TAPAHIKO NY AHY RAHA MAHASAHY NY HAT
1. sambatra
(
01/04/2009 14:52)
EFA MPANAM-BOLA ABY IREO MPIKAMBANA AO @ HAT ARY KOA IREO MINISITRA. ARAKA IZANY, RAHA TENA TIA TANINDRAZANA MARINA IREO ARY RAHA MITSINJO NY MAJINIKA DIA TOKONY HANAO FIANIANANA FA TSY HANDRAY NA DIA "ARIARY" AZA FA DIA HATOLOTRA NY VAHOAKA SAHIRANA NY KARAMAN'IZY IREO MANDRITRY NY TETEZA-MITA. TAPAHIKO NY AHY RAHA MISY MAHASAHY MANAO IZANY IREO.
novalian'i irihat ny 02/04/2009 07:48
2. yuka
(
01/04/2009 14:58)
Aza mba ny zavaboary no anaovana fanamby sao simba eo ianao raha misy tapaka ny vatanao :-D :-D :-D :-P
3. sambatra
(
01/04/2009 15:08)
Tsy hita ry "yuka" fa rehefa misy zavatra iray tinao dia tsy maintsy manao sorona zavatra hafa ary hatramin'ny aina mihitsy raha ilaina izany. Ka tiako ny Tanindrazako satria ao ny fianakaviako, ao ireo iray Malagasy iray Firenena amiko. :?
4. andrywui
(
01/04/2009 15:08)
Misy mahasahy ao fa tapaho ary ho jerena !! sady ny anlah efa tapaka tamlé oe :: tapahiko ny ahy rah azon'ny TGV zany io Fitondrana io !! def notapahin'i Ralalaina sy Bazylou tany kou innn tsony no hotapahina fanindroany eo ?? !!
6. tenagasy
(
01/04/2009 16:11)
Mankamamy!
Fa inona no fitondrana azon'i TGV BET eo? Fitondrana ireo Fozaorana miisa 5000 angaha ka tsy mifaka aho.
Raha tsy izay indray dia Pouvoir Terroriser et Pouvoir des Armes.
Fa tsy misy ankoatr'izay.
Ny Tena POUVOIR dia ity:
Misy inona ananan'Ny Filoha Ravalomanana intsony moa izao? Fananana? Vola? Tranompanjakana? Birao? Miaramila? Fitaovampiadiana?
Nefa jereo hatraiza ny herin'ny POUVOIR-mbahoaka nasalotra azy? Vataten'izy irery no itangoronana sy ifandrimbonan'izao tontolo izao tohanana satria any ilay zavatra. Ilay TENA POUVPOIR io.
Manararaota mandihiza farany ra-Andrywui fa kely sisa ananana azy ah!
Ny hoe misy mahasahy indray:
- I Andry LOHAM-POZA aza hoatrinona no nomena azy nanao an'izao habibiana izao
- Ny KaPôkaty/Tsatokaty: ireny nibaribary ireny.
Matim-bola daholo ireo no mampiraparapa tsy mahalala menatra azy ireo intsony. Ka hoe mahasahy ah mahasahy!
Tia tanindrazana elaisany ka potehina tahak'izao izay kely ananana?
HIFANKAHITA ISIKA E!
Mirary soa!

7. vale
(
01/04/2009 16:34)
seza no mahamaika azy ireo fa mody vava fotsiny ny oe fitiavan-tanindrazana eee, sns eee..olona very fihinanana daholo anie ny ankamaroan'ireo dia tratrany ny tanjony izao dia ilay "seza "ka inona tokoa ny omeny eo!? :lol:
9. fijo
(
01/04/2009 20:23)
raha ireo itako tao amin'ny hat aloha dia tena koditra aho e????,dia mbola ireo ihany indray ve no hiverina eo???
10. belakely
(
01/04/2009 21:57)
miverina any amin'ny taon-jato faha-?????????????, tena tsy hitako izay ilazana azy
malahelo anao aho ry fireneko!!! :( :(
malahelo anao aho ry fireneko!!! :( :(
11. bozzy
(
01/04/2009 22:11)
Ny tody hono tsy misy fa Izay atao hono no miverina e
Ny tanjona ultime ange dia hoe "MANALA ANY RAVALO A TOUT PRIX " é
Ka na iza na iza nisolo azy eo , dia io composition ny HAT io ny 'Prix à payer"
Ny olonkafa tsinona kanosa sy tsy sahy miditra lalina @ Politika kah!!
Raha sahy ny hafa tokony nanao sahisahy koa fa tsy izao vao mitomany tena hoe "Ireo indray ve"? ENY ireo indray satria ireo no efa nataony razambeny vita lasitra sy nampianarina ho sahy sy hahay politika
Raha vao mibolilalila eo koa ireo , dia ho avy indray ny Vahoaka @ Angady sy Harona hanongitra ireo hatrany @ fakany , tahaka ny natao t@ 1972 ny Tsiranana, 1991 ny Ratsiraka ary 2009 ny Ravalomanana