mot de passe

21. Veloo ( 10/11/2005 17:02)
:-D:-D:-D
sasa ela ty atahorana a kay tena detectiva be, aza lazaina @ olona moa oe nandalo tato za e hihihihih:-D:-D:-D
22. ari.malala ( 11/11/2005 05:37)
hehehe tonga so njy veloo! ary efa novalianjy v le demande b ary ambadika ary e :)

sasa, oetrina any @ OMDA mints v? :-D:-D:-D:-D:-D
23. sasa ( 11/11/2005 05:43)
Veloo hi hi hi aleo fa tsy lazaiko intsony fa njy tsinona efa vita mariage kou, le vadinjy ihany manko no nanakarama an'ahy anie e:-D:-D:-D:-D:-D
24. mamzelkely ( 11/11/2005 06:17)
hihihi tonga marina veloo taiza fôna toi nifampitediavana mits anie ty njy ty e..:-D:-D:-D

sasa< de atao inn zany ny mot de passe vavao? ts maints atao original fa manjary misy makatahaka a...:wink::-D:-D
25. ari.malala ( 11/11/2005 06:19)
hounnnn misy raha ts mazava entre sasa sy mamzelkely... mifanome mot de passe:-w:-w:-w:-w:-D:-D:-D:-D:-D
26. bozimanga ( 11/11/2005 07:09)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tena mampime
27. mamzelkely ( 11/11/2005 08:31)
non ts entre anay sy sasa zany ka... fa mba manome sopapa ana izy..:wink::-D:-D
28. ari.malala ( 11/11/2005 11:00)
hihihi miaro tena ndray an:-D:-D:-D:-D
29. mamzelkely ( 11/11/2005 11:28)
ts ùiaor-trena za fa njy mi-insinuer zvt ts misy de mbo manazava za..:°)
30. ari.malala ( 11/11/2005 11:40)
nga?:P :-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 11/11/2005 12:17)
ieuuuuu...8)
32. dadabe ( 11/11/2005 13:01)
euhhh!!!...tsy misy ambara ,fa ny tantara no aoka hitsara :D
33. sasa ( 14/11/2005 06:02)
ari; an an tsy misy nin nin kosa entre-nay sy mamzelkely fa juste mba manampy an'azy fotsiny za, sady bedin'ilay bandy akama ankiray izay za raha manao an'izany, hi hi hihi:-D:-D:-D:-D
34. ari.malala ( 14/11/2005 06:28)
hihihihihi zany an :) aleo atao hoe zay e :)
35. mamzelkely ( 14/11/2005 06:44)
ts hoe aleo atao fa tena zay mits ka....:-D:-D
36. Maheriloha ( 14/11/2005 08:35)
Indray andro dia nijery filmx ireto roalahy . Ny iray anadahin'ny vadin'ilay iray , izany hoe izy mihaotra izany ireo handeha hijery film x ireo . Nony rava ary ny film dia samy nandeha ny resaka teny andalana ;; hoy ilay iray (anadahinjaza) : nyahy ry valy tsy ataoko an'ireny kan! Diahoy ilayiray ( vadin'nyAanabaviny ) tsy naka sarotra akory niteny hoe Adala ianao ry valy ,ireny notena zavatra fa andramo ;nyahy izao tsy andriko ny hahatongavako any antrano . AN!!!Ah!Ah!Ah!
37. ari.malala ( 14/11/2005 09:10)
loza ko zany........:roll::roll::roll::roll::roll:
38. mamzelkely ( 14/11/2005 11:51)
loza marina zany....:roll::-D
39. Veloo ( 14/11/2005 16:36)
loza ty marina :roll::roll:
40. mamzelkely ( 15/11/2005 06:13)
de mbô aôna aza ny réaction an le anadahy amizany..:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091