Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
fijo ( 30/11/2005 21:37)
viagra
vaovao henoko androany.aty frantsa izao dia azo hitsaboana tension ny viagra,satria hono mampisokatra ny lalandra;ka manome lalana tsara ny ra hakany amin'ny fo. hummm ka hanoa akory izany izao izay ... suite
répondu par fijo le 21/12/2005 19:34
rrgmt ( 30/11/2005 19:11)
Fifaninana izay site web tsara mety hahalasa anao lavitra
midira amin'ny http://rrgmt.coupeci.com/... suite
répondu par fijo le 02/12/2005 05:46
sambatra ( 30/11/2005 18:31)
Inona no antony manosika anao hivavaka???
Salama ny namana rehetra, Moa ve mba mametra-panontaniana isika tsirairay avy hoe inona marina no antony manosika ny tenany hivavaka. Mba zarazarao ary hoe sao mahasoa!!! ... suite
répondu par jimna le 07/02/2006 04:12
sambatra ( 30/11/2005 18:05)
Akamatiana
Miarahaba antsika rehetra namana An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana Sendra mandalo dia manatsafa Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa Mana-talenta raha i Akamatiana Mino aho fa ... suite
répondu par akamatiana le 07/12/2005 20:25
sambatra ( 30/11/2005 17:33)
Tafita i Madagasikara!!!
Salama ny namana rehetra, Manana foiben-tsolika "gisement pétrolier" i Madagasikara araka ny vaovao nandeha tato ho ato. Ny fanontaniana mipetraka, mety hanampy an'i Madagasikara ho tafarina ve i... suite
répondu par fijo le 16/12/2005 21:52
dadabe ( 30/11/2005 16:14)
asio komantera amizay a
[color=red] [size=13px] [b]Fitsarana : Voaheloka 7 taona hanao asa an-terivozona ny matoatoan-drangahy mpanolana 29-11-2005 / 13:21 Resaka mampihomehy no sady tsy mampino ity raharaha ity, kanefa z... suite
répondu par dadabe le 27/12/2005 05:06
bichette ( 30/11/2005 14:30)
"izy mirahavavy" mpanoratra : DOX
Mitady an'izy io aho , aiza no mety ahitako azy ? misaotra tompoko... suite
répondu par xxx le 01/12/2005 01:26
Maheriloha ( 30/11/2005 14:18)
vAHINY MANDALO
Tany ambany vohitra be no niseho ny tantara : any ambanivohitra mantsy misy ireny mpivaro-mandeha ireny ka sendra zavatra izy ireto fa henoy tsara ; Nisy mpivadyvao ny iray (vavy) 26 taona , ny ira... suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:31
dadabe ( 30/11/2005 14:09)
anjekaky oo !!
io injay izao dia be de be ny hanao komantera tsss... [u][b]jereo eto[/b][/u]... suite
répondu par sasa le 20/12/2005 14:26
xxx ( 30/11/2005 14:02)
miseho milay
miaraka @ lhl mahasosotra b za ,nefa izy io tiako , nefa ny toetrany aloa d mankaleo b!;fantako aloa we mety betsaka ny anome tsiny za we lhl efa hotranizao v mbola iharahana ihany ,mme na ny namako d... suite
répondu par jennifer2 le 16/12/2005 04:32
Maheriloha ( 30/11/2005 13:47)
AZA MBA TRATRANY IHANY
iNDRAY ANDRO dia niaraka hono izy 4 dahy ka niresaka sipa ( fanaon'ny olona nalahy na vavy mantsy no miresaka sahala an'ity ). Hoy ny iray tamin'izy 4 hoe : , Aiza leysy hoy ny iray , iry letsya! sad... suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:34
Mifenty ( 30/11/2005 13:33)
Pretra homo, dé maninn nefa e!!!
Mampiaka-peo mafy mitsy i Vatican fa tsy ekena ny pretra manana tendance homosexuelle. tsy ekena ny ordination izany eh. Gaga iany aho satria, 1- misy refy ahafantarana an'io tendance homosexuell... suite
répondu par Mifenty le 11/01/2006 11:19
gasitiako ( 30/11/2005 12:29)
BEVOKANAO AHO
Niaraka hono ny vitsika sy ny soavaly tany anaty ala, torana tampoka anefa ilay soavaly lahy, fa naninona tampoka teo ary ?!!!!! BEVOHOKANAO AHO hoy ny vitsika, tezitra ny soavaly ka tapakevitra ny ha... suite
répondu par Veloo le 05/12/2005 17:08
Fanja1 ( 30/11/2005 12:27)
Séduction : 5 types d'hommes à éviter
ls sont ce qui peut vous arriver de pire dans une relation. A moins d'aimer se compliquer la vie, certains archétypes d'hommes sont à fuir de toute urgence. Apprenez à les reconnaître en cinq minu... suite
répondu par hertix le 29/01/2006 07:12
gasitiako ( 30/11/2005 11:35)
dans une biblio
Une blonde erre dans les rayons d'une bibliothèque. Une autre blonde (employée de la biblio ) veut lui venir en aide et lui demande ce qu'elle cherche : - Je voudrais un livre ... - De quel au... suite
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48
gasitiako ( 30/11/2005 10:49)
olombelotsiakoho
niala vao maraina be tao an-trano za indray andro zay, vao haingana io, poritra mafy te hikapa ranony nefa za, tsy nahita coin fa voatery nitifitra poto, tonga tampoka anefa ireny le police communale ... suite
répondu par Veloo le 04/12/2005 01:37
vaovao ( 30/11/2005 09:33)
fifaninanana hazakazaka
Sepotra ery i Naivo niditra ny trano, -"fa avy taiza izy zany?"hoy reniny, -avy nanao fifaninanana hazakazaka izahay mpiara-milalao eto an-tanàna -Ha!!De fahafiry enao t@ zany hazakazaka izany? -... suite
répondu par Veloo le 07/12/2005 18:48
tiam ( 30/11/2005 06:07)
mba mila torohevitra
misy olona izany ato an-trano toy ny voly sy misy manindrotsindrona ny lohany midina tongotra roa raha tany @ dokotera dia nilaza izy fa tsy ampy vitamineB nefa mba lasa ihany ny saina sao tsy dia ... suite
répondu par fijo le 06/01/2006 20:04
Biko ( 29/11/2005 19:37)
Mila toro-hevitra, halohalika ny ranom-bary! vonjeo
Tena faly be ny tenako nahita ity serasera ity, natoron'ny namana iray, ka mba mila toro-hevitra fa dia mijaly loatra. Tovolahy, 29 taona. Manohy fianarana am-pita. Manana olon-tiana, tany Madagasikar... suite
répondu par dadabe le 30/12/2005 15:15
diamondra27 ( 29/11/2005 07:30)
seduction, charme
azonareo lazaina eto ve ny ataon'ny lhl rehefa hi-charme na hi-séduire vhv izy, na fombafomba na paroles mety daholo? ... suite
répondu par diamondra27 le 25/02/2006 17:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3991