resaka, rediredin'ny mamo, mampisaina indraindray!
22. ari.malala
(
11/11/2005 05:42)
hihihihih ary iny no saika hoteneniko we tena lasa ôtran'ny we any Frantsa sy Angletera zany enao refa mamomamo iny ny ol sasany fa misy d mampime anie ny zvt teneniny e, misy ol zay miteny we "un jour va viendre":-D:-D:-D:-D:-D
23. sasa
(
11/11/2005 05:50)
ari njy kou mampmé an :-D:-D:-D:-D
izay indray ity vao tadidiko fa tam za le mamon'ny coca d nieritreritra hoe raha facturen'Andriamanitra moa ny lanitra sy ny tany sy ny zava-maniriny sy ny bibin'ny rehetra d mba iza no handoa ny volany, fa amzay fotoana izay d mety ho factureny koa ny lehilahy sy ny vehivavy, d ahoana tokoa re !!!! :-D:-D:-D:-D

24. mamzelkely
(
11/11/2005 06:24)
sasa< lalina tokoa zany fisainanao zany..:-D:-D
sonwin< ts vita an le miteny vahiny izy ka.. misy ko ny olona midongy micro.. de ts entina manao karaoké... :°):-D:-D

25. ari.malala
(
11/11/2005 06:41)
sasa, ary enao tena lasa intellignt b refa mamo an:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. jentilisa
(
11/11/2005 07:55)
Mamo roa teo amin'ny bara:
__ Fa naninona aho no tsy notairin'ialahy?
__ Ka izaho matahotra mamoha an'ialahy rehefa matory ialahy koa!

27. jentilisa
(
11/11/2005 07:58)
__ Tonga ao an-tranonay leitsy ny fahoriana!
__ Vava hafa hovelomin'ialahy koa izay tonga ao amin'ialahy izay!

28. jentilisa
(
11/11/2005 08:00)
__ Tazony kely letsy ilay trano tsy hihetsiketsika fa tsy mety tafiditro mihitsy ny lakile a!
29. sonwin
(
11/11/2005 09:03)
Mamo razoky niditra ny tranony, rafotsy amin'io efa ao am-pandriana miaraka amina kofa hafa.Razoky dizina be tonga dia nitsofoka tao ampandriana, refa natory izy de gaga, nojereny tery an-tongom-pandriana, dia ho izy: Ramatoa an, toa enina ange zany isan'ny tongotra eto ampandriana zany e,fa iza koa no miara-matory amintsika eto?
-ramatoa: efatra io rangahy fa enao ve tsy mahay manisa a
-rangahy:isao aza, isa, 2...6, hitanao fa enina
-ramatoa: mitsangana mihitsy ianao dia isao ny tongotra hitanao eto ampandriana
-nitsangana i rangahy,niala teo ampandriana, dia nanisa ny tongotra hitany eo ampandriana, isa, 2,3,4 ..kay efatra marina fa za no efa mamo
-ramatoa: io toakanao ihany no tsy ahaizanao manisa
:^)

36. jentilisa
(
12/11/2005 14:34)
inona avy tokoa moa ireo sehatra na karazam-pahamamoana ananan'ny olona mamo? misy ilay kisoa moa manao hoe ampio ampio foana dia...raha mba misy tadidiko marina!
37. sasa
(
14/11/2005 05:59)
:-D:-D:-D:-D:-D mampmé be le izy klé
Nisy ramatoa bingo be izany nanambady, d le vadiny mamo lava, d mirediredy foana, tampoka nefa ny fahoriana tamin'ny fianankaviana d nandeha tany izy mivady, le rangah moa mamo indray tany amin'ny fahoriana, d ny olona rehetra mihira eo am-piandrasam-paty, fa le rangah mirediredy sy miteny ratsy no ataony, d tezitra le vadiny d niteny an'azy hoe " nidin-kizo mintsy aho nanambady anao ity rangah" tsy taitra akory izy namaly an'le ramatoa nanao hoe" za kou aza mba nidi-bingo nanambady anao kou":-D:-D:-D:-D