
sonwin:

Mety toko sy andininy mirakitra tantara ireo voatonona ireo, nisy contexte nahatonga ny mpanoratra hanoratra ireo tamin'ny fotoan'androny, ka eo no mila fahamailona.Ka raha maka ambolony sy mandray ara-bakiteny dia hanaonao foana tokoa, tahak'ireo Kristianina mandray ara-bakiteny izay voasoratra ihany.Asa anefa...
Ka avoay ary ilay contexte mba ho jerena sao dia manaonao foana tokoa.
Ny ahy fotsiny aloha ny fantatro dia illétré hono i Mohamad.Ny vadin'i lery hono dia zokiny an-taonany.I Dadagaby hono no nampita tamin'i lery an'ilay kâozy rehetra.Nanao izay ahazahoana ny fon'ny jiosy sy ny kristianina hono i lery ka nony tsy azony dia nenjehiny indray.I Allah hono araka ny fantatra dia andriamanitra faha 356 tany amin'ny arabia polythéiste.

Ka apetraka ary ny fanontaniana:I Elohim(Israel) ve dia tsy iza fa i Jehova(judée) ihany,ary i andriamanitra Ray ihany,(araka ny finoana kristianina nefa dia andriamanitra ihany koa i Jesoa)ary i Allah ihany???

Tsoriko fa tsy hitako mihitsy aloha izay cohérence eo amin'ny resa-pivavahana,fa dia izay mahery ohatry ny isan'andro ihany no hanoratra ny tantara,fa dia miomàna ê.


24. xxx ( 12/11/2005 01:06)
Ny tokony ho nataon'Atra anie dia fivavahana iray ihany no navela niangana e.Izao izao ka lasa "brouillé" bé ny piste,tsy hita intsony izay marina sy diso.Mbola navelany hiampy indray an'i Joseph Smith (Mormonisme),mbola navelany hiampy ihany koa an'i Rael,tsy lazaina intsony ny boudhisme sy ny papisme sy ny sisa!Io kosa aloha dia fôtin'Andriamanitra io ê!
25. xxx ( 12/11/2005 04:25)
contexte ho any sonwin:
- ni-violer sipa kely fito taona i Mohamed

26. jentilisa ( 12/11/2005 07:43)
tsy misy mahay miaro ny finoana silamo afa-tsy ny silamo ary ny kristiana ihany koa no mahay miaro ny finoana kristiana!

raha fivavahana hafa dia avelao samy haka izay sitraky ny fony izy e!
27. babalahy ( 12/11/2005 07:52)
[quote=xxx]
contexte ho any sonwin:
- ni-violer sipa kely fito taona i Mohamed


[/quote=babalahy]
sao de ianareo no ni-violer sipa kely fito no tsy mahasahy miseho fa ilaozana manao pseudo hafahafa eo.Ary mba iza moa mpitondra hatr,izay ka hatr izao
nefa aiza isika gasy izao?
28. babalahy ( 12/11/2005 08:09)
Inona moa ny probleme-ntsika amin'ny fivavahana islam ?Efa nahita ve atsika fa nisy mpivavaka islam nivondrona handeha hanongam-panjakana afa-tsy ny kristianina ihany no nanao an'izany nefa aiza ny vokany.Fa mbola io toe-tsaina io no entina dia sarotra be ny handroso ny tanindrazantsika.Ary ny mampalahelo dia tsy fantatsika ny manavaka ny hoe islam sy ny musulman.Aleoko zany raha izaho , mba ho entin ireo mpivavaka ao amin'ny eglise universelle du royaume de Dieu indray ny firenena satria efa tsy nahavita azy ny teo aloha sa ahoana ry zalahy?Averina ireny pasitera nalefa nody ireny mba handamina an'azy tsara. Misaotra betsaka .
29. jentilisa ( 12/11/2005 13:24)
sao dia tsy mety kosa ny filazana hoe tsy nisy silamo nanongam-panjakana izany...iran efa nisy izany, mauritanie vao haingana eo, libye efa izay no nahatafiditra an'i Khadafi. I Ezipta ny nahafaty an'i Sadate...sao dia be dia be ny ohatra azo raisina amin'izany!
30. babalahy ( 12/11/2005 14:38)
[quote=jentilisa]
sao dia tsy mety kosa ny filazana hoe tsy nisy silamo nanongam-panjakana izany...iran efa nisy izany, mauritanie vao haingana eo, libye efa izay no nahatafiditra an'i Khadafi. I Ezipta ny nahafaty an'i Sadate...sao dia be dia be ny ohatra azo raisina amin'izany!
[/quote=babalahy]
Anga tsy miresaka momba an'i Madagasikara isika eto sa zaho no diso ?Aazafady raha izany dia mazava fa betsaka ilay izy.Hoatran ny fahazoako an'azy dia ny any dago no resahina fa tsy any Lybie,Egypte satria zah tsy mahafantatra afa-tsy ny gasikara ihany .
31. babalahy ( 12/11/2005 15:06)
Raha izany no mety ho fandehany de tokony hidina koa zany ny toeram-pivavahana Islam sa ahoana?Sao de hampidi-doza ao dago ao satria mampatahotra be izy zany ka.
32. jentilisa ( 12/11/2005 15:43)
Ny olana amin'ny antsoina hoe finoana silamo dia izao:
ny fivavahana kristiana tsy tiana hanafangaro fivavahana sy finoana satria lasa manao didy jadona ny fivavahana.
Amin'ny silamo araka ny hitako kosa dia tena miaraka tsara mihitsy ny fivavahana sy ny politika ary ny fiaraha-monina.

