resaka, rediredin'ny mamo, mampisaina indraindray!
42. Veloo
(
14/11/2005 16:46)
sonwin =))=))=))=))=)) tsy ratsy mihitsy ka\
sasa =))=))=))=)) jereo tsara rehefa maka vady njy an tandremo so ilay bingo =))=))=))
sasa =))=))=))=)) jereo tsara rehefa maka vady njy an tandremo so ilay bingo =))=))=))
50. mamzelkely
(
17/11/2005 07:26)
oka kosa marina e eny e ny zava boary mo zany tsisy ratsy zany e:-D:-D
52. ari.malala
(
18/11/2005 07:33)
ntsôôôôô! ary lasa menamena ôtsan'ny vôtabi ko le ol marina, fa nanin njy? sa main'ny masoandro?
54. mandrindra
(
18/11/2005 15:21)
efa-dahy no niaraka dôzy, dia mbola samy miseho mafy be ny andro efa hadiva maraina. Tsisy matory eo dia tairo ny dômy dia izay miandry tour mandray score sy manao service e!!
Raikitra ny dômy, ilay mpandray score efa manomboka rendremana ary tsy naharitra fa resintory. Nopihindry zalahy amin'izay ny jiro no sady notairiny tampoka ilay mpandray score. Nitsamboatra ranamana no sady nikiaka hoe jamba aho lety e fa vonjeo a.