Ampidiro aloha ny tenimiafina
Liste des messages
Liste des messages, inserés par lorra, par ordre de date
lorra
(
28/11/2005 11:29)
inona kay no tokony ataoko?
misy bandy efa fantatro fa tia ahy fa tsy sahy manantona miresaka izy ,fa otran'ny misalasala be fotsiny sa te handroso izy nefa sady tsy mahasahy ,izy koa anefa tiko ,liandry ny 1er pas avy any aminy...
suite
répondu par rabemax88 le 18/01/2006 06:55
lorra
(
14/11/2005 08:16)
mety mbola ho tafaverina miaraka ve ra efa nisaraka 1 an
manahirana be le fitiavana, izy io olona efa niaraka tamiko 3 ans de nisaraka de zao ndray izy otran'ny te hiverina de tsy fantatro hoe efa nisaraka 1 an ve de mbola mety ho tafaverina?(l)^^:lol:...
suite
répondu par rakekely le 06/01/2006 07:21
