Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i sambatra, milahatra araka ny daty
sambatra ( 01/04/2009 18:31)
AZA MIJERY IZAY MORA TOHINA (Sarin'ireo Voatifitra t@ 28/03)
Aza mba ny zanany no tratr'izao! http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,230359 Mivavaka ho an'ny fanahin'ireo namoy ny ainy. ... tohiny
sambatra ( 01/04/2009 14:52)
TAPAHIKO NY AHY RAHA MAHASAHY NY HAT
EFA MPANAM-BOLA ABY IREO MPIKAMBANA AO @ HAT ARY KOA IREO MINISITRA. ARAKA IZANY, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MARINA IREO ARY RAHA MITSINJO NY MAJINIKA DIA TOKONY HANAO FIANIANANA FA TSY HANDRAY NA DI... tohiny
novalian'i irihat ny 02/04/2009 07:48
sambatra ( 02/04/2007 12:50)
Mifampihinana ny namana, iza no tsy mety lany?
Teny iray ihany no ampiasain'ny mpandray anjara. Ilay teny ampiasaina anefa tsy maintsy mafy kokoa, afaka mandrava, afaka manimba, afaka mamotika, afaka mamono, ..., ilay voalaza eo aloha. Ohatra ... tohiny
novalian'i karinah ny 06/04/2007 08:26
sambatra ( 16/03/2007 19:34)
Fifaninana biby sy zavamaniry ao Madagasikara
Milazà biby (B) iray miampy zavamaniry(Z) iray hita ao Madagasikara ary amin'ny teny Malagasy. Tsy maintsy mitovy ny litera fiantombohan'izy roa. Vakio tsara ireo voalaza any ambony fa tsy azo averin... tohiny
novalian'i Bita ny 12/05/2007 09:26
sambatra ( 15/03/2007 02:04)
1 isaka ny mpandray anjara ihany azafady
1 = Raiamandreny 2 = Roaso fa hariva ... ... ...... tohiny
novalian'i bmw333 ny 25/03/2007 00:03
sambatra ( 24/02/2007 17:19)
Vakio ito raha te-hihomehy na hanala sorisory!!!
Misy tovolahy anankiray, mpihaza rajako lahy no asany. Rehefa mihaza izy dia miaraka amina tovolahy anankiray hafa sy alika ary basy. Indray andro anefa tsy afaka ilay namany mpiaraka aminy toy ny mah... tohiny
novalian'i pissoa ny 01/03/2007 13:05
sambatra ( 22/02/2007 23:01)
Alika mivory, mahatsikaiky!!!
Dia mbola nandinika hatrany ny Ntaolo, hoy izy ireo: "Manao fivorian'alika ka orokoro-body no betsaka." (Tandremo izany ry mpanao pôlitika malagasy "fayot").... tohiny
novalian'i wooda ny 04/03/2007 00:52
sambatra ( 22/02/2007 18:41)
Ohabolana mahatsikaiky nefa mahakasika antsika rehetra
Nandinika ny Ntaolo malagasy : """Tsara vitana toy lehilahy be filahiana latsaka an-drano ka natsingafon'ny voany."""... tohiny
novalian'i Stretch ny 02/03/2007 18:17
sambatra ( 01/12/2005 11:11)
Ody "sida" Malagasy!!!
Tao amin'ny "tribune de Madagascar" no nivoaka ity lahatsoratra ity ka ahoana ny hevitrareo? Tsy ho zava-baovao velively amin’ny mpamaky ny fandrenesana sy ny filazana fa “ hain’Ingahy... tohiny
novalian'i HERMA ny 15/05/2006 04:28
sambatra ( 30/11/2005 18:31)
Inona no antony manosika anao hivavaka???
Salama ny namana rehetra, Moa ve mba mametra-panontaniana isika tsirairay avy hoe inona marina no antony manosika ny tenany hivavaka. Mba zarazarao ary hoe sao mahasoa!!! ... tohiny
novalian'i jimna ny 07/02/2006 04:12
sambatra ( 30/11/2005 18:05)
Akamatiana
Miarahaba antsika rehetra namana An-tsoratra ihany satria tsy afaka mandray tanana Sendra mandalo dia manatsafa Ireo mpidinika, mpikarajia sy mpitafa Mana-talenta raha i Akamatiana Mino aho fa ... tohiny
sambatra ( 30/11/2005 17:33)
Tafita i Madagasikara!!!
Salama ny namana rehetra, Manana foiben-tsolika "gisement pétrolier" i Madagasikara araka ny vaovao nandeha tato ho ato. Ny fanontaniana mipetraka, mety hanampy an'i Madagasikara ho tafarina ve i... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2005 21:52
sambatra ( 26/10/2005 12:03)
Pôlitika vaovao
Salama ny Namana rehetra, Ampitiavana be no anoratana sy izarana ny eritreritra aminareo. Namako daholo na dia ny mpakahala ahy goavana indrindra aza. Hatramin'izay, ny zava-nisy tao Dago dia mi... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406