resaka, rediredin'ny mamo, mampisaina indraindray!

1. jentilisa ( 09/11/2005 07:41)
Ianareo ve efa mba mahatsikaritra fa mampihomehy na mampisaina indraindray ny rediredin'ny mamo?

Ohatra iray ity omeko anareo ity:

Misy tournevis hono manodina ny tany, fa ilay tournevis aloha tsy ahy e!

na ohatra ity koa:

__ dia variana tokoa ny mpifankatia mijery ny volana boribory!
__ ka raha efa-joro ve ny volana inona no ahavariana aminy?
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:19
2. estine ( 09/11/2005 08:43)
misy tokoa mavariana ny lazain'izy reny, eoizy vô manambara ny alahelony sns.... tsy manana confiance de soi ny olona toa ireny ka apio izy hanana izany
3. pika ( 09/11/2005 10:06)
redi2 no ilazaina azy fa mampisaina araka io voalaza io tokoa indri2
amin'ireny mantsy no matetika ahitana izay ao ampony saingy tsy sahiny nambara
miseho daholo ny nafenina:-D
4. ari.malala ( 09/11/2005 11:15)
fa misy mampalaelo b d misy mampime b ko
5. dadabe ( 09/11/2005 12:31)
ary ny olona :@:@:@ manao ahoana???:-w:-@:-$:@
6. jentilisa ( 09/11/2005 13:20)
mba mitadidia zavatra mampihomehy dia soraty eto e!
ohatra:
Ary ny Amerikana tsy midaroka baomba tanàna afa-tsy izay simba sy potipotika ireny an! jereo anie ireny amin'ny tele ireny e!
7. zakony ( 09/11/2005 17:33)
mamo le ratonton anay izay de miresaka be lery

za : ahoana ra tonton
t : ah zao ihany malazolazo
za : mandroso tsara ny fiainana?
t : nga hita e, raha ny sitrapo ve tsy hanao kiraro volamena fa tsy mety...8O

tantara tena marina io a
8. Herimiafina ( 09/11/2005 21:15)
Zah refa mamo de mivadika boeing 747 le fiarandrabaina fentiko foana izay, hehehe:-D:-D
9. sonwin ( 09/11/2005 21:35)
Indray andro aho mamo, taitra maraina vao tonga saina, injay nisy feo henoko nihira.."zarako aza ianao katrikatry io...", hoy aho tao an-tsaiko, mission accomplie:°)
10. sasa ( 10/11/2005 06:04)
rediredy marina ity klé, za indray andro nisotro coca eran'ny sarona tavoangy, gaga be aho anefa fa mamo avy eo, d tonga saina be za hoe fa hay ve maha-mamo kou ny coca, fa ny tena loza d toa naterina mintsy za nody fa mamo be tam le coca :-D:-D:-D:-D
11. mamzelkely ( 10/11/2005 07:15)
sonwin< =)) tanjemo zany a.....:-D:-D
12. ari.malala ( 10/11/2005 08:24)
:-D:-D:-D oviana ko no mahamamo ny coca ry sasa? sao d coca...in no nosotroinao?:-D:-D:-D:-D
13. jentilisa ( 10/11/2005 08:59)
tantarao tsara ry sonwin fa inona ary ity!

Mampahatsiaro ilay mikaoty sipa tsy sahy kaotiana raha tsy mamo anie ingahy e!

Angamaba tsy nisy tadidy ny deklarasio damor an!
14. sonwin ( 10/11/2005 10:41)
efa mazava kosa io rajentilisa a,:°)
Refa mamo ny mamo dia mamerina foana hoe "Tsy mamo aho oa"
15. dadabe ( 10/11/2005 11:30)
:-D:-D:-D
16. mamzelkely ( 10/11/2005 11:55)
de nefa aveo misy olona mihira we: zarako az enao katrikatry iny... de nefa ny mission accomplie...:lol::-D:-D
17. Veloo ( 10/11/2005 17:19)
an? za mbola tsy mamo ka tsy aiko hihihihih:-D
18. sonwin ( 10/11/2005 19:27)
Misy koa ny olona tsy dia zatra miteny vahiny, fa refa mamo , mhhh mianga daholo ny teny frantsay sy ny teny angilisy, ary dia misosa mihitsy an...
19. Veloo ( 10/11/2005 20:15)
na ny teny allemand ko ve ry sonwin :-D:-D:-D:-D
20. sonwin ( 10/11/2005 20:20)
voalazanao :°):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1922