problème : circulation du sang
![](https://avatar.serasera.org/4c5589f99fcd82f387bb94d9df05fef6.jpg)
1. diamondra27
(
10/11/2005 17:12)
ahoana ny tena fitsaboana haingana ankoatran'ny fanaovana la marche
novalian'i fijo ny 15/03/2006 04:52
![](https://avatar.serasera.org/0c50010197116e9f69c36fe0f3d763c3.jpg)
6. Herimiafina
(
10/11/2005 21:21)
Respiration, manao exercice na respiration. de mifindra monina any amin'ny tendrombohitra avo fa ngo de misy anemie.
![](https://avatar.serasera.org/ec23054480c12483a888e15900c8b7c2.jpg)
9. ravakamalala
(
11/11/2005 14:36)
Ny abats no tena be fer : foie zao ohatra, dia ny abats akoho koa : gésiers, sns.
Mizara koa akia mampiakatra tongotra am rindrina rehefa alohan ny hatory na rehefa mitsotsotra eo ampandriana iny.
dia rehefa avy mandro koa ndry dia farano amin ny rano mangatsiaka, miainga any ampaladia ka hatrany am ny fé

![](https://avatar.serasera.org/1ad41e17628d32ab9c4ee2cc2cd948a4.jpg)
11. watafon
(
12/11/2005 09:50)
régime aloha no tsara e! d manao fahatanjahantena (hazakazaka oziz fijo mety stara)! tsy tokony hisy suracharge pondérale aloha satria vao maika manahirana ny fikorianan'ny rà !
ny épinard koa tena b fer , d ny citron, thé mahatsara sy manampy be dia b ny fikorianan'ny rà !
ny épinard koa tena b fer , d ny citron, thé mahatsara sy manampy be dia b ny fikorianan'ny rà !