Physicien sy ilay Microsoft programmeur

1. Bita ( 03/01/2009 10:26)
Tratry ny taona 2009 daholo ary mirary ny soa rehetra ho antsika jiaby.
Niaraka nandeha t fiara iray ireto 2 lahy ireto. Ny iray Physicien injenieur ary ny iray Microsoft programmeur....?
Nofenoin-dry zareo 2 lahy feno tsara ny reservoir ary dia novelomin-dry zareo ny fiara. Dia lasa nandehary zareo. Teny anelanelan-dalana maty tampoka ilay fiara ary dia hoy ilay Phisicien: ilay lasantsy nataontsika teo tsy tsara @ ity fiara ity dia hoy ilay Microsoft programmeur. Tsy izany fa andao isika hidina daholo aloha dia rehefa avie miakatra ao anaty fiara indray dia mandeha indray io avy eo. :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1353