Liste des messages

Liste des messages, inserés par Bita, par ordre de date
Bita ( 24/08/2011 11:39)
Hoy ilay Rangahy iray vadiny. Jereo ange iry vorona maty iry. Dia sady nijery teny ambony amin'ny lanitra ilay ramatoa no manontany hoe aiza izany vorona maty izany ;) Mba aza ...... ihany oa. ... suite
répondu par papounette le 18/09/2012 08:48
Bita ( 03/10/2009 13:53)
Resaky ny totozy 3
Nisy totozy 3 hono niresaka. Dia hoy ilay voalohany: Rehefa mahita sakafo aho ka fantantro fa misy poizina dia tsokiriko izay faritra misy ny poizina dia hohaniko ny ambiny. Dia hoy ilay totozy fahar... suite
répondu par ZoRajoela le 13/10/2009 19:04
Bita ( 28/09/2009 15:05)
Mpivarotra mahay
Nisy fivarotana lehibe vao nisokatra. Alohan'ny hisokafany dia nanao fanandramana ny filoha raha tsara ireo entana amidy ao anaty magazay. Mba ahafantarany hoe tsara sa ratsy, samy nasainy nitondra en... suite
répondu par princes le 01/07/2010 19:39
Bita ( 19/09/2009 08:51)
Manana fahalalana @ fivarotana ve ianao?
Nisy tovolahy iray nifindra monina tao Antananarivo. Tsy maintsy mitady asa izy satria lafo ny fiainana. Nandeha tao @ Cora izy nanontany asa tao lehibe. Nojeren\'ilay lehibe ambony ambany ilay tovo... suite
répondu par rhina le 20/09/2009 09:11
Bita ( 13/09/2009 19:44)
17 Octobre 2009
Fety ho an'ny Malagasy rehetra an'Allemagne any Munich @ Sabotsy 17.10.2009 manomboka @ 11h ka hatr@ 22h: Adiresy alefako aoriana kely ao Tongava maro... suite
répondu par tess le 01/10/2009 09:33
Bita ( 13/09/2009 09:50)
Anniversairen'ilay Mpangataka
Nisy mpangataka iray efa fantatr'olona rehetra. Ao @ mpanao mofo no toerana tena fandehanan'ity mpangataka ity. Mahazo mofo izy isaky ny mangataka. Indray andro ary nofidiany izay zavatra nangatahany.... suite
répondu par xxx le 13/10/2009 20:00
Bita ( 11/09/2009 13:31)
Miparé
Tonga teo @ fandrotsahana vola ao @ banky ity Rafotsy be iray. Dia nanontany ilay mpoiasan'ny banky hoe ohatrinona ny vola arotrsany? Dia namaly ilay rafotsy hoe 1000.000 ariar. Fa mba taiza no nahaza... suite
répondu par mmmhh le 28/09/2009 11:43
Bita ( 09/08/2009 19:48)
Aza atao amiko fanindroany intsony ny toy izay.
Nisy soferana Taxi nitondra olona, tao afara ilay mpandeha no nipetraka ary te hiresaka t@ ilay sofera izy ka nokapohiny kely ny sorok'ilay sofera. Nitsamboatra be ilay Sofera ka tsy nanana control ka... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:27
Bita ( 09/08/2009 00:04)
Resak'hetotra
Nandeha tany @ Dokotera ity Rafotsy be iray fa narary kibo be. Dia rehefa tonga teo @ Dokotera izy dia hoy izy tena marary be mihitsy ny kiboko ka sady mangetotra foana ao. Soa ihany fav sady tsy maim... suite
répondu par rhina le 07/09/2009 12:32
Bita ( 28/05/2009 13:06)
Tsy mila a...... Papa sy Mama a!
