mot de passe

41. ari.malala ( 15/11/2005 07:51)
asa mints wa ky.. :roll:
42. mamzelkely ( 15/11/2005 08:22)
za ko mbo gaga aky ..
43. Veloo ( 15/11/2005 18:54)
dia samy gaga tsika telo :-D:-D:-D
44. mamzelkely ( 16/11/2005 06:22)
mila manotany tsika fa ra tsy zany de ho gaga eto fôna..:-D:-D:-D
45. ari.malala ( 16/11/2005 07:20)
ô ry Maheriloha a, azavao ony fa gaga daol ony ambanilanitra e...
46. jentilisa ( 16/11/2005 15:20)
:roll: tsary azo!
47. Veloo ( 16/11/2005 17:45)
=))=))=))=)) tsy misy hotran'izany ny fimehzana kle =))=))=))
48. ari.malala ( 17/11/2005 06:59)
jentilisa, mila manenjika @ taxi njiko
49. mamzelkely ( 17/11/2005 07:13)
ts mahazo zany taxi zany fa mila manadray migy ko se ry jentilisa a:-D:-D
50. Veloo ( 17/11/2005 18:13)
ity no zavatra mba tena nampime ahy ahy t@ za tany dago. satria nareo miresaka taxi... nandray taxi zany zahay sy ny rahavaviko sy bandy roa lahy ka ireny 4L ireny ilay izy dia efa tafiditra doly zany zahay 4 mianadahy telo tao arina dia ny iray teo aloha, iny ilay sofera fa hiditra hitondra an'ilay taxi, nosokafanany ilay varavarana misy azy ka teo ka teo gaga zahay ary inn ary no tsy hidirany ... za moa mora mime be tapaka ny tsinaiko fa tsy tafiditra ilay sofera. Dia hoyizy t@ ilay bandy teo aloha aleo aloha za rangaha hiditra aloha dia avy eo ianao afaka mipetraka :-D:-D:-D:-D (tsy mampime ve?)
51. ari.malala ( 18/11/2005 07:17)
tsy azoko ny tantaran'i veloo...
52. mamzelkely ( 18/11/2005 07:38)
fa aôna ngôda be nga ono le olona nipetraka teo alo ky ry veloo:-D:-D
53. Veloo ( 18/11/2005 21:15)
ari, mamzel a bloke aky ny varavaran'ilay sofera dia tsy afaka niditra tao @ ny dabany izy a.. dia tsy maintsy niditra taty @ cotén'ny passager wa eeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0375