Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 25/11/2005 22:13)
les hommes
les hommes c'est comme les casseroles si tu retires la queue, il ne reste rien d'utile. Ahoana ny hevitrareo @io? Sa kosa aleonareo 'ty manaraka ity: un homme c'est comme une vidéo: Avance Recul... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:11
xxx ( 25/11/2005 19:04)
seks
ny sex v afaka hitazomana olona iray , sa raha tsy manao anio d afaka mitazona ihany na efa 28ans ny andaniny sy ny ankilany... tohiny
novalian'i hesham ny 01/12/2005 13:59
fijo ( 25/11/2005 12:20)
voninahitsy J E
ekeko tanteraka ny hilana ny fisian'ny antoko mpanohitra ao amin'ny firenena iray,fa ny ao amintsika dia tsy haiko hoe tena mpanohitra ve no misy sa inona. jereo anie ireo vaovao hazo farany momba ir... tohiny
novalian'i fijo ny 20/12/2005 21:01
xxx ( 25/11/2005 11:11)
fitia
mba tiako fantatra we inona ny mahatonga ny lhl manaiky hiaraka @ vadinolona ?, ary raha ianao @ ilay cas , inona ny sentiment na sensation na emotion ao anatinao , gener v sa tsy maninona ? @ voloan... tohiny
zakony ( 25/11/2005 11:09)
hira vahiny
azo atao ve ny mangataka tononkira vahiny? raha azo atao dia mba mitady ny tonon'ilay hiran'i Forrest Whitlow hoe "Madagascar", album Patch of blue angamba izy zay Merci ... tohiny
novalian'i badman ny 01/12/2005 18:05
Mifenty ( 25/11/2005 09:59)
fa maninona kosa e ...;
Fa maninona kosa le titre n'ilay sizé no averimberina in-telo in'efatra eh. Efa ita né oe ni post nareo de ampy ny iray fa manjary tafidina ary am farany gidan-drambo ary le sizé mba mi intéré... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:12
HeryLo ( 25/11/2005 08:45)
Sary tahiry namanadago.
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D Miarahaba anareo rehetra indray. Ireto ny sary notsongaina t@ lanonana niarahana t@ namana serasera dago. Somary nanahirana kely ihany moa ny fanamboarana ka dia mial... tohiny
novalian'i fijo ny 13/12/2005 20:23
balite06 ( 25/11/2005 08:27)
RADADATOA Mpanao fanafody
:evil:Za no Radadatoa aminy ary efa be ny zavatra nataoko sy nilain'ny olona tamiko ,haiko daholo ny fika rehatra ary tena mahomby , misy ny mpakany amiko betsaka , fa ny tiako ho fantatra ny hevitrar... tohiny
novalian'i rzftsoa ny 06/08/2013 13:23
xxx ( 25/11/2005 04:46)
hatezerana
-nisara-bady vao ho 1minitra sy tapany ity vhv 1,tezitra ka lasa nivoaka ny trano ary de nandeha ary dia tapa-kevitra fa zay bandy mikôty azy voalohany eo de iarahany, -nisy lhl1 nahatsikaritra anef... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/11/2005 21:14
ilvolo ( 24/11/2005 22:03)
Hitady hira
Salam daholo, Sao de mba misy manana tononkiran'i jaky :"Avy zah marô" azafady.Misaotra .... tohiny
novalian'i McFy ny 20/12/2005 11:15
fiaritiana ( 24/11/2005 21:20)
mba tohizo oe ry akama!!
nareo vehivavy oa tsy mba.............. tohiny
novalian'i riam ny 29/05/2006 09:11
fiaritiana ( 24/11/2005 21:19)
mba tohizo hoe ry reto!!
nareo lehilahy reto oa tsy mba................ tohiny
novalian'i Sorate ny 22/12/2005 06:21
xxx ( 24/11/2005 20:47)
pilule!
misy fiantraikany ve ny pilule eo amin ny vatan ny vehivavy na zay mampiasa azy??... tohiny
novalian'i peta ny 05/01/2006 11:35
pissoa ( 24/11/2005 15:44)
fa iza?
Rehefa avy nametraka ny entan'ny Papa tao anaty coffre ony zany ny soferany(S) tany amin'ny aeroport, dia gaga be fa ny Papa(P) mbola eo amin'ny trottoir fa tsy mbola niditra tao amin'ny fiara. S: Mi... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:09
fek ( 24/11/2005 15:06)
Latsa- pitia eto amin'ny net
mety ve ny latsa- pitia amin' ny alalan' ny internet? misy ilay izy fa mety ho tsara fiafarana ve?... tohiny
pissoa ( 24/11/2005 13:34)
varavaran-kely
tonga ony izany ny fanaovana inspection tao amin'ny sekoly iray. dia manatrika ny fampianarana zany ny inspektera e! dia t@ cours d'anglais, teny amin'ny farany lery no nipetraka, teo akaikin'ny Toto.... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 19:27
Eva ( 24/11/2005 13:26)
CHESS
Asa raha tadidinareo tany @ taona 95 tany ho any nisy jeux d'echecs sous DOS angamba iny raha tsy diso aho ,de hazavaiko tsara . Le izy en 3 dimensions de olona tena olona ny paoziny ,sahala @ ohatra... tohiny
novalian'i kavaly ny 28/12/2005 18:13
mamzelkely ( 24/11/2005 12:39)
teinture
hono wa ry reto sô de mba misy afaka manome conseil kely kay am resaka teinture fa ny voloko zany ts mandray loko mits sô de misy zvt tokony atao aminy kay alo ef in bdb za zay nandoko fa ts hita mi... tohiny
novalian'i didax ny 23/01/2006 20:14
Lepetitbeau ( 24/11/2005 12:18)
Tsy mitsatoka ny prise
Lasa niasa rangahy ary rehefa lasa i Rangahy dia mampiditra an'ilay mpiasan'ny Jirama sipany ramatoa - Indray andro ary nanao tapody fohy rangahy ka tratra teo am-pandriana izy roa ! tezitra mafy ra... tohiny
novalian'i Veloo ny 02/12/2005 17:09
Lepetitbeau ( 24/11/2005 12:17)
Tsy mitsatoka ny prise
Lasa niasa rangahy ary rehefa lasa i Rangahy dia mampiditra an'ilay mpiasan'ny Jirama sipany ramatoa - Indray andro ary nanao tapody fohy rangahy ka tratra teo am-pandriana izy roa ! tezitra mafy ra... tohiny
novalian'i Veloo ny 29/11/2005 18:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 6.5054