Nisy mpivady nanajanaka lahy kely. Mifoha maraina foana ity zazalahy kely ity ary mandeha mamonjy ny RaD any @ tranom-pandriany. Dia mahita ny RaD manao fihetsika hafahafa. T@ ity maraina ity ilay Rai... suite
répondu par mmmhh le 08/06/2009 07:33
Bita ( 08/02/2009 08:50)
Ce qu'il se passe
Ce qu'il se passe La crise malgache s'envenime et fait de nouvelles victimes. Samedi, des policiers anti-émeutes ont tiré sur un groupe de partisans de Andry Rajoelina, maire déchu de la capi... suite
répondu par xxx le 08/02/2009 14:06
Bita ( 03/02/2009 12:41)
Inona ary izany?
Tany am-pianarana: Mpampianatra: Inona no biby mampinono? Lita: Osy Mpamp.: marina fa saingy omby no valiny tena izy. Inona no biby manatody? Lita: Sokatra Mpamp.: Marina fa saingy akoh... suite
répondu par andrywui le 04/02/2009 14:52
Bita ( 21/01/2009 16:23)
tao @ genicologue (dokoteram-behivavy)
tao trano fiandrasan'ny marary any @ dokoteram-behivavy nisy lehilahy iray miandry eo koa. Nefa tsy niaraka t@ vadiny. Dia hoy ilay Receptioniste hoe tsy mandray lehilahy izahay f'angamba diso ianao... suite
répondu par xxx le 06/02/2009 13:28
Bita ( 12/01/2009 15:44)
izay zavatra efa latsaka @ tany tsy azo alaina intsony, famp
Hoy ity Rafotsibe iray t@n-jafikeliny. Izay zavatra latsaka ambony tany eny dia maloto avokoa ka tsy azo alaina ampiasaina na alaina intsony. Niaraka nankany an-tsena ary izy mianaka dia nividy mofog... suite
répondu par tsinjo le 13/01/2009 07:21
Bita ( 04/01/2009 10:35)
Hiran'i Rainindimby
Mba agatahiko ity hira ity izay mahay na dia toniny iry monja aza. Rosilia, Rosilia Sao mba hitan-droky re ny lamba napetrako teto a? Misaotra mialoha... suite
répondu par lanto le 10/01/2009 21:26
Bita ( 03/01/2009 12:10)
28 Fevrier 2009
Misy fihaonan'ny Gasy any Dresden Allemagne ka raha misy te ho avy raisina antana-droa ary milaza mialoha koa mba hikarakarana. Ny tohiny ho hita ao @ www.madagasikara.de Tongava re, tongava re, tong... suite
répondu par Bita le 08/02/2009 09:07
Bita ( 03/01/2009 12:08)
Aleoko izy no maty toy izay aho hamono olona maro
Nantsoina tany @ fitsarana ity Ranamana iray satria voalaza fa namono ny vadiny. Rehefa teo @ anoloan'ny fitsarana dia nekeny daholo ny fanontaniana rehetra napetraky ny Mpitsara. Mpitsara: Sendra... suite
répondu par Koditra le 12/01/2009 17:03
Bita ( 03/01/2009 11:03)
Volon-drambontsoavaly 200 Kg
Nandeha nitady volon-drambon-tsoavaly 200 Kg ity Amerikana ity ary noteteziny daholo izay olona mpiompy soavaly ary tonga teo @ ity mpiompy iray ity izy ary hitany fa mety ho ampy 200 kg ny volon'ireo... suite
répondu par ainaheri le 04/01/2009 09:48
Bita ( 03/01/2009 10:26)
Physicien sy ilay Microsoft programmeur
Tratry ny taona 2009 daholo ary mirary ny soa rehetra ho antsika jiaby. Niaraka nandeha t fiara iray ireto 2 lahy ireto. Ny iray Physicien injenieur ary ny iray Microsoft programmeur....? Nofenoin-... suite
Bita ( 18/12/2008 14:46)
ireo 3 lahy voasambotry ny kanibale
Miala tsiny mialoha raha tsy hanome ny anaran'ireo 3 lahy ireo aho....eto. Nisy 3 lahy hono voasambotri'ireo kanibaly dia hoy ireo kanibaly raha te ho velona ianareo 3 lahy mandehana mitady voankazo ... suite
répondu par winner le 05/02/2009 16:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0865