radio voix de la sagesse!

1. jentilisa ( 23/11/2005 08:38)
Aleo mba ampahafantarina anareo fa efa fotoana elaela izany no nandehanan'io radiom-pinoana iray io eto Antananarivo. Ny mahahafa azy indray dia finoana silamo no tena aeliny...
ny mampiavaka azy faharoa indray dia tsy izay hoe radiom-pinoana izay no fototra fa hoe radion'ny karana...
izay ilay mampiditra sy mampiaraka ny finoana sy ny fiaraha-monina...
novalian'i jentilisa ny 25/11/2005 11:07
2. pika ( 23/11/2005 10:00)
koa tsy hankaleo be ve ny mihaino hiran'ny karana foana :-D:-D
3. jentilisa ( 23/11/2005 13:58)
tonga dia fantatra be foana ilay radio e! sady izy koa moa no manaraka ny Radio Fahazavana raha tsy diso aho. Fa matanjabe io radio io an! Radio feon'ny fahendrena moa no nanaovany ny anarany amin'ny teny malagasy! indraindray tahaka ny mijery ireny film taloha be ireny ianao rehefa mihaino ny hira avy ao!
4. ravakamalala ( 23/11/2005 14:18)
tsy azoko hoe maninona no avela mandeha izany radio zany nefa ny FVPM hidina? 8O
mety tsy nandalina koa aloha za, fa na izany aza hitako hoe misy zavatra tsy milamina e! za tsy manohitra finoana inn na finoana inn fa tokony refa malalaka dia malalaka jiaby.
5. jentilisa ( 25/11/2005 11:07)
ka ny mody nanaovany azy raha azoko dia hoe radio ho an'ny karana ilay izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2895