problème : circulation du sang

21. zoara ( 10/01/2006 15:11)
fadina ny toaka sy sigara,misotro rano betsaka,mihinana aspirine vitaminée,mihinana tongolo ail,mandeha mitsangatsangana.....
22. fijo ( 10/01/2006 21:44)
mihazakazaha koa e.
23. diamondra27 ( 13/01/2006 07:17)
le mihazakazaka tsy lisy loka nge tsy maha korazy e!
24. fijo ( 16/01/2006 14:01)
ka le fahasalamana no atao loka ko
25. toubib ( 17/01/2006 05:21)
Marina dôlidôly zany retraretra zany, fanampiny kely: fadio ny manao matavy fa manentsina lalan-dra ny tavy sy ny sigara ary ny paraky! Ny manao natation iany koa no tena tsara.
26. fijo ( 17/01/2006 21:16)
kay le,izahay somary nahazo vatana ireto izany ahoana kle
27. toubib ( 24/01/2006 08:22)
Manaova don de tavy zany fa misy tsy ampy azy io ny sasany!:D
28. fijo ( 25/01/2006 04:35)
iza no mitady fa homeko antsitrapo e.
29. Herytae ( 26/01/2006 08:47)
ny ahy ny tavy afaka manome 20kg! iza no mila?
30. fijo ( 09/02/2006 04:44)
za koa letsy mivarotra le.
31. rapala ( 11/03/2006 17:01)
Matafon a! karazana the inona no tsara @ circulation de sang. Betsaka manko ny the sa ilay the malagasy mihintsy?
32. fijo ( 15/03/2006 04:52)
ranona voamboaloboka tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7491