viagra

21. ravakamalala ( 01/12/2005 21:34)
lhl menatsa mantsy e
22. Herimiafina ( 01/12/2005 21:46)
Mila mividy poster grandera natiora konkou refa ots'izay sy ots'izay, hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. fijo ( 01/12/2005 22:03)
wata,tena resaka marina io ka,fa hovana ny anarany tsy atao hoe viagra,fa misy anarany vaovao mihafara amin'ny OX izay.fa tsy misy fiovana fa tena ny viagra no ampiasaina.viagra(25%)dia hopitaly ihany no mahazo manome ordonansy fa tsy ny mpitsabo rehetra
24. Veloo ( 01/12/2005 22:15)
zany ve? :^):^)
25. fijo ( 01/12/2005 22:16)
ie,mila ngah i veloo kely?
26. watafon ( 02/12/2005 11:09)
herimiafina : tsara constitution nefa mampatahotra b d aôna ? :-D:-D:-D d aleo maty ihany ny jiro kle !
27. ravakamalala ( 02/12/2005 11:18)
watafon mpanapika jiro !!!!!!:D
28. watafon ( 02/12/2005 11:26)
ravaka : efa hitanao ngah?:?:
29. Veloo ( 02/12/2005 16:06)
fijo a,
za tsy manana tension ko mila an'io :roll::roll:
30. fijo ( 02/12/2005 22:00)
veloo iza no mahita????
ravaka mpitsikilo an'i wata an.hummmmmmm
31. watafon ( 03/12/2005 05:26)
veloo tsy marina zany k ! ny olona rehetra ange manana tension fa ny isany no tsy mitovy e! :-D:-D:-D
fijo hidiko tsara ny rideau @ manaraka fa misy mitsikilo kay ato !:-D:-D
32. fasaly ( 03/12/2005 16:25)
Mael:

eo ko r'i fijo dé mamporisaka b eo,
Ity misy tantara tena marina.....
taty dago, tao toamasina, taona maro² lasa, nisy Directeur na transitaire malaza be iray tao toamasina tao , week end ny andro dia mba naka makorelina i lery tamin'izany, ny vola mo nisy ko ny tena ve olona Directeur izany .... raikitra ny revy rehetra, avy eo tapakevitra fa handeha hanao firaisana lalina amin'izay ary izy roa... dia nihinana viagra i boto.. nipôpy ka nipôpy teo ,…io ary fa maty teo ambon'ilay sipa i ledala8O8O, tena maty toe amboniny mihintsy fa tsy hoe efa avy nanao vao maty, ny fika be amin'izany mbola tao anati'ny fivavian'ilay sipa.., dia hoy aho hoe, mieritrereta ihany vao mihinana viagra raha toa ka misy tension ianao....8O8O8O8O.
mety misy olona mahalala io tantara io raha toa izy ka nonina tay toamasina taona maro² lasa...




injay aza fa confirmé lay sizé napetrako tary amin'ny resk'olondehibe "cardiaque" hay tena misy marina zany kou tsy loza zany. de voasintona ihany ve hono lay zavatra mbola en forme be iny???
33. stanl ( 06/12/2005 08:26)
ravakamalala:

misy olona minana viagra dia menatra izy dia mody atao hoe amin ny tension-ko no ihinanako an ity ka! Côcô an!:lol:
[i] fa inona no antony mahametra azy raha tiany ilay zavatra :-D:-D


34. stanl ( 06/12/2005 08:38)
ravakamalala:

misy olona minana viagra dia menatra izy dia mody atao hoe amin ny tension-ko no ihinanako an ity ka! Côcô an!:lol:
[i] fa inona no antony mahametra azy raha tiany ilay zavatra :-D:-D


35. watafon ( 06/12/2005 12:54)
stanl, :roll::-D:-D
36. watafon ( 06/12/2005 13:02)
stanl, :roll::-D:-D
37. Veloo ( 06/12/2005 23:53)
wata a za anie efa tsy mino an'ilay oe viagra mampiakatra tension eeee... mamaly ny tenin'i fijo fotsiny aho satria izy mi-baser an'io viagra dia zany no lazaiko oe za tsy manana tension ko ampiasa viagra :P
38. watafon ( 07/12/2005 06:30)
veloo,hay v e! :wink:
39. Veloo ( 07/12/2005 20:22)
wata a ieuuuuuuuuuuuuu :-D:-D:-D
40. fijo ( 09/12/2005 04:43)
veloo,ka hoe manasitrana anie e.andramo moa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0529