Fety Sabotsy 19 Novembra eto Tananarivo

21. mamzelkely ( 17/11/2005 14:58)
ts maints we ande hirevy seul HeryLo sy ny paritinera fikisany:-D:-D
22. fijo ( 17/11/2005 21:44)
ra lo an,ka ny saina alefa any,moa ny vera alefa aty ko.mety hifandray tsara ihany.fa aza hadinonareo ny sary zalahy an;
23. HeryLo ( 18/11/2005 04:29)
Ndraso fa tena hanaovana sary nareo kah !! aza matahotra.
Rampitso zany ny andro éla niandrasana ka dia tsy be teny intsony é !!:wink:
24. ericgael ( 18/11/2005 05:12)
Manaova fety milay daôly é.
dé atôvy bédébé ny sary
:-P
25. ericgael ( 18/11/2005 05:19)
Ho avy eny mahamasina ihany zay hantitra anareo é. :-o
26. ericgael ( 18/11/2005 05:22)
Ho avy eny mahamasina ihany zay hantitra anareo é. :-o
27. ari.malala ( 18/11/2005 14:50)
Mirary fety mahafinaritra hoanareo rehetra ny tenako. Ny anetsabe mbola hoavye :) itantarao vaovao e :)
28. Samoana ( 18/11/2005 15:25)
fijo/ Tonga rôplanina ao Ivato sabotsy maraina i boubounezy de miverina ny ampitso ihany:D.ôtran'elà mankao @ Florida palace ihany:lol:

Mahazoa fahafinaretana daholo ry namana a !
29. tracy ( 18/11/2005 18:44)
hihihihi:

ié aza adino ny sary an! raikitra....!

ari; fangah njiko tsy nandeha, njy marina zay aza aty lavitsa be aty efa tsy fidiny kou njy any ampotony njay no tsy handeha.
fa oviana njay ny manaraka aza e!
30. fijo ( 18/11/2005 22:31)
ary i ari marina maninona no tsy handeha le???? izahay aza tsy fidiny no tsy handehanana any.
samoina izay marina ngah letsy ko.
ary haona io eric manana io kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6015