viagra

1. fijo ( 30/11/2005 21:37)
vaovao henoko androany.aty frantsa izao dia azo hitsaboana tension ny viagra,satria hono mampisokatra ny lalandra;ka manome lalana tsara ny ra hakany amin'ny fo.
hummm ka hanoa akory izany izao izay mihinana azy raha toa ka tsy misy namana eo akaiky eo??
fanampiny,tsy azo hekena ny ordonansy hafa tsy avy any amin'ny hopitaly hialana amin'ny hosoka,ary ny anarany dia hovaina ho zavatra hafa,fa tsy tsaroako.
novalian'i fijo ny 21/12/2005 19:34
2. Veloo ( 30/11/2005 21:56)
3. fijo ( 01/12/2005 05:31)
ie ,tena marina io fa tsy blagy an
4. Mael ( 01/12/2005 08:42)
eo ko r'i fijo dé mamporisaka b eo,
Ity misy tantara tena marina.....
taty dago, tao toamasina, taona maro² lasa, nisy Directeur na transitaire malaza be iray tao toamasina tao , week end ny andro dia mba naka makorelina i lery tamin'izany, ny vola mo nisy ko ny tena ve olona Directeur izany .... raikitra ny revy rehetra, avy eo tapakevitra fa handeha hanao firaisana lalina amin'izay ary izy roa... dia nihinana viagra i boto.. nipôpy ka nipôpy teo ,…io ary fa maty teo ambon'ilay sipa i ledala8O8O, tena maty toe amboniny mihintsy fa tsy hoe efa avy nanao vao maty, ny fika be amin'izany mbola tao anati'ny fivavian'ilay sipa.., dia hoy aho hoe, mieritrereta ihany vao mihinana viagra raha toa ka misy tension ianao....8O8O8O8O.
mety misy olona mahalala io tantara io raha toa izy ka nonina tay toamasina taona maro² lasa...
5. watafon ( 01/12/2005 13:55)
:roll::roll::roll: mba loza kou zany nahazo an-drazoky zany an !
sô d mba tsy le viagra no azo itsaboana tension fa fangaro iray ao anatiny fotsiny e!
6. watafon ( 01/12/2005 13:57)
:roll::roll::roll: mba loza kou zany nahazo an-drazoky zany an !
sô d mba tsy le viagra no azo itsaboana tension fa fangaro iray ao anatiny fotsiny e!
7. watafon ( 01/12/2005 14:02)
:roll::roll::roll: mba loza kou zany nahazo an-drazoky zany an !
sô d mba tsy le viagra no azo itsaboana tension fa fangaro iray ao anatiny fotsiny e!
8. ravakamalala ( 01/12/2005 14:17)
misy olona minana viagra dia menatra izy dia mody atao hoe amin ny tension-ko no ihinanako an ity ka! Côcô an!:lol:
9. watafon ( 01/12/2005 14:20)
iny indray no tsy itako ry ravaka an !
10. watafon ( 01/12/2005 14:23)
iny indray no tsy itako ry ravaka an !
11. watafon ( 01/12/2005 14:24)
iny indray no tsy itako ry ravaka an !
12. ravakamalala ( 01/12/2005 15:58)
ka tsy maintsy ampiasaina ny côcô fa mahamenatra ny lehilahy mihitsy ilay hoe tsy mahavita !!!
13. Veloo ( 01/12/2005 17:22)
8O8O8O
14. lapino ( 01/12/2005 17:25)
Ampiasaina ahoana ry ravakamalala, f'angaha izany côcô izany tsy ambolena e? :-D:-D
15. ravakamalala ( 01/12/2005 19:55)
mpamboly côco ndray i lapino an!:-D
16. lapino ( 01/12/2005 20:16)
sô de ambolena côcô be ranony njy? :-D:-D
fa inona moa no ambolena amin'côcô e: tahony sa vôniny? :-D:-D
17. ravakamalala ( 01/12/2005 20:48)
Anontanio benoix!!:-D:-D

inn no mabolena : ny raviny!:wink:
18. Herimiafina ( 01/12/2005 20:52)
Simple: tsy ilaina zany viagra zany fa ity misy fika mandaitsa 100% mahasolo viagra: sipa favy constitution hiarahana, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. lapino ( 01/12/2005 21:05)
ravakamalala < :-D:-D Tena tsy koboko hoe ahoana no ambolena le raviny kle! De ozizy ra-BenoiX hoe ampiasao hono ny loha! tsss ...
Toa tsy maintsy le tahony ihany kle. Rehefa tsy mety dia avadika ny botiry =))=))
20. ravakamalala ( 01/12/2005 21:34)
:-D tsy ratsy
ampiasaina ny loha ka no izany tsy ilaina ny viagra!!

sipa favy constitution hiarahana


ka raha tsy lhl menatsa dia manapika jiro foana dia tsisy dikany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1667