Fifaninana biby sy zavamaniry ao Madagasikara

1. sambatra ( 16/03/2007 19:34)
Milazà biby (B) iray miampy zavamaniry(Z) iray hita ao Madagasikara ary amin'ny teny Malagasy. Tsy maintsy mitovy ny litera fiantombohan'izy roa. Vakio tsara ireo voalaza any ambony fa tsy azo averina intsony. Izay mamerina dia mitovy amin'ilay anaram-biby naveriny :twisted:

Ohatra :

B : Voalavo
Z : Voahirana

Mazava ho azy fa iray (B,Z) isaka ny manoratra ihany.
novalian'i Bita ny 12/05/2007 09:26
2. sitlo ( 16/03/2007 19:39)
8-)
3. Stretch ( 16/03/2007 19:41)
hein ! entitra be ny anareo métresy !8-)
4. Stretch ( 16/03/2007 19:42)
B: sakasakatavilotra
Z: saonjometisy
5. sitlo ( 16/03/2007 19:43)
8-) :-D 8-)
6. Stretch ( 16/03/2007 19:52)
kôlé mamafa gabné eo fa lôzy mivilavila eo
7. sitlo ( 16/03/2007 20:00)
zay mbola tsy tratran'ny namafa gabne zany mihitsy. Nefa faly ery miverina any am-pianarana mijery an'ilay mpiara-mianatra mamafa gabne. :-P
8. Stretch ( 16/03/2007 20:16)
ko kôlen'i métresy sambatra ary am sous sol ary eo :°)
de tonga any a , mijery:-P
9. sitlo ( 16/03/2007 20:41)
;-)
10. Stretch ( 16/03/2007 20:58)
B:tanavavy
Z:telomiovaloko
11. Stretch ( 16/03/2007 20:59)
B:voay
Z:voankazofihinamboa
12. Stretch ( 16/03/2007 21:00)
B:androngo
Z:anatsingita
13. Stretch ( 16/03/2007 21:01)
B:gisa
Z:goavitsinà
14. Stretch ( 16/03/2007 21:02)
B:gana
Z:garanadrela
15. xxx ( 16/03/2007 21:02)
B: bema
Z: Zefa
16. Stretch ( 16/03/2007 21:03)
B:papelika
Z:paisopetakorona
17. Stretch ( 16/03/2007 21:05)
mitonotena ôtrany bema sady zefalita:-D
18. pissoa ( 16/03/2007 21:11)
B : lapino
Z : lisy
19. pissoa ( 16/03/2007 21:12)
Oops, hay moa teny gasy !

B : Bitso
Z : baranjely :-D:-D:-D
20. Stretch ( 16/03/2007 21:22)
B:paraky
Z:pissoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1723