mot de passe
1. Maheriloha
(
09/11/2005 13:57)
Indray andro ny tantara iray niseho . Zava-nisy izy ity ka henoy tsara . Nisy olona 2 efa ela niarahana ; matetika moa dia rehefa misy zavatra tiana hatao tsy tiana ho fantatr'olona dia fihetsika hafa na Mot de passe no atao ka zary mety foana hatramn'izay ; kinanjo zavatra hafa no niseho ; ny mot de passe dia mitsakotsako rangahy rehefa te hanao ny fanaony izy(:*) dia mitsakotsako koa ra vehivavy raha tapa-kevitra ; kanjo hitan'ny anadahindravehivavy tampoka ilay nitsakotsako iny ka hoy izy hoe:"IZAHO KOA HIHINANA" :-* ah ah ah ah
novalian'i Veloo ny 18/11/2005 21:15
12. sasa
(
10/11/2005 05:53)
he he he he k'efa hoe ovay wa le mot de passe amzay ny olona tsy mangataka kou:-D:-D:-D
14. ari.malala
(
10/11/2005 08:17)
:-D:-D:-D:-Dloza izany!!! ovay le mot de passe ra zany kle:-D:-D:-D
20. sasa
(
10/11/2005 12:56)
mamzel iny vao maika le loza le manjaitra kou, efa araky ny olona rehetra, aleo mamorona vaovao d aterina any am OMDA amzay tsy misy mampiasa kou, sady voahaja foana ny zon'ny mpamorona :-D:-D:-D:-D:-D