ohatra: na dia manao ny tsy mety aza I Ussama ben Laden dia be amin'ny silamo no miteny rehefa anontaniana fa tsy afaka ny hitory na hilaza ny misy an'i Ben Laden izany noho ny mahasilamoan'i UBL.
33. xxx ( 12/11/2005 21:29)
[quote=babalahy]
Inona moa ny probleme-ntsika amin'ny fivavahana islam ?Efa nahita ve atsika fa nisy mpivavaka islam nivondrona handeha hanongam-panjakana?
[/quote
Efa nanongana mihitsy ary nahazo ny fitondrana tamin'ny herisetra sy ra latsaka:
Afghanistan, Pakistan, Syrie, Liban, Soudan, Nigeria, Espagne, Tchetchenie, Maroc,...le prochain tour sera velui de la France


34. xxx ( 13/11/2005 00:28)
babalahy:

Raha izany no mety ho fandehany de tokony hidina koa zany ny toeram-pivavahana Islam sa ahoana?Sao de hampidi-doza ao dago ao satria mampatahotra be izy zany ka.
Tsy misy toerampivavahana azo hidina.Izany no antsoina hoe intolerance ka tsy azo atao.Ny zavatra azo atao fotsiny dia ny mifampitarika ny ho raisonnable.Rehefa tonga ny fotoana hahiratan'ny saina sy ny mason'ny olona dia mihidy ho azy ny moske sy ny tempoly ary ny katedraly sy ny "maison du royaume" etc.Ny trano tokony hiroborobo dia ny maison des cytoyens,ny centre laïka....


35. xxx ( 14/11/2005 02:25)
Inona moa ny probleme-ntsika amin'ny fivavahana islam ?
ilay profety pedophile:^):^):^)
36. xxx ( 14/11/2005 02:47)
xxx:

contexte ho any sonwin:
- ni-violer sipa kely fito taona i Mohamed
tsy 7 ans fa 6 ans nataony sipa d aveo nataomariazy refa feno 9 ans :evil::evil::evil::evil::evil:


37. jentilisa ( 14/11/2005 14:32)
inona no atao amin'izany maison de citoyens izany?
38. xxx ( 14/11/2005 22:54)
xxx:
Tsy misy toerampivavahana azo hidina.Izany no antsoina hoe intolerance ka tsy azo atao.
Ra zohy fieren'ny terorista d rariny mihintsiny ra idina.

atao inona koa tolérance manome vahana herisetra? fermeté no ilaina fa tsy tolérance, ra tsy zany tsisy nilaina ny lalana sy tribonaly.
39. jentilisa ( 16/11/2005 15:43)
40. babalahy ( 18/11/2005 09:48)
[quote=xxx]
Inona moa ny probleme-ntsika amin'ny fivavahana islam ?
ilay profety pedophile:^):^):^)
[/quote=babalahy]
Tsy ny mompera ve no tena be mpitory fa mpanolana zaza tsy ampy taona nefa tsy halain ny vady akory iny avy eo nefa simba fotsiny.Mompera anga ianao na hoe mompera niala tsy nahatanty.Misaotra betsaka.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4677