"sorcelerie"

1. vale ( 09/11/2005 22:12)
Mi-"exista" marina ve izy io?...
novalian'i vale ny 01/12/2005 15:27
2. Herimiafina ( 09/11/2005 22:45)
Ie mi-exista, ireny avy any Benin reny ohatar expert amin'ny Vodoo, de anisan'ny tin'ny tandrefana koa io Vodoo io.
3. rainisalama ( 09/11/2005 23:52)
Herimiafina:

Ie mi-exista, ireny avy any Benin reny ohatar expert amin'ny Vodoo, de anisan'ny tin'ny tandrefana koa io Vodoo io.

Ny fantatro kosa aloha dia ilay afrikanna mpanao ody bala.Tantara tena izy io an.

Te hiaro tena tamin'ny bala ilay ranamana iray izay,ka nanatona sorcier.Rehefa vonona ny ody dia niambozonan'ilay sorcier mba hanaovana demostration amin'ilay client: "ndeha maka basy ianao dia tofiro aho eo amin'ny fo dia ho hitanao mihitsy fa mandaitra mihitsy ity ody bala ity".Dia lasa naka basy tokoa ary ilay client,ary nitifitra.Maty tsy tra-drano teo ilay sorcier,ka ny niafarany dia nigadra ilay client.


4. cutie ( 10/11/2005 00:06)
:-D
5. Herimiafina ( 10/11/2005 00:12)
Mety sorcier fopla zany an'i Rainisalama izany, hehehehe:-D:-D
6. cutie ( 10/11/2005 00:13)
efa nahita tsy fopla nga i herimiafina? :-D
7. Herimiafina ( 10/11/2005 00:16)
Ie bedabe mahintsiny fa tsy miady amin'ny pouvoarako fa tonga de simba nen-dry zareo de mandositra be ry zareo, hehehehe:-D:-D
8. cutie ( 10/11/2005 00:17)
hay herimiafina kou kay mpams :-D
9. Herimiafina ( 10/11/2005 00:19)
Ie, fa pams tsara fa tsy le pams fantatrao ireny, hehehehehe:-D:-D
10. cutie ( 10/11/2005 00:21)
nga hainao ny pams fantatro :-D
11. hesham ( 10/11/2005 03:44)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. xxx ( 10/11/2005 04:42)
inona indray ary ity resaka pam's ity ee!!;-);-);-);-);-);-);-);-);-);-);-);-);-)
13. Herimiafina ( 10/11/2005 06:35)
Resaka albadira, domboezaka, jangoraka, ambalavelona, sns, fa ahoana ry xxx?
14. estine ( 10/11/2005 07:33)
ny bedada mpimasy, mpanandro,mpisikidy,mpijery karatra sorcelerie koa ve reny :?:
15. dadabe ( 10/11/2005 12:03)
estine > inn tsara hoeeee:evil::-w
16. ravakamalala ( 10/11/2005 14:09)
:-D:-D:-D dadabe mpimasy hono e!:@
17. yonikafopl ( 10/11/2005 15:08)
=))=))=))
18. sonwin ( 10/11/2005 19:43)
:-D bedada kle :-D:-D
19. Veloo ( 10/11/2005 20:28)
:-D
20. Herimiafina ( 11/11/2005 06:17)
Oay leity e, fa maninona aza no "re" no misoratra fa tsy "sorcelerie" araka le sujet original?

Izao an, misy ny ody, misy ny meta-physique, zah efa nahita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086