Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Eva ( 23/11/2005 14:01)
5.1
Sôbofera 5.1 ,midoboka ve ? sa mila carte son 5.1 koa ; lazao ny hevitrareo?... suite
répondu par ramoul le 16/01/2006 14:01
gasitiako ( 23/11/2005 12:01)
prof be gesta
tany @ EPP tany ambanivolo no niseho tantara nisy minisitry ny fampianarana tonga nitsidika tao @ le EPP, de sady mandeh ihany resaka, de nanontany ny tompon'andraikitra le minisitra avy eo hoe:... suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:14
gasitiako ( 23/11/2005 11:56)
bandy taraiky
Nisy bandy taraiky tany Tsaralalana indray alina. Lany vola ilery ary 500ar sisa tany ampaosiny, tsy afaka nody izy fa niandry maraina, ary nandeha naka makorela amin'ity vola dimanjato. Nanaiky ary a... suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:16
gasitiako ( 23/11/2005 11:55)
Masin-dahy Pierre
Nasain'i Saint Pierre tany an-danitra hono ity lehilahy mba hisakafo. Dia hoy izy : tsara tarehy daholo ny sipa aty ry St Pierre. ie hoy StPierre. Dia nisakafo ry zareo dia voky de te hi pipi hono ila... suite
répondu par Veloo le 29/11/2005 18:17
gasitiako ( 23/11/2005 11:54)
Hay ve ka mpisipa ireo e, iza no mahalala
nanao tao ambony rihana hono Pasitera sy dorkasy iray nefa ny dorkasy rehetra mivory ao ambany rihana. Teo am-panaovana iny indrindra, nianjera tampoka ny plafond ary nianjera teo ampovoan-trano tao a... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:11
gasitiako ( 23/11/2005 11:53)
ampiasao ny loha
Mitady vady hoan'ny zanany vavy ity mpanjaka. Nilaza io zanany io fa izay mahay mampikiakiaka azy rehefa manao no tiany. Nalaina i Goliata. Tsy nikiaka ra zazavavy. Nalaina daholo izao olona matan... suite
répondu par bozimanga le 07/12/2005 06:37
gasitiako ( 23/11/2005 11:52)
jeu de mots
Mba inverseo hoe VITSIKA-TORTUE:-vitsika en français -tortue en malgache?ça donne quoi?...parce qe moi je sais pas... suite
répondu par diamondra27 le 05/12/2005 19:28
gasitiako ( 23/11/2005 11:50)
fanenjika
nisy adala anankiray nitanon'andro teo antokontanin'ny teoram-pitsaboana iray; de avy eo nisy dokotera mpitsabo iray nandalo teo ankaikiny; tonga de nenjehin-drazoky le dokotera; taitra t@ izany koa i... suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:08
gasitiako ( 23/11/2005 11:49)
kilalaon-jaza
Nisy lehilahy iray sy vehivavy iray hono fony ry zareo mbola kely dia niara-nilalao. ny kilalaony t@ izany dia milalao foatra. lalaovin'ilay bandy @ fanondrony ny foatran-drazazavavy. rehefa samy lehi... suite
répondu par Veloo le 02/12/2005 17:12
gasitiako ( 23/11/2005 11:47)
Fitsangananan'ny tena @ maty
Nanontany ity Hotesse tao anaty fiaramanidina - Iza no mino ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty - Izaho, izaho mantsy Pasitera -Hay Tsara izany, tsy ampy iray mantsy ny elon'aina ao dia ianao no... suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:04
gasitiako ( 23/11/2005 11:46)
enina ny tongony
Sendra mbola teo am-pandriana ramatoa niaraka tamin' ny sipany no niditra avy any ilay vadiny mamolava tsy nampoizin-dRamatoa mihitsy.Ilay rangahy anefa tsy nahatsikaritra n' inon' inona fa tonga dia ... suite
répondu par Veloo le 24/11/2005 23:16
gasitiako ( 23/11/2005 11:43)
adala
misy adala roalahy (Balita sy Zefa) sendra tafaraka teny andala, dé i Balita nahita vakim-pitara kely tamin'ny tany dé noraisiny dé oy izy nijery ilay fitaratra:"Ary fantatro ity olona itako amin'n... suite
répondu par ari.malala le 25/11/2005 07:06
hery ( 23/11/2005 09:34)
Ilay Rugby Madagascar/Maroc amin'ny asabotsy
Ity izany no vaovao azo farany nampitain'i Willy RABARIJAONA tao amin'ny serasera Finale de la CAN 2005 de RUGBY Asabotsy 26 Novambra 2005 manomboka amin'ny 15 ora Stade Claude Luboz Avenue Lau... suite
répondu par jentilisa le 26/11/2005 11:02
jentilisa ( 23/11/2005 08:38)
radio voix de la sagesse!
Aleo mba ampahafantarina anareo fa efa fotoana elaela izany no nandehanan'io radiom-pinoana iray io eto Antananarivo. Ny mahahafa azy indray dia finoana silamo no tena aeliny... ny mampiavaka azy fah... suite
répondu par jentilisa le 25/11/2005 11:07
xxx ( 23/11/2005 08:36)
mitady tonokira
manahona daholo e sao mba misy manana ny tonokira ny DADAH FORT-DOPHIN le hira hoe MALAELO CHERIE misotra mialo tompoko Nalefa ao amin'ny lohahevitra Artista sy Hira [i]Nahitsin'i hery[/i]... suite
répondu par mamyrafano le 28/11/2005 11:03
LazaRandri ( 22/11/2005 23:05)
il etati une fois...
il etait une fois a l'eglise FLM. A suivre...hahaha... suite
répondu par xxx le 26/11/2005 07:26
Veloo ( 22/11/2005 21:43)
Njakatiana
Iza avy no nijery an'i Njakatiana tao Europe? dia nanao ahona ilay izy? Tsara ve?... suite
répondu par Veloo le 16/01/2006 19:43
Tiana1 ( 22/11/2005 21:15)
Mila fanampiana azafady !
Manahoana daholo ! ... Nisy document izay, notehiriziko tao @-ny "word"... Lava be ary tena ilaiko. Vao novoaiko izy teo. Saika nanamiako teny kely. Asa izay nataoko. Angamba nisy tokony tsy notsindri... suite
répondu par lezozyabe le 10/12/2005 14:00
xxx ( 22/11/2005 19:41)
fitiavan-tena ve!
hitako tato @ torohevitra maro tato we ny hezaka atao mba ahazoana olona iray tsiriritinao d ilazana we fitiavan-tena , tsy fitadiavana fahasambarana v zany? ohatra :raha misy olona 1 tsiriritiko nefa... suite
répondu par hesham le 01/12/2005 14:13
body ( 22/11/2005 16:35)
sarin-kenatra
ho an'ny olona sarin-kenatra, ahoana no fomba hikôtiny olona iray? Ary ahoana no fomba ambaràny amin'ny olona iray hoe tsy tia anazy izy.... suite
répondu par anjeliko le 29/12/2005 07:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.3494