sarin-kenatra

1. body ( 22/11/2005 16:35)
ho an'ny olona sarin-kenatra, ahoana no fomba hikôtiny olona iray? Ary ahoana no fomba ambaràny amin'ny olona iray hoe tsy tia anazy izy.
novalian'i anjeliko ny 29/12/2005 07:30
2. mirana5 ( 22/11/2005 17:44)
manao ahoana ianao, voalohany aloha saro-kenatra no fiteny fa tsy sarin-kenatra'() io @ izao fotoana izao dia tsorina fotsiny rehefa tsy tiana ny olona, fa lazaina fotsiny hoé mbola tsy dia fantatatro loatra ny etam-poko fa aleo hifampi -namana aloha isika dia zay tsotra, raha hendry lay olona dia mahazo resaka raha hafahafa dia avelao eo fotsiny, satria maramara saina zany
3. vivi ( 22/11/2005 19:45)
aza mampihome ry mirana5 a!hihih!
mety mahazo resaka kosa izy fa izy mihitsy ny tsy manaiky d ahoana ? raha zahako indray d tonga ataoko we ahoana ranadahy , ela tsy hita ianao zany !raha izy indray miteny we za tsy anmbavinao zany d valiko we , ahoana ary dadatoa a!
4. Herimiafina ( 22/11/2005 21:29)
Tsy aleo ve tsy kotiana de amin'izay favifavy koukou? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
5. gasitiako ( 23/11/2005 06:59)
akipy ny maso ilany de raha tezitra izy de mody atao hoe ditsoka za
6. xxx ( 23/11/2005 07:26)
Raha tena tsy hitanao izay fomba hikotina vhv fa tena saron-kenatra enao milaza fa tianao izy dia rehefa miaraka iny ianareo ka hisaraka amin'izay dia izao lazaina azy hoe mahazo manoroka anao ve za ? dia hita eo zay lazainy e! na izy tonga dia hanome ny molony na izy hanontany anao hoe fa maninona aho no horoanao dia tonga dia hamaly tsisy henatra intsony enao avy eo hanao hoe satria tiako ianao! fomba iray iny fa betsaka ny azo atao e!
Mahazoa bdb e!!!
7. xxx ( 23/11/2005 07:28)

8. Herimiafina ( 23/11/2005 21:01)
Tonga de tenenina na ho any na tsy hoany, manaiky izy tsara, tsy manaiky izy tsy maninona. hehehehe:-D:-D
9. vivi ( 23/11/2005 21:04)
mba tiako koa zany bandy sarokenatra zany fa tena mety ery ny mampiresaka azy
10. xxx ( 24/11/2005 01:11)
raha saro-kenatra enao ka te hikoty sipa de soraty amin ny taratasy de omeo azy na olona asaina manome azy fa refaveo mandeha ho azy e!
11. xxx ( 24/11/2005 13:34)
raha saro-kenatra toa anahy(hehehehehe)
:wink:
dia aleo tsy mieritreritra hoe inona no ho lazaina zany fa rehefa hita izy tonda dia attaquena de ze tonga ao ambava ao lazaina fa hitako mety le izy ka, de mba ny zavatra hitanao rehetra manodidina anao eo no akana inspiraka.
Ny tena mafy manko raha ny fahatsapako azy dia ny hamoaka teny voalohany iny.
12. Ragadona ( 24/11/2005 18:03)
Dinidinihana eny izy ka refa tena tsy tafa dia raiketina ho tsiambaran telon ny fo e, refa afaka mitahiry azy ao am po d zay, de itadiavo bandy manja hahasambatra azy izy refa tsy ho tafa ianao, tena sérieux zany a
13. xxx ( 25/11/2005 04:01)

letony ko zany tsy mahazo resaka mitsin,efa hoe le oul aza saron-kenatra ka hoe orohy (ts kobon-ty nga le vazo misy hoe iny ;ayyy norofany aho eee!!)
14. xxx ( 25/11/2005 04:04)
xxx:

Raha tena tsy hitanao izay fomba hikotina vhv fa tena saron-kenatra enao milaza fa tianao izy dia rehefa miaraka iny ianareo ka hisaraka amin'izay dia izao lazaina azy hoe mahazo manoroka anao ve za ? dia hita eo zay lazainy e! na izy tonga dia hanome ny molony na izy hanontany anao hoe fa maninona aho no horoanao dia tonga dia hamaly tsisy henatra intsony enao avy eo hanao hoe satria tiako ianao! fomba iray iny fa betsaka ny azo atao e!
Mahazoa bdb e!!!

ilety no tiko kôziana eo ambony sao betsaka no fanina

15. hesham ( 01/12/2005 15:22)
inviteo mande resto dia misotroa vin de refa mahazoazo iny izy sy ianao de jereo @ maso tsy mikipy mintsy fa mifanantona tampoka ny molotsa hihihihi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
16. hesham ( 01/12/2005 15:26)
fa raha tsy tiany injay le sipa de tohizany mody sarokenatsa fona izy kou :-D:-D:-D:-D:-D
17. body ( 01/12/2005 16:09)

fa raha tsy tiany injay le sipa de tohizany mody sarokenatsa fona izy kou

gra
18. body ( 01/12/2005 16:12)

fa raha tsy tiany injay le sipa de tohizany mody sarokenatsa fona izy kou

grave indray izany hevitra izany an!
Ary ilay raha mody sarin-kenatra indray angeh dia lazain'ilay sipa hoe tara aminy ianao e!:-D
19. fijo ( 16/12/2005 22:56)
za koa sarokenatra be
20. anjeliko ( 29/12/2005 07:30)
body:

ho an'ny olona saron-kenatra, ahoana no fomba hikôtiny olona iray? Ary ahoana no fomba ambaràny amin'ny olona iray hoe tsy tia anazy izy.

ty fomba fikotina ho lazaiko ty d azo ampiasan' ny olon-drehetra na saron-kenatra na tsia, satria mandaitra fona izy io mantsy!:lol::lol:

atao zay hampiomehy sy haharavo lalanda lé olona e!avoka lé toetra mampiomehy ao anaty ao. sady mampiseho lay atao hoe "ianao " enao e!zany hoe:"rester soi mm et se devoiler a la personne" e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5377