viagra
43. fijo
(
14/12/2005 21:37)
ka tsy za anie no namorona na'io,fa vaovao henoko tamina radio io e."RMC" no nandrenesako an'io
45. Veloo
(
15/12/2005 17:18)
wata eeeeeeee njy tsy afaka manao commentaire ny tension-ko ... ny ahy tena normal be za anie tsy minana hena e :P
46. watafon
(
15/12/2005 17:57)
veloo,f'angah mou raha tsy mihinana hena d ho normal ny tension? d raha mihinana excitant matetika njy d miaktra izy !:-D:-D aleo ary tsy asiana comm e!
47. Veloo
(
15/12/2005 18:16)
an3 za tsy mihinana excitant zany ka no sady matory tsara de inn ko mo? ny ahy wa normal eeeeee... nenao zao tena ambony be :-D:-D:-D
48. watafon
(
15/12/2005 19:04)
non ! normal kou nenà k ! 110>70 mm hg vao avy nalaiko teo mitsy !:-D:-D:-D
49. Veloo
(
15/12/2005 19:19)
nojereko ny sarinao lebebe ihany enao knou mila mijery ny tension isan'andro hihihihih:-D
50. fijo
(
15/12/2005 21:37)
veloo an ,raha izany lehibebe izany ve,za izany tsy tokony ihinana dimy isanandro?tsssss
51. watafon
(
16/12/2005 03:55)
fijo,:-D:-D:-D tonga d mitsitra ery ôtran'ny tsy teo!
veloo:bandy en forme tsara io retsy an !
veloo:bandy en forme tsara io retsy an !
57. Veloo
(
18/12/2005 00:24)
raha tsy izany tsy mahazo ny tsara raha tsy miady varotra ka:-D:{:-D:-D:-D:-D