Fety Sabotsy 19 Novembra eto Tananarivo
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
1. HeryLo
(
14/11/2005 12:31)
Efa mikatona izany ny fisoratana anarana @ ilay fety ka dia misaotra antsika rehetra zay nanoratra anarana ary manantena ny fahatongavan\'ny tsirairay avy hanotrona sy hanafana ny lanona.
Toy izao ary ny fizotriny ankapobeny: Fitsangatsanganana
8:00 ora maraina ny ora fiaingana(fiara iombonana).
Manoloana ny Vavahady lehibe Mahamasina no fotoana.
Toerana haleha: Lac Hotel Ivato
Tonga dia mitohy harivan\'io ihany ny Cabaret dancing.
Cabaret dancing
Amin\'ny 8:30 hariva no manomboka.
Toerana Ambohinambo Talatamaty.
Mpanakanto (Hirah, Tarika Zay, Rija RAMANANTOANINA)
Dj : Infinity
Fiakanjo : Zay hafanareo mandihy sy manala azy tsara(cool na corect mety doly )
Aza adino ny mitondra ny kara-panondro sy ireo pitsopitson-javatra ilaina rehetra.:D :D :D
Zay zany fa dia sabotsy mihaona é!
Mirary serasera mafinaritra antsika hatrany.
Hapetrao ny fanontanina raha misy tsy mazava.

novalian'i fijo ny 18/11/2005 22:31
![](https://avatar.serasera.org/9a1aa27560e80a4b43cb1dd7b998ef3e.jpg)
2. juluka
(
14/11/2005 13:13)
Dia ahoana zany za, mbola tsy nanoratra anarana nefa zao vao tapak'hevitra? Tsy mahazo mandeha intsony ve ?
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
4. HeryLo
(
15/11/2005 13:08)
aidan, amesoeur, anarim, andria, andria13, andrygti, andryrabe, angolaina, antsaniony, arimalala, avana, avelo, avylavitra, bainina, bakoly, bambatix, beby, bimanoa, blackman, blanche007, bo, boubounezy, capitou, chuan, clerahari, cowboy, diocezy, doda, essera, froll, glou, gtm76, hasily, herizo, idealy, jaya, jj, johan, ketoka, leriri1, lilbon, liltax, lo, lucienr, maithe, majesty, mamybata, mamyx, mamzelkely, mangoboka, manjamanja, mbilitina, mbolatianakely, mcz, mialy, miara, mijouny, mimi, mimich, miravaka, mozart, naivobe, nala4, naritsimba, nausica, nickie, nirijimka, notron, nyeja, papouz, parme, pasipasi, patou, pinous, pisokely, poupounessana, pouty5, princess, rabl, radoda, ralambo, ranjaka, ravaka, rhina, rica, roxan, saholy, sariaka, asa, sepalie12, sera, six, sonja, sourire05, tana, tianalove, tix, tsara, tsiry, tsylaitra, vin2, voa, voahirana, zotiavina
Lisitra farany @ fety.
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
6. fijo
(
15/11/2005 21:28)
boubounezy koa ve de hafaka hoany e????????misy toerana malalaka iray izany ao.
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
7. HeryLo
(
16/11/2005 05:14)
Tsy maninn fa asaivo miresaka amiko na ravato na ny mpiandraikitra zay hitany ao.
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
8. HeryLo
(
16/11/2005 05:16)
betty > ka njy anie @ lé toeran special dia tsy azo lazaina eto é !! hihii:D:D
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
9. ravatorano
(
16/11/2005 05:57)
misy mahita ny anarako ao v nareo eh
misy magie ao hihihihihih
:oops::-P:-P
:wink::wink:
:cry:
:x:x:x
ntsoooooooooo
misy magie ao hihihihihih
:oops::-P:-P
:wink::wink:
:cry:
:x:x:x
ntsoooooooooo
![](https://avatar.serasera.org/ca1d59c66b412d03967582ddca6ec164.jpg)
10. akamatiana
(
16/11/2005 06:01)
ntsoooo eo fa soratako zoky an hihiih : ravatorano : ioo:-D:-D:-D
![](https://avatar.serasera.org/007401838ba3eb8ab097ede4dd009396.jpg)
11. mamzelkely
(
16/11/2005 06:38)
zoky kosa migafy e.. fa aôna no ts nanoratra..:-w sô de adino..:-D
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
12. ravatorano
(
16/11/2005 07:38)
herylo elah mitady paritinera fixe io hadino koa ny anran lah na ilay herizo no diso frapy fa tokony herylo hhihihihihihih
veloma ry paritinera fikssa à
veloma ry paritinera fikssa à
![](https://avatar.serasera.org/f45731e3d39a1b2330bbf93e9b3de59e.jpg)
13. sasa
(
16/11/2005 10:24)
wajay za hono tsy voasoratra nefa efa nisoratra anarana tany am mcz sy ravatorano, fa maninona sa adinonareo ve ny s de lasa hoe "ASA" le anaranay mba confirmeo kely raha za io na olon-kafa fa sao d mitonatonana any fotsiny ny tenanay.
hi hi hi hi hi
hi hi hi hi hi
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
15. fasaly
(
16/11/2005 13:34)
fijo:
boubounezy koa ve de hafaka hoany e????????misy toerana malalaka iray izany ao.
ka sao de sur place kosa boubounezy amin'io ry fijo a!
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
16. HeryLo
(
16/11/2005 14:08)
:(Ary fa ahona kou za tsy ao klé ???
kyyyyyy
andeha hirevy seul zany isika razoky fa tsy ataony ao kou..:(
kyyyyyy
andeha hirevy seul zany isika razoky fa tsy ataony ao kou..:(
![](https://avatar.serasera.org/cf40d6c5edecc21f82fa7067f0a20c3b.jpg)
20. HeryLo
(
17/11/2005 05:49)
fijo > hihihihihihihihihi
kou zay vosoratra dia vosoratra hoz pilato kou.. :D
kou zay vosoratra dia vosoratra hoz pilato kou.. :D